toromaso

41. Herimiafina ( 22/10/2005 13:47)
Mirabel: mahafantatr any fomba fiainan'i PPDA njay an. hummm :-$hummm
42. mirabel ( 22/10/2005 14:52)
herimiafina > aiza kosa e :oops::oops:
ianao an !!
43. Herimiafina ( 22/10/2005 14:58)
hehehehehe, bôgôsy be ileiry knou, nesy pas?:-D:-D:-D
44. mirabel ( 23/10/2005 14:57)
tena tsy ao anaty agenda ko aloha e !!!
45. pitchou ( 23/10/2005 15:19)
tara @ PPDA ndray ngah i heri?
46. Herimiafina ( 23/10/2005 16:46)
Ie, raha sipa otsanao zah de mety tara, heheheh:-D:-D
47. bichette ( 24/10/2005 13:01)
herimiafina izany anie ka tena dozidozy e
48. Herimiafina ( 24/10/2005 16:35)
Te-hamely koa ngah toi, tongava fa tsy laniko rery ty. hehehehe:-D:-D
49. pitchou ( 24/10/2005 19:23)
hitako no tara ko! variana t@ dozy tao
50. Herimiafina ( 24/10/2005 19:25)
Ary toa zany kou toa manao alahelondrevy, mbola feno ao amin,ny lakavy ao raha mitady, de mba hitondray jambon kely ao fa ramaka. miam miam (l)
51. diamondra27 ( 24/10/2005 23:43)
fa hono hoa raha matory be loatra indray de ahoana ny fiatraikany? zany hoe refa tsy misy hatao le olona de matory, ankoatra ny asany sy ny fikarakarana trano sy ankizy, fiantsenana.
Zany hoe au lieu de faire des loisirs de matory izy.
52. Herimiafina ( 25/10/2005 00:23)
Hypersomniac izany no fiantsoana an'izay e, fanimpanina, reradreraka, miakatra tension,sns.
53. pitchou ( 25/10/2005 20:16)
ka ny torimaso toa tsy mety mihoatra kou! rehefa tapitra ny dozy d tsy mety matory!
heri> malahelo mintsy zà fa tsy mba invitée kou!:(
54. Veloo ( 25/10/2005 20:35)
hery :roll::roll::roll:
55. Herimiafina ( 25/10/2005 20:52)
Tsy efa miteny anao ve zah ry pitchou hoe, miakara aty de ento le jambon ao iny de mangala tavoahangy roa ao amin'ny lakavy ao e.
Veloo kou ity ary toa mipitrapitra te-hirevy miaraka amintsika.
56. dadabe ( 26/10/2005 05:43)
:°):°)
57. diloo ( 26/10/2005 22:36)
Sali daholo indray,
Misy koa fanafody natioraly fahazoana torimaso.
Tsy maintsy olona mitsama no manatanteraka azy.
Rehefa mifankatia be iny, ary tena fifankatiavana tena izy fa \"tsy instinct bestial\"akory, rehefa tonga @\'ny lanitra faha 10 fa tsy faha 7 akory.
Izany hoe rehefa tena hainao ny miaritra \"au moins\" adin\'ny roa,koa rehefa tonga ny tondra-drano,dia samy tafahoana iny,dia jereo tsara anie fa ianao tsy mahita torimaso io,tonga de \"flagada\".
Fa izao kosa e rehefa mandalo amin\'izany dia ataovy ao anatin\'ny fitiavana tena izy ho fanajanao ilay tianao.Ny fanamenakana no fahazoana torimasom-pahsambarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121