Sipa minono akibeantongotra
101. sasa
(
03/10/2005 09:10)
ki p.v vivi sy Herimiafina ve ato izany klé, aleo zah hiala aloha kan:-D:-D
102. Herimiafina
(
03/10/2005 23:03)
Afaka mijanona i sasa fa ny anay sy vivi efa somary vita ny resaka de lasa natory izy. hehehee:-D:-D:-D:-D
103. sasa
(
04/10/2005 08:27)
saika hijanona aho fa tena aleo mintsy za handeha kan, sao taitra eo i vivi ka hanahirana kou :-D:-D:-D
105. valie
(
05/10/2005 20:02)
nikopol:
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). Tena nanamafy orona ny fitiavanay ilay izy ka mba zaraiko aminareo namana. Handramo io ry zavavy, fa dia ho lafatra ny fiarahanareo...
:-D
ô ra nikopol a! hinono ihany v d ankibtongotra!!:lol:
tss, mba zavatra hafa fa zany v d ahitantsirony. tsy fofona from v no heno raha toa ka maimbo from le bandy.
106. valie
(
05/10/2005 20:16)
vivi sy herimiafina mintsy kay no tena manjaka eto a!
hadino hatramin'ny lohahevitra.
hadino hatramin'ny lohahevitra.
107. Herimiafina
(
06/10/2005 03:12)
Nifampinono akihibentongotra tato izaho sy ra-vivi de tsy tiany de lasa izy avy eo. hehehehe :-D:-D:-D:-D
110. Herimiafina
(
06/10/2005 11:57)
Ny netombohany de lanin'ny biby teo am-pandihizana ny akihibentongotro havanana dia tsy maintsy notsetsafina de toa manja be ery de notohizana. hehehehehehe:-D:-D
111. nikopol
(
06/10/2005 16:03)
valie njy ve tsy mba hinono akibehantongotra akia ? ataovy ange fa mapidetendu be mahitsiny :lol:
112. valie
(
06/10/2005 18:55)
nikopol a! tsy mba hinono anzan za fa aleo ihany le tena iz fa in no mlay b.
113. kiali
(
07/10/2005 17:48)
sasa:
hi hi hi hi hi hi izany hono ry zareo an, fa mba asaivo misasa tongotra tsara fotsiny izy aloha fa sao d maimbo from an!:-D:-D
de miahenjana ve le akibetongotra avy eo????
114. kiali
(
07/10/2005 17:58)
nikopol:
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). Tena nanamafy orona ny fitiavanay ilay izy ka mba zaraiko aminareo namana. Handramo io ry zavavy, fa dia ho lafatra ny fiarahanareo...
:-D
sô de ny akibe tongotr'elah kosa az bola ngeza no ilay anakiray de aleony mitsetsitra an'iny
115. kiali
(
07/10/2005 18:00)
valie:
nikopol a! tsy mba hinono anzan za fa aleo ihany le tena iz fa in no mlay b.
sady le anakiray ba misy tsironaina mivôka fa ny akibetongotra misy fofona from:lol::lol::lol:
117. kiali
(
07/10/2005 19:40)
vivi:
aleoko kosa aloha minono ankibe toizay ilay zavatra fa toa tena mahatsiravina ihany hi hi hi
dain kosa ty enao !! zavatra mafinaritra io ve de lazainao fa matsiravina! tsy bola sendra ny tena tsara kosa angamba enao matoa miteny zany:lol:
119. lilbon
(
08/10/2005 04:53)
nikopol> zany ve ho roquefort tsony fa tsy efa bononoka sy cmembert miaraka amy crevette tsy masaka tsara kle hihihih=))o^oo^o