toromaso

1. Achia ( 07/10/2005 15:05)
misy fiantraikany @ olona iray v ny fahampiana toromaso . oh: adin'ny 3 no hatoriana @ alina .nefa tsy matory atoandro.ary misy docteur specialiste momban'zany ve eo tana???
0
novalian'i diloo ny 26/10/2005 22:36
2. vale ( 07/10/2005 15:13)
Misy fiantrainkany io ry Achia à! Izaho fotsiny raha vao tsy matory adin'ny dimy (farafaha-keliny) d tena reraka be ny ampitso tontolo! Ko mainka fa olona matory 3 h fostiny izany? tsy maintsy misy spécialiste any ka! ahoana no tsy hisy! Mahereza é!
3. Herimiafina ( 07/10/2005 16:39)
Adiny 8 matory, adiny 8 miasa, ary adiny 8 manala azy. Izay no normal.

Ilay adiny 8 matory tsy maintsy misy sommeil reparateur, eo amin'ny 10ora alina ka hatramin'ny 12 ora alina izany.

Ny tsy fahampian'ny torimaso dia tadidio fa crime aty zamerika raha toa ka miasa amina machine ianao na mitondra fiara.

Ny horloge biologique no mitapitapy raha tsy normal ny ora na ny fotoana hatoriana, misy fomba famerenanan ny horloge bio ho normal.

Rehefa mikorontana ny horloge bio, dia mikorontana daholo na ny resaka vitamine na oligoélement rehetra dia reraka dia midina ny tension arterielle na miakatra, mihena be ny calcium ary dia morav reraka tokoa, very ny reflexe, ny attention, ny mémoire.
(mbola hitohy)
4. natachat ( 07/10/2005 17:50)
tena misy fiantraikany tokoa]


5. niainas ( 07/10/2005 22:25)
tsy misy fiatraikany ka .. raha zatra.
6. Achia ( 08/10/2005 08:20)
tena ireo tenenin'i herymihafina ireo aloha dia efa manomboka misy amiko;;fa angaha ianao aloha docteur ;fa toa mahafatatra zavatra betska e??.KA INONA ARY NO?tokony ho ataoko hoy nareo??raha hinana soumnifer aho dia tsy mety @ zanako satria aho mbola mampinono
7. vale ( 08/10/2005 10:14)
Toro-hevitra kely ity: miezaha matory @ ora iray mahazatra. Ohatra @ 10 ora alina dia ezaho ho @ izay foana , eny fa na dia sarotsarotra aza @ voalohany ! Ny anton'izay indray aloha tsy fantatro...! fa , mpahazo ahy manko io resaka "insomnie" io ka olona koa no mba nanoro hevitra ahy an'io ! Andramo ange é, fa rehefa zatra an'io ianao dia rehefa tonga ny ora mahazatra anao (fatoriana) dia ho tonga ho azy ny torimasonao!
8. pif ( 08/10/2005 13:47)
toro hevitra kely fotsiny no indro arosoko.
Mila misotro thé amin'ny ravimboasary ianao na ravina veromanitra dia atao mafana tsar ny tongotra. Tena ratsy indrindra ny tsy fahitana tory , maro be ny aretina azo avy amin'io
9. Achia ( 08/10/2005 13:57)
dia misaotra betsaka @ fanorona hevitra ;fa dia ho andramana izany. Ary ny n'i niainas toa hoe: ehefa zatra tsy maninona :ianao angaha ao anatin'izany??
10. pif ( 08/10/2005 14:47)
tsy tena mpahazo ahy io fa haiko amin'ny fandinihana ny natiora sy ny famakiana boky ary ny fikarohana madinidinika e mirary fahasalamana ho anao raha tsy mety diamilaza ihany
11. Herimiafina ( 08/10/2005 15:30)
Ahoana ny famerenan amin'ny laoniny ny horloge biologique?

