Ho antsika vehivavy!

1. xxx ( 30/09/2005 16:22)
Tianareo ve raha ny lhl miaraka aminareo no mi-"décider" ny akanjo, coiffure...-nareo???
novalian'i body ny 22/11/2005 16:30
2. boubounezy ( 30/09/2005 16:36)
tsy dé tsy!!! nefa misy iany hou ny azo ifanarahana, fa ra za alou dé tsy maintsy za iany no mandidy ny akanjo ho anaovakou satry za ty manao sexy, bcbg, cool, classic... sady miankina @ tendence izay miseo kou ka itakou fa a l'aise za ao anatiny dé tiko
3. chipie1 ( 30/09/2005 16:55)
zany kou ve dia mbola hi existe ry xxx ?
4. valie ( 30/09/2005 17:39)
Salut!
ny ahy ndray aloha refa mvid akanjo za d asehoko anazy hoe tiny sa tsy e! Mba oe ao amle gout-ny sa aona. Refa tena ts titiny d tsy mividy, fa refa tena tiko b ndray le iz d vidiko koaaa .
5. sipagasy ( 30/09/2005 18:08)
kay izaho kosa tsy miera izany kleee hihihi izay tiako atao io rehefa tsy tiany dia mahazo mandeha izy hihihih, sady izaho koa tsinona tsy haka ny any am-pôsiny hividianako izay tiako kannn, izaho aloha bcbg ihany dia ngamba mety aminy koa e!
6. fijo ( 30/09/2005 19:58)
aiza kosa no hoe lasa mandeha izy ry sipagasy an
7. vivi ( 30/09/2005 20:07)
rehefa misy soiré na zavatra mihaja haleha aloha mba mila ny avis any kosa za fa tsy hisanandro zao!ary manaiky zay critique ataony sao d tsy mety kosa ! zay olon tina ihany no tenenina e!fa raha we idecidé zay ankajo kosa aloha tsy lasa e!
8. Herimiafina ( 30/09/2005 20:20)
Fa maninn refa zavatra mikasika ilay lehilahy dia izao foana no tenin'ilay vehivavy hoe: "tia tena ianao, tsy ianao irery no manapaka an'izany fa mba efa manambady ihany anie ianao e, tokony hieritreritra pour deux ianao fa tsy pour ianao irery intsony"

Fa rehefa zavatra mikasika ilay vehivavy indray dia hoy ilay sipa hoe: "ahy samirery izany e, tsy misy idiranao izay akanjo tiako hanaovana"

Dia hoy indray i Herimiafina hoe: " anaovy re ze akanjo tianao hanaovana fa ze izany koa ve no discuter-na eto, le sipa ao anatiny no tena importante fa tsy le akanjo anaovany,le miboridana ihany no tsy dia mety loatra". hehehehehe:-D:-D:-D:-D
9. hery ( 01/10/2005 11:36)

Ho anareo miteny hoe "Tsia dia tsia" ireo... Tsy mampaninona anareo ve na akanjo inona no anaovan'ny lehilahy na inona??
Dia toy izany koa :-) indraindray ny lehilahy mba manana ny gout-ny :-)
10. vegas ( 01/10/2005 12:49)
Refa tsy hanova akanjo enao de mijanona tsika tsy mamonjy soirée zany. Sady misy bôl amin'ny télé.
11. fasaly ( 01/10/2005 15:39)
hery ka raha zefa be tsy manana ny gout-ny le lehilahy de tsy maintsy ampiankanjoina toy ny zazakely e! atao ahaoana aza...

ny ahy injay izaho ihany ny mifdy zay tiko fa tioko ihany kou raha mba miaraka njainjay de milaza zay avis-ny izy de miaraka misafidy ka raha mitovy gout de vidiako fa mahafinaritra be.
12. akamatiana ( 03/10/2005 05:22)
XXX kaiiiiiiile ze tiako iany io kle , zah no miakanjo azy fa tsy izy nge e, ary zah akory tsy de weee venjana be ka hanao akanjo tsy fanao :-D:-D:-D
13. menakely ( 03/10/2005 13:56)
salut,
ny ahy vadiko tsotra,vola omeny hanaovana course ka zay arasoko eo dia hanininy tsy misy commentaire,rehefa te hividy zavatra lamba na kiraro na maquillage dia tsy misy commentaire fa na manome vola na tsia fa @ manaraka indray,minkajo zaho libre ny @ko fa ny azy dia zaho no mila manolotra lamba ho azy sy manolo ,na sakafo tsy mihinana izy raha tsy eo zaho surtout rehefa miady zay.
14. chipie1 ( 03/10/2005 14:20)
draiss oka marina ry menakely an !:-D:-D
15. Herimiafina ( 04/10/2005 04:45)
Misy kalongany de tena tsy izy mihintsy raha resaka akanjo izany e. Refa mba hatoro nefa de sostra be. tssss.

Impiry impiry moa zah no niteny hoe ny tenue de soirée tsy entina miantsena, na ny robe fanaovana carnaval tsy entina miangona.

Ny tenis tsy miaraka amin'ny costume, tssss.

Misy indray ry rasipa dia miaraka amin'ny bezasy nefa manao survet sy tennis tenue de sport, tssss.

Misy ihany le hoe assorti e, tsy adala ny vazaha namorona io vocabla io.tssss.:roll::roll:
16. lilbon ( 04/10/2005 11:26)
raha tianao de za hifidy akanjo ho anao
de gony anaovana refa mivoaka ny trano de tsy manao akanjo refa ao an-trano =))=))=))
fa raha le sii eny an-dalana de aleo hiseho ny atout rehetra jerena hahahahaha
17. ari.malala ( 04/10/2005 14:47)
lilbon>=))=))=))=))zany v n oanaovan'ny vadinao?
18. Herimiafina ( 04/10/2005 14:54)
Ny akanjo?

Ho an'ny vehivavy de le M'AS-TU VU no tena betsaka, izay hi-maximiser na ny fitodihan'ny bandy eny andalana no zava-dehibe njinjanjinja raha sipa nanana complexe hoe ratsy tsy misy mpijery taloha.

Misy kou ilay style discret nefa class, reny no ankafizin-draHerimiafina.

Rehaf aboridana anie de mitovy daôlo ihany avy eo e.:-D
19. xxx ( 07/10/2005 14:26)
ka ilay izy ange ry Herimiafina tsy resaka tsy fahaizana miakanjo araka ny lazainao hoe: basket +tenue de soirée sns , fa ilay bandy manana ny style-ny dia ilay vhv nefa koa manana ny style-ny dia eo no mipetraka ny olana!Averiko indray fa ao koa ny resaka "coiffure"! Aiza ve coiffure tsy manendrika an'ilay vhv fa hoe lamôdy dia tsy maintsy ataon'ilay vhv!!!
20. fasaly ( 07/10/2005 15:15)
hery class an!


ny ahy ndray aloha de tiko aby refa manendrika ahy fotsiny e! na inona io na inona, mba moovaova style fotsiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4925