Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bnoty ( 11/10/2005 06:11)
Mitady ny tononkiran'i voahangy
Izaho izany mba mitady ny tonon'ilay hiran'i voahangy é, raha mba misy manana dia mba alefaso é! ilay hoe: " Fitia tsy tanteraka" sy "Ny tokantrano". Dia misaotra betsaka indrindra é! ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/11/2005 11:25
akamatiana ( 11/10/2005 04:49)
Antony itiavanao ny hira iray!
Mba lazao we inn itiavanao hira iray? tsy maintsy we mifandray am tranga izay iainanao ve le izy?? Nenah zao ny itiavako hira vôlou de ny feony , matetika nefa hira mifanohitra ny fiainako fona le... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 17:06
zefalah ( 10/10/2005 23:17)
bikina
aona r'zareo no hafatarana ny vhv rehefa bevoka? ary inona ny marika ahalalana an'zany? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2005 22:15
Herimiafina ( 10/10/2005 20:47)
Miaro amin'ny voalavo ny ortie atao sisimboly.
Ny ortie dia zava-maniry kely azo hatao sisimboly na hambolena manodidina ny zaridaina tiana harovana amin'ny setrasetran'ny voalavo. Mandrava tokoa mantsy ny voalavo any amin'iny faritra Moramanga... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 05/02/2006 23:36
chipie1 ( 10/10/2005 16:41)
Fanja Andriamanatena
iza no efa naheno anlé album ny "isika no miaraka ...mozika tsotra izao " ? toa mbola tsy misy ato aminy radiovazogasy :wink:... tohiny
novalian'i jm ny 02/11/2005 18:42
mandrindra ( 10/10/2005 13:07)
Arabolahy
Tafahoana ireto arabolahy mpinamana fony kely dia mitafa. - Inona lesy no ataon'ialahy izao? hoy ity voalohany. - Ny omaly sty miova fa izao mafy ady izao leisty a. Ary ialahy izany anie metimety m... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:08
haintso ( 10/10/2005 07:57)
efa mivoaka ny VCD fianaraana KABARY
Sarasara tsy ho ambaka daholo e, Ho an'izay liana amin'ny tenindrazana an-kavoriana na ny kabary dia fifaliana ho anay Mpamokatra ny raki-tsary arahana feo (vcd)fianarana kabary izay misy kara... tohiny
estine ( 10/10/2005 07:38)
aiza, iza ilay solon\'i HANTATIANA?
T@ ny 2003 ngamba iny nisy fampisehoana farany nataon\'i hantatianatao antsahamanitra, nijery aho t@ io ,de nisy fifanininana\'zay hisolo azy ,nisy lany nefa 2 taona \'zao tsy mbôla heno \'zay hosol... tohiny
novalian'i estine ny 13/10/2005 07:08
estine ( 10/10/2005 07:06)
Mura KHANG CHAN?mpihira vao2 ?
mamoka klip fona n... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 04:52
bichette ( 10/10/2005 06:46)
maraina sa hariva ny sport no tsara
ilay maraina vao mifoha mihitsy iny sa ny hariva not sara manao sport ? ilay vao mifoha mihintsy iny ve ?... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 11:22
pika ( 10/10/2005 05:19)
inona no mety mahasambatra aminao ??
ao ny milaza fa ny vola, ny fitiavana, ny fianankaviana, ny harembe,ny fahasalamana,ny fitetezan-tany ..... mety any aminao fa tsy voalaza koa inona aminireo re no mety mahasambatra bebekokoa aminao... tohiny
Herimiafina ( 10/10/2005 03:56)
Efa nanao zavatra tsy tinao ve ianao?
Omena safidy ianao, ny iray zavatra tinao, ny iray kosa zavatra tsy tinao. Dia hoy ianao hoe, aleo ilay tsy tiako no hataoko, satria tsy izay tiako foana koa no hatao. Matetika mantsy ny zavatra at... tohiny
Herimiafina ( 10/10/2005 03:48)
Ireo zavatra manafaingana ny fahanterana.
Betsaka ireo zavatra iainantsika amin\'ny fiainana andavan\'andro no mampa-antitra antsika vetivety mihintsy (eo amin\'ny toe-batana io an). Raha atambatra ireo dia manome ny antsoina hoe \"stress\... tohiny
vale ( 09/10/2005 13:00)
Resaka zaridaina
Manahoana daholo! Ianareo ve mba tohina mahita an'ireny olona mitondra alika eny @ zaridaina iombonana ireny , ka ilay alika manao maloto eo dia tsy raofin'ilay olona tompony akory avy eo?... tohiny
kally ( 09/10/2005 10:42)
Vaovao tsara ho anareo marary vavony
Voaporofo efa ela (1981)fa saingy izao vao nekena fa tsy vokatry ny faharerahan-tsaina na stress mihitsy ny aretim-bavony fa vokatry ny bactéries izay azo ao anatin'ny 5taona voalohan'ny zaza.Ny vavo... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:54
tsangana ( 08/10/2005 21:11)
Inona loatra no manintona any an-dafy ka hamonoana tena
Hita ny sarin'ireo afrikanina izay mikasa ny hiditra antsokosoko any Espagne.Nisy ny namoy ny ainy nitsambikina nananika fefy avo be.Inona loatra no mba antony?... tohiny
Avianiandanitra ( 08/10/2005 19:26)
Jus Tahitian Noni
Salut daholo ! :idea::idea::idea: Nisy olona ni-présenter an'lé produit t@ko, mahafinaritra be leizy. Tiako hozaraina @nareo ny zavatra azoko, antsoy 1 800 281 1119 avy eo de 12-268 (gratuit io)... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 17:47
xxx ( 08/10/2005 16:29)
bandy gasy sy sipa ...
Ianareo ve mihevitra hoe efa tena zakan'ny sain'ny bandy gasy ny sipa siantifika (ireo mandeha lavitra amin'ny fikarohana sy ny fianarana, fa tsy hoe izay mahay siansa) indrindra moa fa hoe manao mate... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2005 21:08
lema ( 08/10/2005 13:13)
mifameno
mety ve ny fitiavana tsisy firaisana na ny firaisana tsisy fitiavana... tohiny
lema ( 08/10/2005 13:11)
tsy fahadisoana ny fampirafesana
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty... tohiny
novalian'i hesham ny 10/11/2005 03:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5344