Andrebabe

101. dadabe ( 26/10/2005 04:47)
o ry arimalala a!! efa hopee zahay hoa tsy manana mpanampy sao de mba afaka i toi ???:-D:-D
102. mamzelkely ( 26/10/2005 06:46)
tô lasa nivadika mpanampy njay le resaka e.. fa angaha ts odi-mahery..:roll::-D:-D
103. sasa ( 26/10/2005 11:53)
ari.malala aleo akia mompera no antsoina fa ireny no tena mahay be an! ho avy eo izy rehefa kelikely fa efa no-phoneko teo:-D:-D
104. dadabe ( 26/10/2005 11:58)
zay:@
105. mamzelkely ( 26/10/2005 12:36)
tonga sahady le mopera angaha fa i dadabe nga le izy..:-D
106. ari.malala ( 26/10/2005 13:45)
sasa, tena mopera exorsista tsara ary alaina fa ra tsy reny tsy mahafaka anazy an! sady maharoaka angatra tsara mints manko reny...:-D ato tô misy mihaodihaody kle!brrrr mangovtsa b ny tongotro:-D:-D:-D:-D
107. Veloo ( 27/10/2005 17:33)
8O inn ndray ty mopera ty?:-D:-D:-D
108. Veloo ( 28/10/2005 19:20)
ari a za ko mangovotra kle :-D:-D:-D
109. ari.malala ( 02/11/2005 08:27)
veloo, ka tsy haiko na efa voroaka le ody sy le angatra ko :-D
110. Veloo ( 02/11/2005 18:25)
ari.
=))=))=))=)) de lasa avy eo?
111. ari.malala ( 03/11/2005 14:34)
tsy haiko wa fa za aza manontany an'i sasa ra refa voaroaka le izy ko:-D
112. Veloo ( 03/11/2005 19:11)
:-D:-D:-D
113. ari.malala ( 04/11/2005 11:21)
veloo a, lasa ngamba retsy fa tsy nisy anle rivitra mifofofofo mamptahots reny tsony a:-D:-D:-Dtsisy feo kentsonkentsona tsony ato:-D:-D:-Dnahay le exorsista ka
114. Veloo ( 04/11/2005 18:24)
ari a tena lasa mihitsy zany ka :-D:-D:-D:-D
115. ari.malala ( 07/11/2005 10:42)
ieuuuuuuuuhhhhhhhh! tsara ka! :-D:-D:-D:-D:-D
116. Veloo ( 07/11/2005 15:16)
njy ty mampime ka :-D:-D:-D
117. ari.malala ( 08/11/2005 06:30)
:D mampime manin? :D
118. Veloo ( 10/11/2005 17:50)
kita fa mampime ko :-D:-D:-D
119. ari.malala ( 11/11/2005 06:48)
:):):)
120. Veloo ( 14/11/2005 17:23)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485