Vaovao tsara ho anareo marary vavony

41. Herimiafina ( 26/10/2005 15:21)
ari.malala:

herimiafina, fa ahoana no tsy mahazo misotro rano oam-pisakafoanana kay? tna azavao fa tsy azoko kle... za manko refa mangateta zay d misotro rano na eo am-pisakafoanana aza...


Mahazo misotro toi fa tsy rano be kah.

Raha rano be de voafitaka ra-vavony fa averiny fa iny le kaly de mitsako tsy misy izy de marary.
42. pitchou ( 27/10/2005 17:45)
ahoana no hankarary azy @rano? tsy misy taolana na vato hanindrona, na hena ratsy tsako mandreraka
43. Veloo ( 28/10/2005 17:48)
:-D:-D:-D
44. menakely ( 31/10/2005 12:35)
salut!
raha rano 1 verre ve de normal sa be loatra?
za koa mantsy zatra misotro rano eo ampisakafoana.
45. watafon ( 31/10/2005 17:26)
d faly miaraha ba antsika namana rehetra aloha e! somary manampy sady manitsy kely ihany ireo voalazan'i kally angamba za an :
- voalohany aloha d tena mahatonga aretim-bavony tokoa ny STRESS ary anisan'ny antony iray lehibe mihitsy io ! ary misy mihitsy ny aretina atao hoe ULCERE de STRESS !ny tiako hotenenina d ilay fiasana loha (STRESS) no mifavoriser an'ilay aretim-bavony. tsy midika akory zany hoe tsy mankarary vavony ny toaka sy sigara akory !
- manaraka izany d io "helicobacter pylori" io mihitsy no tena mikiky ny vavony ka mahatonga ny ulcère ! ka izay no nahatonga ny mpikaroka hampiasa ATB(antibiotika) miaraka @ ireo fanafody vavony efa mahazatra antsika e! 7 andro no ampiasana azy fa ireo fanafody hafakosa d 1 volana farafahakeliny arakaraky ny lesion hita t@ fitilina !
46. Veloo ( 31/10/2005 20:22)
menakely a tsy mety retsy ny misotro rano am-pisakafoananana. Iray verra zany tsy ampy raha indray andro a :P
47. boubounezy ( 31/10/2005 20:54)
inn ary lé antibitoque fa tena mi interressée be ana mintsy sy lay fanafody fanampiny ry kally a! andéfaso mail za ra tinao


kally:

Voaporofo efa ela (1981)fa saingy izao vao nekena fa tsy vokatry ny faharerahan-tsaina na stress mihitsy ny aretim-bavony fa vokatry ny bactéries izay azo ao anatin'ny 5taona voalohan'ny zaza.Ny vavony mantsy dia acide (PH1) ary tsy misy bactéries velona ao anatin'io acide io,ka izay no nahatonga ny mpikaroka hatramin'izay nanizingizina fa faharerahan-tsaina no miteraka aretim-bavony.Ireo mpikaroka aostralianina anefa nanaporofo fa ny helicobacter pylori dia afaka mivelona anatin'io ranom-bavony asidra io.
Amin'ny mahabakteria azy dia "antibiotique" no fanafodiny 7 andro no faharetan'ny fitsaboana dia sitrana, ary hanampiana an'io dia ampiana fanafody iray manova ny ph n'ny ranom-bavony mba halefaka kokoa.Tsy vaovao tsara ve izany?Sady eto amintsika betsaka ihany ny mitaraina marary vavony.7 andro dia sitrana sady tsy lafo ny fitsaboana.



48. Veloo ( 31/10/2005 21:41)
boubounezy a tandremo ary soa mihinakina-pona a,, mety tsy ho tsara aminao zany?:wink:
49. watafon ( 01/11/2005 06:12)
boubounezy : enao nga marary vavony ?
50. fijo ( 03/11/2005 22:13)
ny ahy indray toa aty no voa,ka mitovy ihany ve
51. pitchou ( 04/11/2005 18:06)
tssss! hafa ny aty hafa ny vavony kou! ny vavony le sakôsy be androtsahana ny sakafo
52. Veloo ( 04/11/2005 20:58)
pitchou a marina ny anjy:wink:
53. fijo ( 04/11/2005 23:10)
ka mba toroy ary aho e
54. pitchou ( 05/11/2005 03:34)
inn no atoro anao? le aty ve? sa le vavony?
55. fijo ( 11/11/2005 21:54)
le aty ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1559