Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaRandri ( 06/10/2005 06:28)
Tratry ny taona e!
Araka ny fanisana taona nomen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely dia nanomboka omaly 05 Octobre 2005 ny taona vaovao (Rosh Hashana) 5766. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/10/2005 16:20
lezakely ( 06/10/2005 06:01)
Mitady ny namana
Bonjour daôly ô! Izaho dia mitady ny mpiara-nianatra tany Arivonimamo (kilasi- mandry na kilasi-mody)t@ taona 1978 ka hatramin'ny 1982 rehetra raha misy ato @ Namana Serasera. Dia mba manoratà r... tohiny
LazaRandri ( 05/10/2005 23:20)
Iza no mila beazina voalohany?
Mila beazina aloha ireo tompon'andraikitra isan'ambaratongany, hatrany an-tampony dia izay vao miampita amin'ny tsy mandady harona.... tohiny
novalian'i estine ny 09/11/2005 08:57
ravakamalala ( 05/10/2005 15:40)
Fanekempinoana
Ny fanekempinoana katolika , symbole des apôtres, misy hoe : "...je crois au Saint Esprit, je crois à la sainte église catholique...". Dia ahoana izany rehefa mandeha ny protestant mivavaka any ... tohiny
novalian'i Elino ny 17/05/2018 13:03
A2 ( 05/10/2005 14:47)
Ahoana no ahafantarana fa tena tia ny olona iray?
Mpinamana izahay nandritra ny herintaona, sady ni-confier-ko ny secrets-ko rehetra ilay olona. Mbola tsy nifanena izahay nandritra izay 1 an izay, izany hoe an-téléphone fotsiny no nifampiresaka fa ... tohiny
jon ( 05/10/2005 12:31)
yoga
tsy hatahorana hisy efeny ve ny fanaovana ny yoga! raha ohatra misy olona iray voan'ny aretina vokatrin'ny yoga de haona no tokony hatao ! ... tohiny
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:20
LazaRandri ( 05/10/2005 06:38)
Sinoa mi-klandy
Nisy sinoa telo lahy, Bu sy Chu ary Fu, tsy nisy taratasy kanefa te hipetraka any Amerika. Nanova anarana izy ireo sao tratran'ny fanjakana. i Bu lasa Buck, Chu lasa Chuck, ary i Fu...nitolo-tena niv... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:23
LazaRandri ( 05/10/2005 06:27)
gif animator
aiza no misy gif animator azo alaim-potsiny? Misaotra... tohiny
LazaRandri ( 05/10/2005 06:26)
Inona ny olana?
Dokotera: inona ny olana? Marary: Otrany tsy misy maheno izay teneniko mitsy dokotera Dokotera: ka inona ny olana? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:32
LazaRandri ( 05/10/2005 05:34)
Mila fanampiana ny chercheur!!!
[img]http://ocfunisa.org/research/beerresearch.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:33
LazaRandri ( 05/10/2005 01:58)
Ny fahefana Politika
"Tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra" hoy ireo mpanao politika :) . Ahoana ny fandraisanao ny dikan'izany? Satana koa dia nomen'Andriamanitra fahefana, saingy iaraha-mahafantatra ny a... tohiny
novalian'i bichette ny 12/10/2005 06:25
LazaRandri ( 05/10/2005 00:44)
Fitadiavana asa sy famonjena
Ny famonjena dia tsy mitaky fahaizana amam-pahalalana na traik'efa, na sanatria kolikoly, ary tsy misy fiangarana fa izay mitady [b]amin'ny fo[/b] dia ahita :)... tohiny
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:00
vegas ( 04/10/2005 22:13)
Vady tsy avela mandefa vola any dago
Tsy honohono ny ahy zalahy, masoko zao nahita! Zaho tsy havandy e, fomban'ny lehilahy sasany aty andafy no tsy mba manome vola ny vadiny fa sao de mandefa vola any dago. Mba normal ve zany? De maninon... tohiny
hehe ( 04/10/2005 16:38)
tena tsy mety mandroso hoa iGASIKARA
inona lôtra ary no ten antony;ny tenenina fôna hoe toe-tsaina nefa ^tsan'ny tena ny eo fôna no eo... tohiny
hehe ( 04/10/2005 16:37)
tena tsy mety mandroso hoa iGASIKARA
inona lôtra ary no ten antony;ny tenenina fôna hoe toe-tsaina nefa ^tsan'ny tena ny eo fôna no eo... tohiny
ari.malala ( 04/10/2005 13:19)
fay....
Tany @ mpanety no nitranga ny tantara, niresaka le olona 2 mandram-piandry ny tour ny, d ozy le lelà 1, le Jesoa zany tena olona adala mintsy ê! d nanontany le ray wea fa aôna ranga ty, d tsya tait... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:22
xxx ( 04/10/2005 13:14)
tsipelamanga
inona no dikan'io azafady ? misaotra... tohiny
rixes ( 04/10/2005 07:34)
Routeur Cisco 800
à Vendre Routeur Cisco 800 Prix : 3 500 000fmg Tél : 032 02 269 15 Mr Ndrina ... tohiny
novalian'i rixes ny 10/10/2005 10:32
LazaRandri ( 04/10/2005 06:30)
QMM sy FISEMA
[u]Nadika avy tao amin'ny La Gazette:[/u] [i]le syndicat revendique au gouvernement Jacques Sylla et à la société QMM trois points fondamentaux: - Ce sont d’abord, la définition et l’insta... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/10/2005 08:43
LazaRandri ( 04/10/2005 04:54)
i Goga sy Magoga
Ahoana ny hevitrao momba ny adin'i Goga sy i Magoga, sy ireo firenena miaraka aminy voalaza ao amin'i Ezekiela 38 sy Ezekiela 39? Iza i Goga, iza i Magoga dia iza ireo firenena ho entiny hanafika a... tohiny
novalian'i lapino ny 20/11/2005 15:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4849