QMM sy FISEMA

1. LazaRandri ( 04/10/2005 06:30)
Nadika avy tao amin'ny La Gazette:

le syndicat revendique au gouvernement Jacques Sylla et à la société QMM trois points fondamentaux:
- Ce sont d’abord, la définition et l’instauration d’une politique favorisant l’accessibilité des jeunes malgaches à la formation technique pour intégrer au marché du travail qu’offre Rio Tinto

-> Inona tokoa moa no misakana ny tanora tsy hianatra? Miankina amin'ny tanora izany voalohany indrindra. Na izany aza manome fiofanana koa ny QMM ho an'ny mpiasa vaovao, saingy toa tsy fantatry ny FISEMA ny atsimo sy avaratra mikasika ny groupe Rio Tinto.


ensuite la mise en place de mesures pour assurer l’équité d’accès aux emplois et le salaire identique pour le même travail pour tout travailleur étranger ou malgache.

-> arakaraka ny traikefa sy ny fahakingana io fa tsy voatery hitovy. Ary ny vahiny koa mandray "indemnite d'eloignement". Raha olona vao nandaniany vola sy nofaniny tsy hitovy amin'ny olona tsy mila hofanina sy efa manana traik'efa.


La troisième exigence est la mise sur pied d’un comité de suivi permanent, intégrant les organisations syndicales et celles de la société civile, pour ajuster le projet afin de minimiser les impacts (conflits, accidents, destruction de l’environnement...).

-> Mahamenatra raha syndicat anisan'ny lehibe no miteny an'izany. Angamba tsy ny FISEMA no andeha ampianatra PPE sy PPS ary JSA sy SWI ny Rio Tinto. Fa toa tsy mahalala na inona na inona amin'ny dossier QMM mihitsy ny FISEMA raha izao.

Asa anefa aloha na i La Gazette no mandainga na izany tokoa ny zava-misy? :)
novalian'i pitchou ny 04/10/2005 08:43
2. LazaRandri ( 04/10/2005 06:49)
tokony mandefa olona amin'itony aloha ny FISEMA vao mitabataba. hahaha.
3. pitchou ( 04/10/2005 08:43)
raha zà alou no mijery maika ireo egizizansss ireo d olona te-hiteny eo @ micro fotsiny le olona niteny na nanrotra an'ireo satria:
egizizanss voalohany: inona no idiran'ny rio tinto @ ze famaritana ny politikan'ny asa? sa isaky ny misy orinasa vahiny iray mipetraka eto d manao politika momba ny formation ? na kou inn no idiran'ny fanjakana @ ze politikan'ny formation n'ny rio tinto? ny azy (fanjakana) aza tsy vitany !

egizizanss faharoa: aza mila vaniny moa fa io efa vôlazanao io e!

egizizanss fahatelo: mba mahafantatra ve le nanoratra fa misy ny atao hoe etude d'impact sy ny suivi rehefa mandeha le tetikasa? ary iaraha-manao io suivi io fa tsy olona iray no anankinana azy? sa we tsy tao anatin'ny ekipa d mitabataba?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1992