Sipa minono akibeantongotra
21. kelou
(
29/09/2005 13:08)
fa mety tsy ho zanakan'i Nikopol zany raha le zvt no nonoiny an! ankiabeantongotra aza mahasambatra an'lah ko maika zany fa le zvt, az hitako
22. majakely
(
29/09/2005 13:26)
de asivo crème glahsé fotsiny ! de tsetsafo dolidoly izy retraretra ! :°)
29. soafara
(
29/09/2005 17:02)
ka na akibe io na akida.... in no olana nefa é? ny tsara fotsiny ryreto de hoe manasambatra ny kofany zany le sipa, sa ts'zany ry nikopol.
33. nikopol
(
29/09/2005 17:18)
Kelou le zavatr'inn letsy no mety tsy ho tantiko ? hihihi raha io lasa mapime fotsiny kou :lol:
majakely asiana creme fraiche ouahy milay be ...
fasaly sy veloo tsss za wa misasa tongotra isakerinadro fa nareo kosa ... :-D
majakely asiana creme fraiche ouahy milay be ...
fasaly sy veloo tsss za wa misasa tongotra isakerinadro fa nareo kosa ... :-D
34. Herimiafina
(
29/09/2005 17:28)
Anisan'ny moyen d'exitation madinidinika ny finonoana ankihibe-tongotra. ötran'ny mety amiko njay izay zao. Hehehehehe.:-D
35. vivi
(
29/09/2005 18:31)
ary valable ho any sipa ve aloha ilay izy fa toa tia tena b koa nareo lhl ,fa mba omeo sopapa anaovana experience e! hi!hihihi
36. Herimiafina
(
29/09/2005 18:49)
Valabla amin'ny bandy sy sipa kah. De mbola misy bedabe koy fa tsy ankihibentongotra fotsiny fa na ny ratsantanana aza, ny kiho, ny sandry dia izy avokoa e. Mila angaha i vivi?
37. fasaly
(
29/09/2005 18:57)
nikopol :
isakerinandro en plus:x tsy mahagaga raha ho lasa cauchemar
isakerinandro en plus:x tsy mahagaga raha ho lasa cauchemar
38. vivi
(
29/09/2005 19:09)
ie, toa tiako hampiarina fa ilay izy ankibe tongotra no manahirana kely fa raha ankibe tanana toa tena haiko b !tsy ny kibo v no tena tsara ?
40. vivi
(
29/09/2005 19:29)
tiako daholo raha za no atao azy fa raha manao olona no toa mila mandinika kely!, fa raha ny kibo sy sns no atao @ko d faly b za e!