tena tsy mety mandroso hoa iGASIKARA

1. hehe ( 04/10/2005 16:38)
inona lôtra ary no ten antony;ny tenenina fôna hoe toe-tsaina nefa ^tsan'ny tena ny eo fôna no eo
2. menakely ( 04/10/2005 17:36)
sanatria kos'eh!
aza atao an'zany ny tananantsika,eo an-dalampandrosoa kos'eh,hitakomisy fiovany na dia kely sy miadana aza.
3. sonwin ( 04/10/2005 19:45)
miroso miadana amin'ny fanaovana dingana lehibe io ka
4. Herimiafina ( 04/10/2005 20:20)
Raha mbola misy lavatanana be avy any ivelany manamboatra ny politika dia hilentika lalindalina tokoa hatrany.

Tandremo fa efa manomana ny fanjanahantany vaovao ny firenena mandroso ankehitriny a. hehe:-D

Ataony mahantra be isika dia miditra tsimoramora izy, libre-échange e, mondialisation. Tsy inon atsy akory fa fomba fandripahana ireo somêra bedabe eny aminy hanangana orin'asa aty amintsika dia hanome karama varimasaka antsika sy hanimba ny indostria zanzantany. hehehe:-D
5. maditra ( 04/10/2005 21:30)
Mila mpitondra mahay miara-miasa amin'ny economiste isika voalohany, dia avy eo, mahaino sy mahay mandanjalanja ny tenin'ny vahoaka. Mahay mandinika tsara ny possibiliten-javatra hiseho rehefa misy decision raisina fa tsy manao tsato-piso lalan-dava na manara- dren-drano fotsiny. Fa na izany na tsy izany sarotra aloha ny fampandrosoana e.
6. sonwin ( 04/10/2005 21:37)
efa miverina amin'ny tompony ny tany ka tsy maintsy handroso.
7. fijo ( 04/10/2005 21:51)
mandroso ihany isika,fa miadana satria sarotra io e
8. pika ( 05/10/2005 05:06)
minoa fotsiny ihany hoy ra8 e :-D:-D:-D
9. LazaRandri ( 05/10/2005 05:36)
hita ihany angaha i Gasikara? hahaha!
10. mandrindra ( 05/10/2005 14:06)
hehe:

inona lôtra ary no ten antony;ny tenenina fôna hoe toe-tsaina nefa ^tsan'ny tena ny eo fôna no eo

ampidiro ny premiera dia votsory tsikelikely ny ambraiazy sady hitsaho ny ekseleratera fa mety handroso ihany ka, ary mety hisosa be mihitsy.

11. Herimiafina ( 05/10/2005 14:46)
Handroso ho aiza tokoa moa isika? Ilay toerana aleha aza anie tsy fantatra mazava e, sa dia handroso fotsiny aloha dia avy eo vao mitady ze haleha?
12. maditra ( 05/10/2005 15:14)
herimiafina> ah ah, izao tontolo izao aloha efa samy mandroso tsikelikely doly na ara-technolojia na ara-bola na ara-tsaina sns. Tsy otrany antsika io mihitsy izany olona tsy mahalala ny dingana tokony haleha izany. Handroso ho aiza hoy ianao: amin'ny tsaratsara kokoa no avaliko.
13. Herimiafina ( 05/10/2005 15:34)
De ôtsan'ny ahoana hono le tsaratsara kokou noho izao ry maditra. hehehe
14. Ambre ( 05/10/2005 15:44)
Raha manao ny asanao aradalana ianao dia efa isany mampandroso izay, fa raha ianao kosa mpanala ny anjarabiriky apetraky ny sasany dia aza be tsikera hoe tsy mandroso ity , maro anie no mivazavaza nefa tsy mandray anjara amin'ny fikarakarana fa ilaozany mitsoaka any ivelany fotsiny e! ary ianao io mba ahoana ??? hhehe lol
Fa raha toa toako mantsy kah tena manao ny asany amin'ny fony ny olona tsirairay fa tsy manararatra izay tratrany sy maniba izay kely vita ny sasany dia ho voakilasy ho mpitsiriritra ny vitan'ny sasany foana isika .../..
15. Herimiafina ( 05/10/2005 16:17)
Tssss, nalan'i Ambre njay le anjara birikiko teto, tssss. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. LazaRandri ( 05/10/2005 23:23)
mandrindra:

ampidiro ny premiera dia votsory tsikelikely ny ambraiazy sady hitsaho ny ekseleratera fa mety handroso ihany ka, ary mety hisosa be mihitsy.
Fangah tsy tomatika premier tour de vita? :)
17. Herimiafina ( 06/10/2005 04:47)
ötomatika tonga de premiera de mipasy sinkiema. :-D
18. LazaRandri ( 06/10/2005 05:47)
Herimiafina:

ötomatika tonga de premiera de mipasy sinkiema. :-D

possible zany fa efa tsisy redoublement tsony ono zao any an-dakilasy ka :)

19. mandrindra ( 08/10/2005 11:42)
LazaRandri:

Herimiafina:

ötomatika tonga de premiera de mipasy sinkiema. :-D

possible zany fa efa tsisy redoublement tsony ono zao any an-dakilasy ka :)



tsy fivarinana ve izany ?
20. Herimiafina ( 08/10/2005 15:47)
Ie, fivarinana, satri nipoaka le bîte de vitessy, heheheheheh:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2015