Vaovao tsara ho anareo marary vavony

1. kally ( 09/10/2005 10:42)
Voaporofo efa ela (1981)fa saingy izao vao nekena fa tsy vokatry ny faharerahan-tsaina na stress mihitsy ny aretim-bavony fa vokatry ny bactéries izay azo ao anatin'ny 5taona voalohan'ny zaza.Ny vavony mantsy dia acide (PH1) ary tsy misy bactéries velona ao anatin'io acide io,ka izay no nahatonga ny mpikaroka hatramin'izay nanizingizina fa faharerahan-tsaina no miteraka aretim-bavony.Ireo mpikaroka aostralianina anefa nanaporofo fa ny helicobacter pylori dia afaka mivelona anatin'io ranom-bavony asidra io.
Amin'ny mahabakteria azy dia "antibiotique" no fanafodiny 7 andro no faharetan'ny fitsaboana dia sitrana, ary hanampiana an'io dia ampiana fanafody iray manova ny ph n'ny ranom-bavony mba halefaka kokoa.Tsy vaovao tsara ve izany?Sady eto amintsika betsaka ihany ny mitaraina marary vavony.7 andro dia sitrana sady tsy lafo ny fitsaboana.
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:54
2. vale ( 09/10/2005 12:09)
Kally> mba azonao omena ve ny anaran'ilay fanafody? Mety mba hahasoa an'izay mila izany!!!Misaotra é!
3. pika ( 10/10/2005 04:59)
betsaka mantsy ny karazana antibiotique ary samy manana ny parie iasany izy ireny
oh hoe hafa ny hohanina raha mikohoka hafa koa raha marary tenda ..... ka iza no mety @ vavony izany?
4. kally ( 10/10/2005 07:46)
Io kosa aloha mandehana dokotera satria tsy maintsy ampiarahina @ ilay fanafody manalefaka ny ranom-bavony mba hahafongana tanteraka azy fa tsy antibitotique fotsiny.Ary samy manana ny antibiotique zakany ny tsirairay.
5. pika ( 10/10/2005 08:07)
ka izay indrindra anie
ny dokotera aty aminay raha marary vavony dia tsy hanome antibiotique izany fa hafa
koa zavabaovao mahaliana ity dia izay no mahatonga anay hanadihady
6. kally ( 10/10/2005 15:22)
Zavatra saro-pady ny fihinana fanafody ka izay no tsy tiako hamoahana azy eto @ forum eto fa manjary sao manaonao foana ianareo.Fa misy anti-sécrétoire ampiarahina aminy, dia antibitoqiues anankiroa , maharitra 7 ka h@ 14 andro ny fihinana an'ireo fanafody telo ireo.Resaho ny dokoteranareo.
Raha tena mila fanazavana dia mandefasa hafatra aty amiko!
Ny olona manopy fotsy ny lelany na koa mamofona foana ny ati-vavany dia manatona dokotera fa aza miandry hitranga ny aretim-bavony vao ho taitra fa io koa ny fitsaboana azy satria io bactéries io koa anisan'ny antony ankoatry ny tsy fiborosiana nify sy lela tsara.
7. Veloo ( 17/10/2005 18:20)
tsy ratsy kosa izany ry kally fa dia misaotra betsaka ... mila manao vacances fona zany isika kle... danje be ilay stress an... ary marina io fiborosina nify sy lela io ko ka...
:-*
8. kally ( 18/10/2005 07:38)
ka efa hoe tsy stress izany ry veloo ho'a!
9. kally ( 18/10/2005 07:38)
ka efa hoe tsy stress izany ry veloo ho'a!
10. pitchou ( 18/10/2005 09:31)
misy nerf cranien paire iray izay atao hoe nerf pneumogastrique, na nerf vague , izay eo @ laharana faha-9 eo @ nerfs craniens izay manampy mitantana ny fiasan'ny vavony! d sahala @ nerf rehetra rehefa misy manelingelina azy izy io (eny fa na d stress aza!!!!!) d mahatonga tsy d fetezana lôtra eo @ vavony! raha avy @ izay ny olana dia resaka kine d ampy fa tsy mila antibiotique

mety koa resaka moteur no olana: zatra miditra miasa @ 12 ora atoandro ohatra le vavony d tsy nomena azy ny asa tokony ataony (sakafo), izy nefa efa miasa otran'ny machine! d mitsako tsy misy ao izy! @ izay fotoana izay sakafo ihany koa no tsara! raha sendran'izay matetika d mety hisy lesion par frottement ngambany?

Na zany na tsy zany: tsara ny mahafantatra alou we karazana aretim-bavony inona no mahazo izay vao mitsabo!
11. Herimiafina ( 18/10/2005 13:27)
Fa inn lou le aretimbavony lazainareo ato e, ulcere ve?

Raha ulcere dia misy antony marobe mahatonga azy.

Eo le bacterie io.

Eo koa le stress.

Samby marina reo, fa indraindray miara-mahavoa ireo, indraindray ny iray, indraindray ny iray. de mifankatiava hevitra amin'izay.
12. Veloo ( 18/10/2005 16:16)
kally a io ko ary i RaHery fa miteny oe stress....:-D:-D:-D
13. pitchou ( 18/10/2005 17:41)
heri> eo le bacterie, eo le stress, eo le fahadisoam-pidiran'ny sakafo! d ndraindray koa eo le hatsiaka be loatra le hafanana be loatra! d mbola misy koa ny tsatok'antsy!
14. Herimiafina ( 18/10/2005 19:53)
Kay ry pitchou zany violansa be ao antsainao ao, fa aiza enao mipetraka sao de any Isotry?

Refa azo atao hoe excitation tsy normal ho an'ny vavony de fa izay zany e, on appel tou ça stress, le maha-atitra rapida be.
15. pitchou ( 19/10/2005 13:07)
tssss! d mbola ho hitanareo mitafasiry eto v zà raha tany Isotry no mipetraka?:roll:
mba milaza ze mety hankarary ny vavony fotsiny aho!
io ary zao adino ndray le fanafody tsy zakan'ny vavony
16. Veloo ( 19/10/2005 20:40)
pitchou :-D:-D
17. Herimiafina ( 19/10/2005 21:02)
Vavony efa marary no tsy mahazaka fanafody, na fanafody tsizy mintsy ary tsy maintsy ampiarahina zavatra hafa. (l)
18. pitchou ( 20/10/2005 03:22)
poika! misy fanafody tena manharary vavony! ireny anti inflammatoire ireny ohatra!
19. Herimiafina ( 20/10/2005 03:41)
Tsy le anti inflam fa le doziny sy le formulation-ny, gellule no ratsy de le anti-inflam mamely nerfs sy hozatra de raha trop loatra de tsy bonne. Mila effet tampon izy de asiana sakafo kely de tsy maninona.(l)
20. Veloo ( 20/10/2005 14:18)
misotro rano be dia tsy marary ny vavony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2147