Ratsiraka sy ny fivavahana

21. mamzelkely ( 04/10/2005 06:37)
veloo< manabe resaka fotsiny io sonwin...:-D
22. sasa ( 04/10/2005 07:26)
sonwin ka mampmé anie lety le izy e, kou ahoana mintsy no tsy himé klé:-D:-D
23. Mariano ( 04/10/2005 12:43)
Efa nataon'i Fancis ty blagy ity
24. Veloo ( 04/10/2005 13:28)
mamzelkely a ie zany mihtsy retsy a lasa nampime ndray ilay oe manabe resaka =))=))=))=))=))
njy ty an :-D:-D
25. sonwin ( 04/10/2005 19:39)
tsy arako 8O
26. sasa ( 05/10/2005 04:57)
sonwin k'efa hoe manabe resaka elah kou d izay sa manabe in kou re e......:-D:-D
27. mamzelkely ( 05/10/2005 06:03)
sonwin< miazakazaha kely alo ra ts arakao e..:-D=))
28. sasa ( 05/10/2005 11:45)
:lol::oops::oops:
29. sonwin ( 05/10/2005 12:13)
okay, sady mihazakazaka kely zany za no manabe zavatra iray e,dia aza azoko:lol:
30. mamzelkely ( 05/10/2005 12:40)
ie..:-D:-D:-D
31. sasa ( 06/10/2005 06:11)
:-D:-D aza azony ihany hono ry reto an
32. mamzelkely ( 06/10/2005 07:50)
ndao hitsôka ry sasa fa manenjika ty klé.. :-D:-D:-D
33. sasa ( 07/10/2005 04:28)
mamzelkely za efa ela no niainga kou , njy sy ari.malala sisa no tavela eo
34. mamzelkely ( 07/10/2005 05:42)
sasa< ka i kala ari.malala mbola lôzany manambôtra pôzy nefa efa tokony hitsôka ko...:-D:-D:-D
35. ari.malala ( 07/10/2005 12:39)
efa ty za fa tamy ka! ndao haingana ê!
36. mamzelkely ( 10/10/2005 06:56)
ndao haingana ary .. :-D
37. mandrindra ( 10/10/2005 12:26)
andeha ho aiza ô ?
38. mamzelkely ( 12/10/2005 06:50)
ts haiko fa hitsôka fotsiny ka...:-D
39. Veloo ( 13/10/2005 15:10)
hitsaoka aiza o? :-D:-D:-D:-D
40. mamzelkely ( 14/10/2005 08:07)
hitsôka any e.....:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085