Mura KHANG CHAN?mpihira vao2 ?

1. estine ( 10/10/2005 07:06)
mamoka klip fona n
novalian'i xxx ny 10/11/2005 04:52
2. pika ( 10/10/2005 09:52)
dia raha mamoaka klip fona dia ahoana :roll:
3. ravakamalala ( 10/10/2005 12:00)
Iza kay izany?8O
4. Herimiafina ( 10/10/2005 13:03)
Tsara ny hira rehefa tsy commercial be loatra.:-D:-D
5. pika ( 10/10/2005 14:01)
Tsara ny hira rehefa tsy commercial be loatra

=))=))=))
6. vale ( 10/10/2005 16:07)
tsy sinoa ve izany? dia hira inona no ataony @ izany?
7. maditra ( 10/10/2005 18:26)
Mety olona any CHine any izany, fa zah alou interessE amin'ireo kelimaso ireo ka dia andeha hizahanana any zany. hihi
8. Herimiafina ( 10/10/2005 18:52)
Spa kely milay be zay le izy sady mihetsiketsika be, tô avy any Viet Nam hono e. hehehe:-D
9. Herimiafina ( 11/10/2005 03:20)
Le mbola sipa kely ireny de feno "zetaime à la folie be" daholo ny tononkira,

Ny an'ny sasany aza moa efa fahadisoampanantenana tamin'ny fitiavana ny tononkira, nefa ny tena mbola voatavo monta kely tsy mifandraka "tu m'as laissé tombé" a hoe, sns. lol. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
10. pika ( 11/10/2005 05:23)
estine a mba ilazao ny mombamomba izany kosa izahay fa toa tsy hita intsony....
hany ka lasa ho :-D
11. estine ( 11/10/2005 06:41)
lasa kely fotsy aho :lol: indro ary aho:
-Metisy sinoa izy aloha,gasy ny reniny ,sinoa ny rainy evidahoazy iny:!:
-toa hoe any bira hono 'reo no mitoetra
-mamoka clip fona izy ,ary feno sipa kely eo @14_18 taona eo ny mpandiany sy figurante ao @klipany ,de misy klipa any adafy, any @morotsiraky gasikara rehetra any
- izy chiffres-be8O otran'ny hoe tompon'ny kambana production hono ny rainy ,le mpamoka film gasy rony e:!: efa lasa studio de production lebe mitsy izy io zao.
- techno,tsapika,le metsiketsika rony no tena mozika fanaony ,lolita 'zao hiram-pitiavana atony (l)(l)(l)
- mihira fitiavana izy nefa mety eo @15 ans eoizy mrina ny fanamarianareo ny @io ombako tsy mahazaka mitsy
-FA NY OLANA:!::?::idea::oops:
Tsy mety malaza ,fa ahoana ary:?::!:
ne fa anie raha ny atoany an:!:
hoentiko eto ny tononkirany ra tinareo:!:


NB:
- sources mpiasana studio de pro iray
12. pika ( 11/10/2005 09:39)
sao mba estime ary ilay izy :roll::lol::-D
hay ve ilay mpihira ny lolita iny e ny anarany tsy mbola faheno
ny hoe tsy mety malaza dia matetika ny mpihira ankehitriny raha vao nahavita hira 1na 2 dia alefa aloha rehefa avy eo anefa dia tsy re intsony na saika fople indray no miainga any dia izay
mila politika koa io amiko @ famoahana azy ny tsara dia ny manantona ireny efa pro.. ireny
13. Herimiafina ( 12/10/2005 02:17)
Malaza izy ry estine matou fantatr'i herimiafina an. hehehehehehe.:-D:-D:-D:-D

Vietnamiana iny fa tsy sinoa zany.
14. ren ( 12/10/2005 13:14)
aza atao anizany kosa lay mpanankanto vao misondrotra e!nareo sady efa tsy mahay mbola mi-critique iany.raha ahay maninona tsy nanao: ho hita eo
15. Herimiafina ( 12/10/2005 14:58)
Fa nataonay inn le mpanakanto vao nisandratra hono ry ren, toa sosostra be i toi?
16. Veloo ( 14/10/2005 19:56)
any dago ve io kala io? tssssssssss gasy ihany no tsara eeeeeee:wink::P:P:P
17. Herimiafina ( 14/10/2005 23:58)
Ie any Dago io sipakely io sady gasy no sady tsara fa enao ngaha ahoana an? hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. vale ( 04/11/2005 15:33)
ren:

aza atao anizany kosa lay mpanankanto vao misondrotra e!nareo sady efa tsy mahay mbola mi-critique iany.raha ahay maninona tsy nanao: ho hita eo




na vietnamiana na sinoa tsy itako ze olana! tsy kritika izany amiko!
19. xxx ( 10/11/2005 04:52)
raha ny anarany alo de tsy halaza mitsy izy ee! sarotra be ny manonona ny anarany ee! de sarotra ho any gasy eee! asaivo hajanony io ry estine fa mety ho gotry eo ny ray amandreniny vao ho loza ee! lol!!!;-);-);-);-);-);-);-);-);-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7623