toromaso

21. pitchou ( 18/10/2005 09:13)
ie! ny tena haingana indrindra d io lazain'i diloo io!
ary na any am-piasana aza enao d afaka manao ny compensation io, ohatra alohan'ny hisakafoanana atoandro. Vider tsara (any @ corbeille!!!!) ny saina manontolo d maka place con,fortable tsara (raha tsy afaka mitsotra miorirana @ tany; akipy ny maso, esorina tsy asiana nininnn ao anaty saina, d lasa zao! saingy tandremo: ataovy any anaty subconscient le we 5 mn na 7 mn na 10 mn sao ny ampitso vao taitra an!
22. bichette ( 18/10/2005 09:29)
herimiafina an !
pitchou ny tena olana koa anie elaela vao tafatory ho an'ny tsy zavatra manao sieste
23. Herimiafina ( 18/10/2005 13:28)
Miantso ahy ngah enao ry bichette, ahoana izay?
Ary enao hoa tam-maraina nifoha aloha be e, nangatsika rery tao zah, hehehehhee:-D:-D
24. pitchou ( 18/10/2005 17:36)
bichette> andramo ange io teknika lazaiko io fa tsotra kely rehefa zatra! le mi-vider saina @ voalohany ihany no manahirana raha tsy mbola nanao an'izay! ny essentiel d confortable tsara enao
25. bichette ( 19/10/2005 06:26)
pitchou ka rehefa akipy ny maso dé lasa ho azy ny saina
herimiafina ka enao mbola rzzzzz rzzzzzz ronflllllll
26. Herimiafina ( 19/10/2005 06:44)
F'iza lazainao fa miesona, enao aza hitako niditra teo, hehehehehhee:-D:-D:-D:-D
27. pitchou ( 19/10/2005 12:59)
sahirana mintsy heri mibanjina le varavarana an!:-D:-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 19/10/2005 21:04)
Ary enao matoriza alou fa aza lozana mijery ahy eto. Mbola hiverina eo ihany zah avy eo. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
29. pitchou ( 20/10/2005 03:25)
ngah zà ndray no mahita tory ga tsy enao?:-D:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 20/10/2005 03:42)
Mangatsiaka angaha ianao, vetivety fotsiny de ho avy hiakatra hatory any aho e, hehehehhe:-D:-D:-D:-D
31. pitchou ( 20/10/2005 18:33)
ary tena diso trano enao zany an!:-D:-D:-D:-D:-D
32. Veloo ( 20/10/2005 19:02)
Pitchou a ie wa retsy :-D:-D:-D
33. pitchou ( 21/10/2005 12:14)
betsaka lôtra ngamba aky ny beks laniny tany :-D:-D:-D:-D:-D
34. Veloo ( 21/10/2005 14:57)
Pitchou =))=))=))=)) zany tokoa angamba retsy kle =))=))
35. Herimiafina ( 21/10/2005 16:36)
Ny hasarotapiaronareo kou hita vandravandra be, tsss:-D
36. Veloo ( 21/10/2005 17:12)
:-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 21/10/2005 17:37)
Ngah nareo ry Veloo tsy mba manao lasiesta klé?:-D
38. Veloo ( 21/10/2005 19:16)
o ry kala hery a miasa non stop aty ko hisy lasiesta? mody tsy mahalala eo ndray..
39. Herimiafina ( 21/10/2005 20:26)
Eeeeeh, de mba mampidibola hirevena nefa zany non-stop zany, fenoy asa tsara ny fiainana fa lasan'ny sasany ze vadikelinao any. hehehehe:-D:-D:-D:-D
40. mirabel ( 22/10/2005 13:43)
mba andramo sao mahasoa e rehefa hatory iny dia misotroa ronono sy tantely fa manome torimaso hono, tsy manakana anao hijery mpitsabo akory izany torohevitra izany (ianao sy Patrick Poirvre D'Arvor izany no mitovy fa izy koa ora 3sa 4 fotsiny no matory fa manoratra boky tsetsatsetsa tsy aritra iny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5399