Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jemes
(
02/10/2005 10:54)
mahagaga
Inona ary no nahatonga any jesosy nampijalina ?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 19:55
vegas
(
01/10/2005 20:29)
Faritra aiza no tsara sipa eto madagascar?
Ra ny fahitan'lisany azy, aiza ho aiza eto madagasikara no tena misy ny sipa manja.
Ra ny hevitro alou zany de any amin'ny faritr'i Morondava....
tohiny
novalian'i hertix ny 14/01/2006 14:19
Rainimaharavo
(
01/10/2005 14:10)
fénérive-est
mba mangataka izay mahalala hoe ahoana ny fiantsoana an-tarobia an'i Fénérive-Est (indicatif sy ny code) misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 04/10/2005 22:26
xxx
(
01/10/2005 13:38)
Inona ary izany ?
Inona ary ny valin'ity ankamantatra ity. Izao aloha an. Aza dia mandefa fisainana lavitra fa ataovy eo amorom-patana ihany e : "Nasehony ny azy, nosokafako ny ahy, nampidiriny ny azy, notsoahiny ny az...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:25
rongatry
(
01/10/2005 12:02)
ZAZAKELY LAVA VOLO
Mahasalama sa tsia ny zazakely 8 taona ny volony lava be hatrany @ valahany ?
Mba valio raha misy dokotera na hafa afaka manampy, sao dia tokony ho tapahina ilay volony ; lazain'olona fa hoe tsy mamp...
tohiny
novalian'i rebosa ny 07/10/2005 11:24
vivi
(
01/10/2005 11:14)
toetra
tiako fantatra we inona ny mahatonga ny vhv mbola manaiky miverina @ sipany taloa !, ary inona no tokony atao raha mbola tian'ilay vhv ilay bandy taloa na d efa nisaraka aza?, nila hvt aminareo vhv na...
tohiny
novalian'i angelgirl ny 25/10/2005 16:31
manampy
(
01/10/2005 07:58)
anamboatra indray aho
tao anaty train no niseho ny tantara :samy jenitra mandinika ny lalana eo izy roa lahy (Randria sy benja) sendra tafaraka mipetraka tao anaty train no taitra tampoka benja sady niondrika no nitady ka ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:25
Avianiandanitra
(
01/10/2005 03:54)
Tena fitiavana ve sa te-..nao fotsiny ?
Nahita sipa tsara tarehy sy tsara bika le bandy. Dia tonga de tara, fanontaniana mipetraka : Tena tiako ve le sipa sa te-hanao fotsiny mahita an'le entana ?
Amiko, tokony hipetraka @ tsirairay io...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 23/10/2005 13:50
Naina
(
30/09/2005 19:22)
hitady namana
Raha mba misy mahafantatra an'iAugson Murielle na Augson Johnny mipetraka any Nice France na koa ny mail-ny dia mba miangavy anareo mba hanoratra ho ahy;dia misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i scorpion ny 09/10/2005 18:45
boubounezy
(
30/09/2005 18:30)
antsirabe
so dé mba misy mahafantatra ankizy nianatra t@ lyfre tao antsirabe nareo t@ tona 1980? ra misy oul avy any kou ka mahafatatra any boubounezy dé mba mandéfasa mail fa raisina antanandro na ny tsy ty...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 23/10/2005 13:30
kafmalbar
(
30/09/2005 18:18)
tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona
Efa mba nisy nahita angatra,sy matotoa ve oloha isika gasy eh ,matetika mantsy isika gasy mahita volana alohan'ny biby foana.Ka raha nahita ianao dia mba lazalazao eto hoe ohatran'izao sy izao no fih...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 28/10/2005 12:28
kafmalbar
(
30/09/2005 18:06)
tsy lasa intsony ity democratie ity
Tsy mandeha intsony ity democratie ity ka tokony mba hovaina amin'izay ny fomba fitantanana an'i madagasikara.
1)Tokony ho hamboarina aloha ny rova
2°)hatsangana haverina indray ny andron'i Ranava...
tohiny
novalian'i pika ny 12/10/2005 10:46
xxx
(
30/09/2005 16:22)
Ho antsika vehivavy!
Tianareo ve raha ny lhl miaraka aminareo no mi-"décider" ny akanjo, coiffure...-nareo??? ...
tohiny
novalian'i body ny 22/11/2005 16:30
xxx
(
30/09/2005 14:34)
Panda
Mba mila torohevitra amintsika izay mahay fomba fanalàna ny panda fa tena zavatra iray manimba maso sady mandratsy endrika!Misy ihany ireny"crème" manala azy ireny fa d matetika d "spécial 50 ans e...
tohiny
novalian'i Aandrianina1 ny 29/07/2021 09:19
mandrindra
(
30/09/2005 14:17)
Ratsiraka sy ny fivavahana
Nigadona ny taona 2002 . Manomboka very hevitra ny lahilahy fa mitady tsy ho lany. Nanapankevitra fa andeha irery any amin'ny eglizy angata-pitahiana sao mba mety mivadika ihany baolaina no sady vaova...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 19:56
menakely
(
30/09/2005 11:55)
MITADY NAMANA!
Salut daholo,
Raha mba misy mahalala an'i VIRGINIE na surnom SEKELY(2 eme sous sol achrafiet); mipetaka AMBOHIBAO(TANA) dia mba ilazao izy fa tena akama bonne saingy very ny adress-ny taty @ko,
merc...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 04/10/2005 04:32
jos13
(
30/09/2005 11:40)
miverina t@ teo aloha
mahagaga @ ankampobeny ny vhv d tsy miverina @ sipa teo aloha fa ny lhl mora voasintona @ io, izy aloha tsy voatery andeha lavitra ny fitiavana fa tsy mahakivy azy ny hiverina ihinana mofo ,sy ny revy...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 23:10
Herimiafina
(
30/09/2005 04:34)
Fantarao ve ny fomba fiainan'ireo Indri Indri ao Andasibe?
Mahatalanjona tokoa ny mahita ny fomba fiainana'ireo Indri Indri, na ragidro ao Andasibe. Mitovy amin'ny olona mihintsy saingy mbola hendry kokoa.
Mizarazara tokantrano ry zareo, mangata-bady, mito...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 04/12/2005 03:55
Herimiafina
(
30/09/2005 04:27)
Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?
Hoy ilay dokotera akaman'i herimiafina izay, ny fihinanana pillule dia miaro amin'ny cancer any amin'ny nono, ovaire, ny tranonjaza, ny col de l'uterus, ny vagin, ny vulve, sns. Izao ny fanazavana:
...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 18:06
Herimiafina
(
30/09/2005 04:19)
Tsy eto an-tany intsony isika afaka valopolo taona any.
Toy ireo olona rehetra niaina teo aloha, ry dadabe sy ry bebe izay niaina toa antsika izao dia tsy hisy velona eto antany intsony isika rehetra mpifanerasera ato ireto.
Efa nanao bilan ny vitanao hat...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/10/2005 13:58
