Andrebabe
61. Herimiafina
(
14/10/2005 11:20)
Sao de mila ody fitia enao, misy promotion mantsy amin'ity noely efa ho avy ity, hehehehehe :-D:-D:-D
63. Veloo
(
14/10/2005 17:44)
sonwin a tsy hitan'ny lery akory izay noteneni-tsika momba azy :-D:-D
o ry reto a ary mba nakaiza i dadabe ????? ela be mihitsy zay lery tsy hita kle :-D:-D:-D
o ry reto a ary mba nakaiza i dadabe ????? ela be mihitsy zay lery tsy hita kle :-D:-D:-D
64. Herimiafina
(
15/10/2005 00:59)
Mbola tsy niditra tato amin'ity resaka ity aho de efa fantatro sy laniko tsianjery daholo ireo resakareo rehetra ireo, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
66. Herimiafina
(
17/10/2005 05:52)
Favifavy ihany fa le scenario mandreraka be fa tsy de lavorary loatra, fa le mise en scene kelikeli reny tena favy tafavoaka tsara, le sipa milalao mbola somary menamenatra le iray, le mangalapijetry camera kely reny de mitsiky vendrana refa miteny. Fa favy en general
67. mamzelkely
(
17/10/2005 06:57)
euhhhhhh Herimiafina ambatondrazaka vita en 12mn de mande clio ve de tsara le film..:roll: za alo de ninmeme be nijery an le izy e... fa efa misy ezaka...:)
69. Herimiafina
(
17/10/2005 21:27)
dadabe ve ry Veloo? za no solony provisoariman ato, dadabe par interim zah zao mandrampiveriny fa lasa nampirevy an'i bebe ileiry, hahahahhaa:-D:-D:-D:-D
71. estine
(
18/10/2005 07:32)
toeran'ireo mpilalao ody mahery sy fihaonandry 'zareo bedada,pam's,mpimasy sy karazany io toeraba masina @zareo io ka tsy tiany hisy hitsabatsaba ka de afafiny daholo 'za rehetra volazanareo teo .
72. Herimiafina
(
18/10/2005 12:09)
Mon ami estine, tonga soa eto Andrebabe, ka inona hono zato entinao, hifampidera ody mahery hiaraka aminay eto? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
74. Herimiafina
(
18/10/2005 14:27)
Ary ny amsoko ve no mandroroa sa enao zany toa miboridana sy mihosomenaka sady mitaingina kifafa? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
75. mamzelkely
(
18/10/2005 14:42)
mbola ts lera zao ry herimiafina a... tokony hanao solomaso enao na tokony averina kely ny skidy fa ts nety...:-D:-D:-D
77. Herimiafina
(
19/10/2005 04:47)
Ra-herimiafina tsy mba tia ireny xxx ireny fa mampahatsiaro azy ny toetraratsiny taloha. hehehehehe :-D:-D
80. ari.malala
(
20/10/2005 07:27)
estine, hataon'i dadabe masaka enao raha hitany io zvt teneninao io! :-D:-D
veloo, tsy haiko ky taiza na taiza i dadabe fa tsy hita d hita kely d tsy hita d najjavona ela beuu d zao tô hita any @ dinika hafa any njay lery a!
veloo, tsy haiko ky taiza na taiza i dadabe fa tsy hita d hita kely d tsy hita d najjavona ela beuu d zao tô hita any @ dinika hafa any njay lery a!