Ratsiraka sy ny fivavahana

1. mandrindra ( 30/09/2005 14:17)
Nigadona ny taona 2002 . Manomboka very hevitra ny lahilahy fa mitady tsy ho lany. Nanapankevitra fa andeha irery any amin'ny eglizy angata-pitahiana sao mba mety mivadika ihany baolaina no sady vaovao rahateo ko ny taona.
Tao tao amin'ny eglizy dia faly satria izy irery no tao; Nandroso teo ambanin'ny alitara dia nandohalika dia nivavaka mafy.
Tampoka teo anefa dia nisy feo niteny moramora :"Tsara vintana ialahy ratsiraka". Taitra ny lehilahy dia nitoditodika nijery sao misy mananihany. tsy nahita n'inn n'inn dia nitohy nivavaka. Injay fa niverina indray ilay feo :"Tsara vintana ialahy Ratsiraka". Faly fa niverina ilay feo no sady manomboka mibitaka anty hoe ho lany ihany lety ialahy a.
Nitraka ny lehilahy ary tonga dia nanontany hoe : "Fa maninona ?"
Dia namaly le jesosy : "Raha tsy nifantsika teto aho efa nofelahiko ny tehamina ialahy?"
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 19:56
2. ari.malala ( 30/09/2005 14:38)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. xxx ( 30/09/2005 15:18)

=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
4. rongatry ( 30/09/2005 17:07)
'Nareo 'zany dia sady mananihany an'i Jesosy no mbola manao "outrage" ihany koa an !
Mbola manana "immunité" anie ny filoha taloha e !
Mampihomehy be e!
Nalemy be ny tsinaiko!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
:^):^):^):^)
5. xxx ( 30/09/2005 18:45)
hita fa mananihany fivavahana tsy mety anie fa mba atovy @ misy azy ty vava fa sao voakapoka mafy eo e
6. fijo ( 30/09/2005 18:57)
fa angaha ity fivavahana ity dia loza miantona sy mahafaty ka tsy azo anaovana zavatra hiomehezana e.raha teritery toa izany no ao mialaha fa ratsy,
blagy milay io koa inona indray
7. jentilisa ( 01/10/2005 07:10)
raiso amin'ny hoe hatsikana fa aza mora sendaotra re a!
8. rongatry ( 01/10/2005 07:40)
Tsy fahateren-tsaina izany e !
na fahateren-javatra-hafa araka ny voalaza etsy ambony, fa resaka FANAJANA.
Betsaka ny tolo-kevitra azo anaovana blague dia any mifatratra, fa lehibe 'zany Andriamanitra izany e !
Saino kely hoe : adinon'Andriamanitra SANATRIA NY VAVA ny nanao "mise à jour" ny masonao rehefa mifoha ianao @ maraina, dia lasa JAMBA ianao milaza fa malala-tsaina io, ho tsaroanao ny kapoka e !
Dia tadiavo ny blague @ izay hanavotra anao, sy hampihiratra ny masonao.
Mba asio fahamatorana ihany fa aza mirafarafa fahan-tany, mieritreritra ny olona ho tery saina ry zandry a ! diso malalaka loatra koa angamba ny sainao io ka somary "serrer-o" kely sao mivà tanteraka.
9. xxx ( 01/10/2005 08:20)
marina zany eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!!
:P
:-$
:-$
10. sonwin ( 01/10/2005 21:48)
lalao sy moral ny ato kle:-D:-D
11. sonwin ( 01/10/2005 21:49)
lalao sy moral ny ato kle:-D:-D
12. sasa ( 03/10/2005 07:27)
sonwin hi hi hi hi hi virus lety an, tanjemo an:-D:-D
fijo marina lesy izany an:-D=))=))
mandrindra misaotra am le blague fa tena mampmé b mintsy lesy=))=))=))=))=))=))
13. sonwin ( 03/10/2005 13:22)
ary leity koa lasa gaigy be raha hihomehy an:°)
14. mamzelkely ( 03/10/2005 13:27)
:-D =))
15. Veloo ( 03/10/2005 17:56)
rongatry a marina izany =D=D=D
16. kiali ( 03/10/2005 19:19)
fa iza kay zany ratsiraka zany ?? olona ve zany ?? ary inona ko zany fivavahana zany eh?? tena tsy maharaka vaovao mintsy zay zany :-D
17. sonwin ( 03/10/2005 20:53)
tsy vaovao ireo fa efa nisy teo foana ka:lol:
18. sonwin ( 03/10/2005 20:54)
tsy vaovao ireo fa efa nisy teo foana ka:lol:
19. sonwin ( 03/10/2005 20:54)
tsy vaovao ireo fa efa nisy teo foana ka:lol:
20. Veloo ( 03/10/2005 21:22)
ry kiali zany tara train knou :-D:-D:-D:-D
sonwin a inn ary ty inn telo mandefa ity ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9409