Andrebabe
1. Jemes
(
06/10/2005 16:30)
Tena nisy ary tena marina ve le tanàna atao woe Andrebabe, naheno feo aho fa tena zavanisy marina hono izy io,ka mila fanazavana fanampiny ny tenanay fa tena lina
novalian'i Veloo ny 17/11/2005 21:25
3. pika
(
07/10/2005 05:37)
araka ny tantara fa ny maso aloha tsy nahita dia tena nisy, natao hono izy io hiharovan'ny mponina nipetraka tao ny tananany tsy ho hitan'ny vazaha mpanjanaka ka raha mandalo any dia maheno olona miresaka fa saingy tsy hita fa ry zareo ao no mahita
raha tazanina lavitra hono dia hita hoe iry misy tanana rehefa hatonina anefa dia tsy hita
asa aloha fa izay no tantara ka asakasakao na hino na tsia

4. zoky
(
07/10/2005 07:54)
ohatrany zany nolazain'i pika zany ihany koa no henoko,fa koa hoe nialàna t@ fandohavana hetra toy ny karatra isan-dahy t@ fotoan'androny..., manampy izay nolazain'i pika ihany, toa hoe olona ohatrany olona rehetra ihany ny mponina ao, ary miaina tahaka ny olona rehetra, tonga mian-tsena any Ambatondrazaka mitsy ary ry zareo, fa misy mahafantatra hoe reny ny avy any Andrebabe, Ilay tanàna Andrebabe mantsy araka ny tantara henoko koa dia any @ faritra avaratra farihin'Alaotra any.Farany, tsy misy olona tafiditra ao hono raha tsy efa tena vonona hipetraka sy honina ho mponina ao ...
5. zoky
(
07/10/2005 08:00)

8. ari.malala
(
07/10/2005 12:30)
mamzelkely< samy mamakyu d mandray ze azony risina ko njy ko! ra tonga ny fanadinana d njy zany haka spapa fts?
10. boubounezy
(
07/10/2005 16:35)
zany angamba lé ataony oul hoe maso bé tsy mahita a!
Jemes:
Tena nisy ary tena marina ve le tanàna atao woe Andrebabe, naheno feo aho fa tena zavanisy marina hono izy io,ka mila fanazavana fanampiny ny tenanay fa tena lina
11. Herimiafina
(
10/10/2005 04:16)
Andrembabe dia tanàna iray any anaty ala mampisaraka an'i Fenerive-Est sy ny Faritra Alaotra. Tsy mbola nisy nahita io tanàana io satria misitery.
Tamin'ny ady taloha dia nandositra tany ny fanjakana fa tsy te-ho resin'ny fanjakan'i Radama, dia tany dia tany dia tavela tany.
Rehefa andro tsena dia maro ireo olona avy amin'io tanàna io no miakatra antanana mivarotra entana isankarazany. Mody izy ny hariva toy ny olondrehetra mody any an-tanàana, manivatsiva ny ala. Maro ireo te-hahafantatra no nanaraka nefa toa tsy nisy nahita ny marina satria very teny andalana jiaby.
Nisy vazaha niaraka tamin'ny kapakapa sy tady lavabe, nandeha nizaha ka nikapa ny hazo, nasiany tady hamantarana ny lalàana miverina. Misitery nefa fa miha-kirihitra hatrany ny lalàna nandalovana ary ny hazo nokapaina toa niverina naniry aby.
Maro ireo olona mety mifanerasera aminao isan'andro no avy any, ary maro no maka vady aty ivelany ry zareo dia entiny any dia any dia tsy hita.
Jereo koa: "Feraomby" fa hazava aminao ny tantara raha hainao io. (Mbola hitohy raha ilaina).

13. mamzelkely
(
10/10/2005 06:41)
sasa< eo e... mba omeo sopapa ranga le akama fa mba ts afak nianatra fa nareo ko..omeko anie refa ôtsan'izay e..:-D
17. xxx
(
10/10/2005 14:30)
tsy haiko ianareo fa izaho aloha de mino ny fisian'ny atao hoe "4ème dimension". Angano hampandriana adrisa daholo ireny resaka Andrebabe ireny fa misy karazan'olona afaka mandeha @ io "4ème dimension" io de takonany @ resaka toy izany ny fahaizany mandeha @ toerana toy ireny. Betsaka ny toerana mitovitovy tantara @ io Andrebabe io indrindra ao Afrika sy Inde fa misy karazana "société secrete" manompo na manana hery hafahafa afaka manao voyage astral. Ny "tapis volant" koa dia karazana fitaovana entina mandeha @ ireny toerana ireny. Raha liana ianao de manatóna ireny cimetière efa tranainy ireny @ andro misasakalina raha te ahita zavatra...
18. mamzelkely
(
10/10/2005 14:35)
sonwin< tena mahalina toko ve... omeo sopapa kely alo zay ranga... 8)
19. Herimiafina
(
10/10/2005 15:00)
Tohiny.
Tany Ambatondrazaka tany dia nisy boay kely nanantalenta. Manao sarisary omby amin'ny tanimanga ny boay kely rehetra, de ileiry koa.
Ny N'i nedala anefa ny sariomby tanimangany dia velominy avy eo ka mandehandehaeran'ny tànana. Manantalenta tokoa i razandry kely. Taty aoriana rehefa ho faty izy dia nanafatra ka niala ny tànana ary nandeha irery nanantona ny ala dia izao le hafatra: ity tehana hentiko ity jereo tsara fa izay hitsatohan'ity no misy ny toerana hilevenako. dia nitady ny fokon'olona ary dia nahita tokoa ary dia natao teo ny fanompoana antsoina hoe FERAOMBY izay atao jiska maintenant io.
Ny fakantsary sy ny camera dia tsy hahitana n'inn n'inn mandritry io fety io. Mandihy ny olona marobe nefa tsy misy mety voatahiry ao anaty pellicule sy apparaeil numérique sy ny camera izany fa maty avokoa izy ireny avy eo. (Mbola hitohy)

20. xxx
(
10/10/2005 15:01)
anontanio an-dry zalahy mipetraka any Majunga fa zah tsy mahalala tsara de mandehana any @ zany cimetière-n'ny karàna izany fa hahita zavatra ianao...@ misasakalina an!