tongotra mangidihidy

21. britney ( 08/10/2005 19:10)
ny champignon de vokatry ny hamandoana izany hoe hatsembohana, mihiboka loatra anaty kiraro, ka raha izay de aéré-na matetika ny tongotra refa mba tsy mivoaka de manao sandale, de hamaina tsara kou rehefa hampidirina anaty kiraro.
22. diloo ( 17/10/2005 22:04)
Manao ahoana o,
Ny \"diagnostique\" mety hamantarana fa \"champignon\" ny aretina manjo,dia:
-Manodidina ny ratsan-tongotra, indrindra eo anelanelan\'ny aiky kely sy ny sisiny ambony,dia mangihididy.Ary raha velarina io anelanelany io, dia mazana fa misy \"zone poudreuse, un peu blanchâtre\".Raha somary hitarina be dia tritra ilay \"peau interne\".Renao somary mangihididy mamirifiry kely somary mahasosotra izany ny\"sensation\".Koa raha tahatahak\'io ny \"indication\" mety mahazo anao,dia aretina \"champignons\" izany no manjo anao.
Fanefitra:
-Tsy maintsy diovina amina \"solution pour application cutanée\" ny ratsa-tongotrao.
Ny fanafody dia \"genre triclocarban\" tahakan\'ny \"SEPTIVON\" ohatra.Io no itako tsara \"pour tous types d\'affections de la peau et des muqueuses.
Hoan\'ny olona mbola tsy voan\'ny \"champignon\", indrindra fa raha manao spaoro mila mampiasa \"Tatami\", dia tsara raha vao avy manasa tongotra,mamafa sy manamaina tsara ny anelanelan\'ny ratsany.Rehefa mando tokoa manko ny tongotra dia misy kokoa ny \"risque de prolifération des champignons\".
Na dia izany aza, dia tsara ianao maka \"confirmation\" any @\'ny Dokotera.
Dia maniry anao ho sitrana sy tsy angihididy intsony.
Veloma o.
23. xxx ( 05/11/2005 22:09)
:-*misaotra betsaka t@fanazavana sy ny toroevitra dia mirary soa ho antsika rehetra .:-*
24. estine ( 08/11/2005 11:51)
MISOTRA ANI XXXtam dinika fa fanontaniana efa ela nilako valiny hitako izy androany .
Misotra koa any Diloo nanome solution
Misotra any hery nanao ny serasera
ary misotra ny fahavitrian'ny namana rehetra
farany: ary inona indray ireny @ atoka ireny champignion? azo eny @coiffure tokoa ve?
avy @ champoinz na savony ve:?:
ho ela velona ny serasera e!
25. fijo ( 08/11/2005 23:23)
raha mangidihidy le misy mibontsina kely misy rano iny,dia champignon izay.
26. estine ( 09/11/2005 07:32)
zany an! ary fanalana kitro? ,refa alana nefa leizy marary avy eo. Misy fonafafady ve atao @io?
27. estine ( 09/11/2005 07:36)
zany an! ary fanalana kitro? ,refa alana nefa leizy marary avy eo. Misy fonafafady ve atao @io?
28. fijo ( 09/11/2005 21:19)
fonosy teinture d'iode,dia avelao ao,fa malemy miala wazy izy avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256