-Tsy atao brutale be fa tao tsikelikely.
Ohatra ianao te hatory amin'ny 10ora alina. Dia arosonao antsasakadiny ny torimasonao manaraka, dia toy izany hatrany mandrampahatongany eo amin'ny amin'ny folo ora alina.
ohatra:
Jour1: matory amin'ny 12ora.
Jour2: matory amin'ny 11h30.
Jour3: matory amin'ny 11h00.
Jour4: matory amin'ny 10h30.
Jour5: matory amin'ny 10h00.
-Dia mitovy amin'izay koa ny ora fifohazana.

-Misotroa tambavy, na dité tsy misy siramamy alohan'ny hatory.
-Manaova sport na activité mamizantena rehefa maraina dia maka souffle tsara amin'ny rivotra.
-Ovay ny toeran'ny fandriana, ary sasao tsara ny lamba hatorizana.

Fadio ny mihinana somnifère, etc.
12. ursullas6 ( 09/10/2005 06:24)
[quote=Achia]
slt!
ny durée de sommeil normal ny teneniko tsotra:
ny jeune na adulte à peu près 8h /j.ny vieillard 4 à 6h/j.
ny enfant sy ny nourrisson >10h/j;ka raha inferieur ireo ny sommeil de miteraka trouble et si s' accumule,vers le trouble mentale et la folie enfin.Raha mitady ianao de psychologue na psychiatre na neuropsychiatre hatonina.Misy ihany koa Infirmière à la santé mentale afaka mifandinika aminao ny fond de problème.

13. pika ( 10/10/2005 08:14)
matetika vokatry ny tsy fahampiana calcium ny tsy ahitana tory, vokatry ny havizanana be diso tafahoatra...
ao koa anefa raha sendra misy zavatra mampiasa saina antsika dia tsy mahita tory dia tonga daholo ireo voalazan'i herimiafina ery ambony ireo
vahaolana: ataovy ampy tsara ny calcium, alamino tsara ny saina fa aza de miferotraina..... , ataovy fixe ny ora fatoriana ...
fa misy fiatraikany @ lafiny ara-pahasalamana ny tsy fahampiana torimaso
14. bichette ( 10/10/2005 12:41)
raha tsy ampy tsara ny sakafo hohanina hariva dia tsy matory tsara, raha diso be loatra dia tsy matory tsara koa
pif < hoy ianao hoe misotro thé @ ranomboasary; ny ranomboasary misy vitamine C vao maika tsy mampatory, tsy conseillé loatra
15. bichette ( 10/10/2005 12:43)
ny matory entre 21h à 24h noho no tena "sommeil réparateur" hoy ny dokotera
16. Herimiafina ( 14/10/2005 01:24)
C koi kon repare hozy ny dokotera ry bichette? manadina lesona zah zao. hehehehehe:-D
17. bichette ( 14/10/2005 14:31)
ny saina, ny cellule nervezy
18. Herimiafina ( 15/10/2005 00:28)
Eeeeeeeh bichette kely.

Manangona hery nefa de manao metabolisma bazal ny vatana, fa refa maraina amantsy de manary hery fotsiny no hataon'ny olombelona.

Natory tsara ve alou i toi alina e. heehhehe:-D:-D:-D:-D
19. diloo ( 17/10/2005 22:32)
Manao ahoana o,
Tsara daholo ireo hevitra etsy ambony (8 ora fahatoriana sns).
"ohatra:
Jour1: matory amin'ny 12ora.
Jour2: matory amin'ny 11h30.
Jour3: matory amin'ny 11h00.
Jour4: matory amin'ny 10h30.
Jour5: matory amin'ny 10h00.
Herimiafina"
Raha sanatria ka mbola tsy mety mahita torimaso foana ny alina, dia tsara ny fanaovana compensation de sommeil réparateur, en prenant une sieste" ohatra.Eny na 5 minitra fotsiny aza dia efa mety,"mais à condition que celà soit un profond sommeil".Rehefa tonga ny Asabotsy maraina, dia manaova "grasse matinée".
Veloma o
20. Herimiafina ( 18/10/2005 01:01)
Zay mihintsy, misaotra an,i diloo.(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8572