Ho antsika vehivavy!
21. Herimiafina
(
07/10/2005 18:08)
Ny tena tiko zao de tongue asiana patalou taille basse kely de zemanfou de asiana kavina kely le fôtra dia misy bandana kely eo amin'ny tenda.
Nefa moa, ilay zipo lavabe asiana sôrta be anatiny ireny no mba tian'ilay rafotsiko. hehehehe:-D:-D
fasaly class, hehehehe:-D

23. fasaly
(
08/10/2005 13:54)
hery toa tsy mitàna ny teny lazaina akory toi zany! fangah zany class hihihi
24. Herimiafina
(
10/10/2005 01:20)
Ka le class anie tsy mila manao akanjo class fa tonga de hita eny foana hoe class zany jo zany e.
Enao ngah mahatsapa tena hoe class? hehehehehe:-D:-D:-D

25. fasaly
(
10/10/2005 16:25)
ié mahatsapa zà ka! marina alony zany e ny fihetsika de hamantarana ny olona ho class na tsia kou! sy ny firesaka
26. malalaka
(
15/10/2005 05:40)
xxx:
Tianareo ve raha ny lhl miaraka aminareo no mi-"décider" ny akanjo, coiffure...-nareo???
tsy midecider kosa fa mba manome spapa e!!! raha midecider izy de tokony ho izy daholo zany no hividy ny akanjo rehetra LOL
27. lorra
(
10/11/2005 08:34)
mba manoro fotsiny izy fa tsy de hoe mi decider na miteny ko refa misy tsy mety
29. body
(
22/11/2005 16:12)
:twisted:tsy tiako aloa raha lehilay izany no misafidy ny akanjo anaovako e! fa raha ohatra kosa izy mba te anao akanjo mitovy loko na style amina dia manaiky aho. Pour lui faire plaisir koa dia manao akanjo izay teneniny aho. Fa raha izay tiany foana kosa tsy lasa ka raha tsy hoe nitovy angah ny hevitray:@
30. body
(
22/11/2005 16:14)

31. body
(
22/11/2005 16:29)

32. body
(
22/11/2005 16:30)