Vaovao tsara ho anareo marary vavony

21. Herimiafina ( 20/10/2005 16:06)
Vao may loza, tsy azo atao ny mitapodrano ny vavaony refa missakafo, refa miasa izy zany, azo atao nefa raha toa ka tsy misakafo, attensio an,(l)
22. Veloo ( 20/10/2005 16:58)
za nga niteny oe rehefa misakafo? :roll::-D:-D
23. pitchou ( 20/10/2005 18:29)
ka ny anti inflam aorinan'ny sakafo no hoanina ka lazao ze marina : misotro sa tsy misotro rano?
24. Veloo ( 20/10/2005 18:49)
Pitchou a rehefa misakafo njy no tsy tokony misotro rano mihitsy fa rehefa digerer ny sakafo vo misotro ka ka mazoto misotro rano aky fa manala ny toxine ao @ tena ny rano a no sady mahatsara ny oditra..:-*
25. menakely ( 21/10/2005 06:13)
salut,
raha azoko dia tsy miosotro rano eo am-pisakafoana,
ka
26. menakely ( 21/10/2005 06:15)
salut,
raha azoko tsara dia tsy tokony hisotro rano eo am-pisakafoana;ka tsy grave be ve zany hoan'ny izay efa zatra?
27. pitchou ( 21/10/2005 12:19)
d ahoana raha rony no laoka? :?: na lasopy ny sakafo?:miam:
28. Veloo ( 21/10/2005 14:56)
menakely a mila miova fahazarana aky a:-*
pitchou a an3 reny kosa aky tsy midika oe rano a :-D:-D tsy betsaka otran'ny rano anie aky ireny e...:-*
29. pitchou ( 21/10/2005 18:47)
zà mety hahalany ron-dasopy 1 sopiera kely knou!:-D:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 21/10/2005 18:51)
le sopiera kely mitovy amin'ny kaopy reny ve, hehe:-D
31. Veloo ( 21/10/2005 19:15)
Pitchou a hahahahah de mbola misy sakafo hafa ve aloha apres e? toa tsy mahahinana intsony njy avy eo knou ka tsy maninn raha mandany ray sopiera ary an hihihii
32. Herimiafina ( 21/10/2005 20:26)
te-hamely lasopy legioma njay zah zany marina mafy, le pitchou ty kou tena mamoha kakana mintsy, tss:-D:-D
33. pitchou ( 24/10/2005 19:34)
veloo ny we ahionana sakafo hafa klou tsy hay lôtra e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
heri> ny kankanao ngah tsy nahita tory?
34. Herimiafina ( 24/10/2005 19:36)
Fohazinao amlé resaka lasopy ry zalahy.:-D
35. pitchou ( 25/10/2005 20:11)
ary mihaino resak'olona kou kay zany ny kankanao!!!! nisy notahafiny:-D:-D:-D:-D:-D
36. Veloo ( 25/10/2005 20:33)
pitchou =))=))=))=))
37. Herimiafina ( 25/10/2005 20:54)
Kankana avy aiza moa ireo ry pitchou raha tsy avy amin'ny fanorohana anao ihany an, hehehe:-D:-D:-D
38. dadabe ( 26/10/2005 05:40)
kakanjila angamba zany le
39. ari.malala ( 26/10/2005 07:54)
herimiafina, fa ahoana no tsy mahazo misotro rano oam-pisakafoanana kay? tna azavao fa tsy azoko kle... za manko refa mangateta zay d misotro rano na eo am-pisakafoanana aza...
40. dadabe ( 26/10/2005 11:14)
kanefa njy tsy nisotro t@ ilay indray andro iry??de ahona koa zany,?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3439