Andrebabe
22. xxx
(
10/10/2005 15:11)
Herimiafina:
Tohiny.
Tany Ambatondrazaka tany dia nisy boay kely nanantalenta. Manao sarisary omby amin'ny tanimanga ny boay kely rehetra, de ileiry koa.
Ny N'i nedala anefa ny sariomby tanimangany dia velominy avy eo ka mandehandehaeran'ny tànana. Manantalenta tokoa i razandry kely. Taty aoriana rehefa ho faty izy dia nanafatra ka niala ny tànana ary nandeha irery nanantona ny ala dia izao le hafatra: ity tehana hentiko ity jereo tsara fa izay hitsatohan'ity no misy ny toerana hilevenako. dia nitady ny fokon'olona ary dia nahita tokoa ary dia natao teo ny fanompoana antsoina hoe FERAOMBY izay atao jiska maintenant io.
Ny fakantsary sy ny camera dia tsy hahitana n'inn n'inn mandritry io fety io. Mandihy ny olona marobe nefa tsy misy mety voatahiry ao anaty pellicule sy apparaeil numérique sy ny camera izany fa maty avokoa izy ireny avy eo. (Mbola hitohy)
Sao dia ilay karazana omby any @ faritra Mahajamba izany resahinao izany?
23. Herimiafina
(
10/10/2005 16:58)
(Tohiny) tamin'ny ady fahagola nataon-dRadama tamin'ny fanjakana rehetra teto amin'ny Nosy dia nandositra izany ireo olona tao Alaotra ireo ka nakany anaty ala. Niaraka atamin'ny odiny izy ireo.
Tsy resy an'ady zany izy reo fa ni-dezista fotsiny ary tsy voaveta araka ny fanao ny ody nampiasaina tamin'izany. Hany ka malaza ankehitriny ny faritra Antsikhanaka iny amin'ny resaka ody isankarazany: Jangoraka, Domboezaka, Ambalavelona sy ny maro karazana tsy tamby isaina. Mihoatra ny arivo ny isan'ny ody hitan'ireo mpandinika frantsay tamin'ny andron'ny fanjanahantany tany amin'iny faritra iny.
Raha hiverina eo amin,ilay resaka Andrembabe dia maro ireo olona no mifanerasera ny olona avy ao amin'io tanàna io, saingy raha mitetitetika ny hanaraka dia very any anaty ala any.
Ny tena mahagaga anefa dia ilay hazo mandeha rà, na le hazo kapaina dia maniry indray eo noho eo. Noho ny fahatahorana dia vitsy no sahy nametaveta izany zavatra rehetra izany.

24. sonwin
(
10/10/2005 19:13)
Ary mahay raha lety, dia any Andrambabe zany tsy misy lehiben'ny fokotany? sa ahona ny fianana any?
25. Herimiafina
(
10/10/2005 19:21)
De tena tsy haiko njay fa za tsy nety tafiditra tany fa kirihitra be matevimbe le ala de ze kapaina toa mihamatevina foana kou.
Misy bandy zandarma ao Moramanga avy any de afa lasa nody any nedala
Misy bandy zandarma ao Moramanga avy any de afa lasa nody any nedala
28. sonwin
(
11/10/2005 09:11)
manana hery miafina avy avy any alaotra angamba leiry io kle
Herimiafina> angaha tsy miresaka aminao ilay zandarma?
Herimiafina> angaha tsy miresaka aminao ilay zandarma?
29. sasa
(
11/10/2005 11:12)
sonwin ka mety le zandarma mintsy no nitantara ireo rehetra ireo kou:lol::lol::lol:
31. Herimiafina
(
11/10/2005 12:42)
Le zandarma+ Ranary avy ao Ambaibo+ Rabeniary + Razafy avy ao Imerimandroso+ Ekperiansa +fouille personnelle no nahitana ireo. hehehehhehe:-D
32. sonwin
(
11/10/2005 13:18)
:-D:-D, fa ilay experiensa sy fouille angamba no tena izy an. Ary hay ve kobonareo i ry zareo ao Imerimandroso e:)
33. sasa
(
12/10/2005 04:58)
sonwin za kou mahakobo an-dry zalahy ao Imerimandroso kan:lol:
Mamzelkely ye efa nandeha efa ela le sarikely kan:-D:-D
Mamzelkely ye efa nandeha efa ela le sarikely kan:-D:-D
35. Herimiafina
(
12/10/2005 19:11)
Ie any ry zalahy mpanao landy ireo, tanàana maty lazain'ny olona fa be mpamosavy nefa kay sipakely matsaka amin'ny alina no hitandry zareo. hehehehehe, amin,ny alina mantsy no mba fatsakana any, sy fisasana koa raha mety, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
12/10/2005 19:23)
Ampesao ny souris sy ny fanondro de hitanao le titre sy le tari-dresaka, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
39. Herimiafina
(
12/10/2005 19:31)
Aiza re zany e, le debanao kou zao kamo mamaky le rapport de misssion nao satria lava loatra. Valy fingika fingaka e. hehehe:-D:-D:-D
40. Veloo
(
12/10/2005 19:33)
heri a tsssssssssss tonga dia tiany be knou :-D:-D:-D
tonga soa aloha njy e :-D:-D:-D
tonga soa aloha njy e :-D:-D:-D