tongotra mangidihidy

1. xxx ( 06/10/2005 08:58)
saika mba hanotany ahy sao mba misy mahalala ,
sao dia misy mahalala hoe inona ny mahatonga ny ratsatongotra mangidihidy sa vokatrin'ny hatsika ve?? satria t@fotoanan'ny hafanana dia tsy naheno mangididy aho nefa izao , ka sao misy mahalala hoe inona no tokony hatao?
novalian'i fijo ny 09/11/2005 21:19
2. kingalahy ( 06/10/2005 09:23)
hosory sakay tsy lanin-dimy lahy rarao kely vinaigitra fa tonga de mande b 250km/h io tongotrao io ry sakaiza
3. betty ( 06/10/2005 09:46)
Sao dia misy champignons
4. ari.malala ( 06/10/2005 10:18)
ndray kosa ry kingalahy! enao zany mamosavy!
5. xxx ( 06/10/2005 10:50)
misy carence en oligo élement ianao na koa misy zavatra nohanina nefa tsy zaka
6. xxx ( 06/10/2005 11:11)
mba omeo solution hoe ry zareo fa za kou tratran' zay , fa toa hoe champignon marina no henoko, misaotra mialou . Fanamarihina : madio ny tongotra fa tsy hoe tsy misasa akory , misaotra mialou é!
7. xxx ( 06/10/2005 12:04)
izao ataon'i kingalahy io mihintsy no tsy nanaovako ny anarako, mba mandinihy ihany vao mamaly fa na dia efa tena sahirana aza ny olona dia mbola anianiana ihany.
sao mba misy fanotanianao koa nay aoriana any ka io no avalin'ny olona anao ,
8. bichette ( 06/10/2005 12:04)
misy champignon koa ny hevitro
9. xxx ( 06/10/2005 12:13)
izany ve? ka t@andro mafana anie tsy maninona e!
10. xxx ( 06/10/2005 12:17)
sa @andro mangatsika aky ny fihetsehan'ireny?????
11. xxx ( 06/10/2005 13:07)
andramo sasana @ alcool diovina tsara de avy eo hosory glycérine e
12. xxx ( 06/10/2005 14:00)
misoatra @toroevitra e eee andramana indray aloha io fa sao mba hisy fivany misaotra
13. betty ( 06/10/2005 14:14)
ka ny champignons ngeh tsy voatery maloto tongotra ihany fa ilay tsemboka tongotra dia mety tratrany eh
fa raha izany dia hamaino tsara ny tongotra (fafaina tsara rehefa avy sasaina )dia misy fanafody reny fa mandehana dokotera no mety
14. sariaka ( 06/10/2005 21:19)
izaho koa efa tratran'io tongotra mangidihidy io, fa tsy rantsana aloha e, asa na hafanana na inona fa dia niresaka tamin'ny dokotera dia nasaina nividy paomady crème fa tsy fantatro na mety aminao ry xxx.Hitako hoe nety ihany.
15. xxx ( 07/10/2005 07:14)
Raha ny fahazoako azy zany dia avy @tongotra mando lava ny champignons,
ka raha izany dia tsy champignons zany satri aho tsy tsemboka tongotra sady maina fona ny tongotro, fa mety ilay atsika angamba! asa aloha fa hanatona dokotera ihany aho fa misaotra tsika rehetra namaly ny fanotaniana, manana namana tokoa eto tsiky dia ampy eeeeeee
16. pitchou ( 07/10/2005 13:15)
mety ho engelures e!
17. huitcentsix ( 07/10/2005 14:29)
Andramo sasana amin'ny GEL KETODERME,any amin'ny pharmacie mividy fa amidiny tsi-folofolo,fa efa mba nahitako vokatsoa manko io.
Mazotoa e.
18. xxx ( 07/10/2005 16:40)
dia mbola misaotra anareo hatrany !
19. zandikely ( 08/10/2005 02:55)
Ny hevitro ny momba anio dia izao e. Ento aminy dokotera dia mety asainy manatona specialiste ianao.
Izay ny fomba hitako fa mety fa maro specialiste loatra manko eto, fa aleo manatona ny tena specialiste.
20. xxx ( 08/10/2005 09:29)
zandikely
tena marina ny teninao misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1661