Sipa minono akibeantongotra
81. Herimiafina
(
30/09/2005 20:06)
Fa ahoana moa ra-Nikopol no naheno, ngah tao am-chambra tao ambadika tao. Ny anareo tao ngah nitampimbava no tsy nisy kiakiaka mihintsy, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
83. Herimiafina
(
30/09/2005 20:25)
Tsy mahavita an'ireny re za no tena marina fa mba be fantsama be fotsiny e. Diso fanantenana eo ianao raha nanatena an'ireny. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Nenah le revy tsoutsoutsement mankaleo ireny no mba haiko e.
Nenah le revy tsoutsoutsement mankaleo ireny no mba haiko e.
85. Herimiafina
(
30/09/2005 20:43)
Ze fandraisan'ilay olona hiaran'ilay reviko azy e. Raha tonga ve moa de dadany za kou efa te-ho papa fa efa miha-soara ihany. hehehehehehe.:-D:-D:-D:-D
86. vivi
(
30/09/2005 20:50)
tsara kosa zany fa harabaina e!, ny tena marina koa aleo mahazo kely tsara2 toizay be nahona!
87. Herimiafina
(
30/09/2005 20:54)
Zay vao azoko ny tianao tenenina tamin'ilay resaka nem tary, kelikely mormorina tsara nefa matsiro, hehehehehehehe.
Enao zany mirevy nem be an? Ary le saosy miaraka aminy ahoana? hehehehe:-D:-D:-D:-D
Ny fividianako tena nem de le ery amin'ny route circulaire le hoe hotely volana eo akaikin'ny ambasdy d'allemagne iny. Favy an.
Enao zany mirevy nem be an? Ary le saosy miaraka aminy ahoana? hehehehe:-D:-D:-D:-D
Ny fividianako tena nem de le ery amin'ny route circulaire le hoe hotely volana eo akaikin'ny ambasdy d'allemagne iny. Favy an.
88. vivi
(
30/09/2005 21:05)
eo akaikin'ny tonton ve !tadidiko io , ary akorahotra ! ie milay b io fa somary lavitra anay d tsy manavanana ahy ny mandeha any!, ary ary @ palador a mahamasina , lay masikita rehefa andeha hirevy?
89. Herimiafina
(
30/09/2005 21:09)
Masikita tsy miady raha tsisy beks kely mitsangana eo akaikiny kou. De asiana kely le lasopy legume alou alohan'ny revy e. hehehehehe:-D
90. vivi
(
30/09/2005 21:14)
e e e d tena ao mihitsy zany , tadidinao v ilay vary @ anana ao @ fanantenana ? , indrindra moa ilay lasopy ao venus sy panda ary ivato, misy anizay tri 5 zay manko ao fa tena antenda keli vao tapitra ilay lasopy
91. Herimiafina
(
30/09/2005 21:17)
Le ao amin'ny Fanantenana ao Ampandrana ve? Hehehehe, milay kou le composé tao ireny an, de le anandrano sy henabaolina, de le vary amin'anana vao maraina. Mampody aina refa avy nidekousy. hehehehe:-D:-D:-D:-D
92. vivi
(
30/09/2005 21:23)
ary tena arakao mihitsy ! ary mety mifankafatatra marina sika fa toa zay toerana andalovanay toa misy anao koa ! fa coté any mahazo sy ampasampito reny no tsy d arako loatra
93. Herimiafina
(
30/09/2005 21:30)
Ao Ampsampito ao koa misy hotely gasy hoe NY Akama izay, fihinanako vary maina sy hen'omby ritra refa avy manao mission avy any Tamatave e. hehehehehe.
De le ao Analakely koa misy ilay resto Muguet izay fankafizako mi-sao. Favy an. amatera mihintsy zah ty kah. hehehehehehe.
Rôvina enao mody any Dago de manao fotoana miaraka.
De le ao Analakely koa misy ilay resto Muguet izay fankafizako mi-sao. Favy an. amatera mihintsy zah ty kah. hehehehehehe.
Rôvina enao mody any Dago de manao fotoana miaraka.
94. vivi
(
30/09/2005 21:39)
tena zay marina no mety , muguet lay ambaniny totobaton'ambondrona v , ie toa tsara koa io , fa akaiky ao toa misy mivarotra nem, sambos, cochon de lait toa sinoa izy io raha tsy diso za , fa milay koa an!
95. Herimiafina
(
30/09/2005 21:42)
Otsan'ny metisitisy zany ileiry. Ra-Patrick le akamako ao. hehehehehehe.
Fa nareo ngah any Ambohimanarina no mivovo any am-tanana?:-D:-D:-D:-D
Fa nareo ngah any Ambohimanarina no mivovo any am-tanana?:-D:-D:-D:-D
96. vivi
(
30/09/2005 21:49)
an an an any ankadifotsy, ary ianao ? tadidinao eo @ loks andravoangy ,eo hampita eo misy mpanao lasopy sy nem koa fa ao no tena milay b, nefa lay trano toa somary ratsiratsy zay! tadidinao io!
97. Herimiafina
(
30/09/2005 21:52)
Hitako io e, eo amlé elakelantrano be mpanendaka be iny, makany amin'ny fasan'i Rainimboay iny? De le eo akaikin'ny fokontany misy an-dry Mme Lamargueritte mianankavy?
Iza moa le mpanao rally eo akikinareo io e?:-D
Iza moa le mpanao rally eo akikinareo io e?:-D
98. vivi
(
30/09/2005 22:02)
hihihih! tsy mahalala anizany za ka ! fa angaha maharaka olona eny ianao , iza no ataonao mipetraka ary anelanela trano!
99. Herimiafina
(
30/09/2005 22:06)
Eny ary e. Fa le looks kou lou tena mamely tsara mihintsy an. Njay anjo zay niandry faty tany Andravoahangy tany de ramaka de andao mba asiana looks kely hozy ra-tonton de nandé tany. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D