Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
scorp ( 08/10/2005 12:08)
ny hasarotam_piaro
ahona ry reto ny fijerinareo reny olona saro_piaro reny , tena mankaleo be ahy mihintsy aloha e ! ohatran' reny gadra reny ry reto a ! tena tsy misy andro miratra fa de gidra raha vao misy olona mires... tohiny
scorp ( 08/10/2005 11:48)
ny hasarotam_piaro
ahona ry reto ny fijerinareo reny olona saro_piaro reny , tena mankaleo be ahy mihintsy aloha e ! ohatran' reny gadra reny ry reto a ! tena tsy misy andro miratra fa de gidra raha vao misy olona mires... tohiny
Aroniaina ( 08/10/2005 06:14)
Mitady tononkira
Manahoana daholo ianareo , saika mba miangavy anareo aho raha mba mety dia mba omeo ireny hira atao amin'ny ceremonie amin'ny Mariage ireny aho fa tsy mahita aho ato amin'ny takelaka ato .Dia misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 14/01/2006 16:05
Achia ( 07/10/2005 15:05)
toromaso
misy fiantraikany @ olona iray v ny fahampiana toromaso . oh: adin'ny 3 no hatoriana @ alina .nefa tsy matory atoandro.ary misy docteur specialiste momban'zany ve eo tana??? 0... tohiny
novalian'i diloo ny 26/10/2005 22:36
estine ( 07/10/2005 08:43)
namana any italia sy any grika
karakory nareo aty italia ,io aloha fantro hoe misy fa ny any grika no tsy fantatro ra misy mbô teneno aho fa za te hoany .mbôla eto dago zà zao fa mbo te hoany hanoy bosy S O S GRIKA RY RETO A:... tohiny
rasl95 ( 07/10/2005 08:32)
sao misy mahafantatra
Mba naka film tamin'ny e-mule ny tenanay dia vita ilay télèchargements fa nony hijery azy de tsy misy sary fa feo fotsiny ka lazainy hoe fichiier GI no anarany ka sao dia mahalala afaka mamaky io fi... tohiny
novalian'i lezozyabe ny 10/12/2005 13:51
bichette ( 07/10/2005 07:05)
QUICHE
Inona no tokony hatao mba ho masaka tsara sy mikarepoka sy mafy ilay pate ambany iny rehefa mahandro quiche ? satria lena ve ilay legume na ilay fangarony dia mitera-drano ? ohatra hoe saumon, poireau... tohiny
novalian'i zoara ny 08/01/2006 13:18
xxx ( 07/10/2005 05:28)
mitady namana
mitady mpanampy vehivavy ao an-trano ka ireto ny criteres: age 23-30 mahay mipasoka :), mahandro:lol: , de manasa lamba8),mba manjamanja :D, de madio:P, de kilasy mody:wink:, fa mahazo matory in11:... tohiny
vegas ( 07/10/2005 04:06)
Gasy tia lanonana eto Suisse
Mety tato no tokony nasiako ity fa ialako tsiny http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m4345ed46a92a7&PHPSESSID=2dc30217ab0b9abd892600ddf8889d50 merci et à tres bientot.... tohiny
vegas ( 07/10/2005 03:36)
Malagasy eto Switzerland sy ny manodidina.
Dia ho raiketina tokotrany izany ilay karazana kilalao miendrika fifaninana, sady fitsangatsanganana ihany koa, zay ho atao eto Lausanne (Suisse) amin\'ny Alahady 30 oktobra 2005. Ireto avy ny lalao... tohiny
novalian'i chipie1 ny 04/12/2005 18:17
Jemes ( 06/10/2005 16:30)
Andrebabe
Tena nisy ary tena marina ve le tanàna atao woe Andrebabe, naheno feo aho fa tena zavanisy marina hono izy io,ka mila fanazavana fanampiny ny tenanay fa tena lina... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/11/2005 21:25
fisher ( 06/10/2005 16:18)
mba ampio e!
Mba andefaso le hiran'i Bodo "mba ento aho" iny anie za fa tsy misy an'io ato @ tonokira azafady! Misaotra mialoha an'ireo zay hamaly sahady ny antso o!:wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:36
hery ( 06/10/2005 14:32)
Ny fahitanao ny endrika vaovao?
Nisolo akanjo kely indray ny takelaka namana.serasera.org. Dia nampidirina tanteraka tamin'ny Solaitra http://sourceforge.net/projects/solaitra ihany koa. Mora kokoa ny manatsara azy amin'izao. Aho... tohiny
SISAH ( 06/10/2005 12:31)
fitiavana sy ny firaisana ara nofo
Fa maninona oua ny lehilahy no mitady femme mahay manao rapport b é! Fa tsy izany v no mahatonga ny lehila mitady any an kafa é!de lasa mitady position vao2 foana ny vadiny na ny sipany! sa ts izany... tohiny
novalian'i lyodbanks ny 23/10/2016 10:34
renta ( 06/10/2005 12:23)
fiarabana ny namana ato @ serasera.org
:D slt daolo eh! zao vao mba tafiditra d mba tè hiresadresaka @ ireo zay tè hiresadresaka... tohiny
vivi ( 06/10/2005 11:35)
pate
torohy hevitra fa za mitady machine na appareil manamboatra pate sy caca pigeon ireny , mitady foana za fa tsy mahita? misaotra betsaka !... tohiny
novalian'i xxx ny 24/10/2005 15:00
xxx ( 06/10/2005 08:58)
tongotra mangidihidy
saika mba hanotany ahy sao mba misy mahalala , sao dia misy mahalala hoe inona ny mahatonga ny ratsatongotra mangidihidy sa vokatrin'ny hatsika ve?? satria t@fotoanan'ny hafanana dia tsy naheno mang... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 21:19
xxx ( 06/10/2005 08:24)
ahoana avy ny fomba fanaovana (na fisotroana) kafé
ity ny fomba fanaovana kafé mahery indrindra hitako hatr@ izao (faritra atsinanana Dago): -efa misy vovoka kafé vonona aloha -fihazana @ bakan-kazo izay ny tahom-pary 3 na 4 lavalava hivoahan'ny r... tohiny
novalian'i xxx ny 11/10/2005 09:54
Kotity ( 06/10/2005 08:10)
Mandreraka be
Mandreraka be mintsy fa maninona aho rehefa mamaly hevitra na mampiditra hevitra dia miverina in 2 in 5 in 10 ilay izy, nefa aho in 1 manoratra ihany. Tsy azoko, mampalaina be na ny hanoratra aza.... tohiny
novalian'i tissa ny 10/12/2005 12:21
LazaRandri ( 06/10/2005 06:28)
Tratry ny taona e!
Araka ny fanisana taona nomen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely dia nanomboka omaly 05 Octobre 2005 ny taona vaovao (Rosh Hashana) 5766. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/10/2005 16:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8721