Sipa minono akibeantongotra

1. nikopol ( 29/09/2005 06:52)
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). Tena nanamafy orona ny fitiavanay ilay izy ka mba zaraiko aminareo namana. Handramo io ry zavavy, fa dia ho lafatra ny fiarahanareo...

:-D
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:53
2. sasa ( 29/09/2005 07:13)
hi hi hi hi hi hi izany hono ry zareo an, fa mba asaivo misasa tongotra tsara fotsiny izy aloha fa sao d maimbo from an!:-D:-D
3. bichette ( 29/09/2005 08:42)
nikopol dia arabaina izany ianao
4. vaovao ( 29/09/2005 09:32)
mba manana revy hafa koa le sipa an! fa a,gamba kosa aloha efa tena jenjin'ny sery izy @ akapobeny e!
5. pika ( 29/09/2005 09:41)
ka ny hakibehinao kosa angamba no azony antoka fa tsy mijangajanga koa raha ilay iray mantsy mety ho ......
6. majakely ( 29/09/2005 10:03)
zay ny maha-pika an'i pika zay !!! hihihi!
7. chipie1 ( 29/09/2005 10:26)
pika > hihihi mety ho marina tanteraka ny lazainjy :-D
8. mumu ( 29/09/2005 10:29)
ty nikopol ty kou mba mahita sipa hafahafa an!
9. fasaly ( 29/09/2005 10:54)
hafa kely njay iny fantasme ny madamanao iny nikopol an! hafa kely ny any alaotsa
10. vivi ( 29/09/2005 10:55)
aleoko kosa aloha minono ankibe toizay ilay zavatra fa toa tena mahatsiravina ihany hi hi hi
11. nikopol ( 29/09/2005 11:43)
ataovy aminy sipanareo io ry namana vehivavy isany fa tonga de fidel be mintsy izy :lol:

12. nikopol ( 29/09/2005 11:55)
Sasa andramo aminy sipanjy nge io e ! sady mimeme be lery no lafatra :-D
bichette misaotra akia an! fa raiso ihany ny torohevitra mahasoa
Vaovao revy hafa io tena manamôla bandy an! za kosa nge misolo bakiraro isakerinadro e
Pika za indray fidel en amour ka ... tsy kilalao nge zany e
majakely andramo ange io rahalina e
chipie1 diso tanteraka io lazain'i pika io fa ny ahy ny ratsana rehetra efa vita borna daholo
mumu sy fasaly zany ve de hafahafa ... tonga de mimarker point be mintsy ze sipa manao anio an!
vivi njy koa akia , mikipy fotsiny njy refa manao anio de tsy mahatsiravina zany fa mafalifaly be :-D:-D


13. tia2005 ( 29/09/2005 12:01)
zany v? efa fidèl b zany nao zao? efa nahita hafa angaha le nande sa hafa mihintsy ? d ahona.... ? :oops::-D:-D:-D enao ity koa aloha an!!
14. mumu ( 29/09/2005 12:06)
nikopol efa fantatro ny zavatra tiany ka! tsy ao anatiny zany !
zao njay aza ra-alina elà minono ny akibetongotr'ilay sipa de mba tantarao anay!!
15. chipie1 ( 29/09/2005 12:08)
nikopol> de apres akihikeliny njay de etsetra etsetra...
16. nikopol ( 29/09/2005 12:09)
mumu ny azy akia tsy ny akibe no tiany nonona fa ny akikely an, sady tsy sura za we tongotra le izy ...:lol:
17. cocorie ( 29/09/2005 12:10)
nataoko le ninono akibeantongotra fa hoy izy hoe in koa ty ataonjy ity diso adiresy zany; oain be fotsiny za; hevitra fopla be ny an'là ranikopol a!
18. mumu ( 29/09/2005 12:13)
nikopol fa inona? tanana ve?
cocorie hahahahaha
19. nikopol ( 29/09/2005 12:17)
chipie1 manana BAC C nga njy ? zay mintsy le "suite" tamin'ny terminal :P
Cocorie sao mba be tongotra be kosa aza le bandynjy ? za aloha ohatran'ny nanjelajelatra be zany sady nahazo aina be avy eo e! :-D
20. nikopol ( 29/09/2005 12:30)
tia2005 za fidel be foana ka ! za nga ohatranao :D :lol:
mumu ny tanana ? tsy aiko tsara akia an :-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7496