Mitady ny namana
1. lezakely
(
06/10/2005 06:01)
Bonjour daôly ô!
Izaho dia mitady ny mpiara-nianatra tany Arivonimamo (kilasi- mandry na kilasi-mody)t@ taona 1978 ka hatramin'ny 1982 rehetra raha misy ato @ Namana Serasera. Dia mba manoratà raha afaka ê! Miandry aho.

novalian'i Herimiafina ny 10/10/2005 20:34
2. sasa
(
06/10/2005 06:06)
ay ay ay ay diso adiresy indray ity sizé ity klé
Io rasefo mba ampidiro any am antson'ny fo any raha azo atao an,
Io rasefo mba ampidiro any am antson'ny fo any raha azo atao an,
3. sonwin
(
06/10/2005 08:00)
Mety ho lalao ihany ito ka, fa manao ara-kafina ry zalahy dia i lezakely amin'izao no boka
4. sonwin
(
06/10/2005 08:01)
Mety ho lalao ihany ito ka, fa manao ara-kafina ry zalahy dia i lezakely amin'izao no boka
6. Dezy
(
06/10/2005 09:11)
fann kosa lezakely fa mba mivoha @ zay ze mpianatra tany Arivonimamo tany e,
9. sasa
(
06/10/2005 12:00)
:-D:-D:-D ki d ho boka eo foana i lery f'angaha aty misy klé, any am antson'ny fo any izao no tena betsaka azy
10. xxx
(
06/10/2005 12:16)
aza mba manivatsiva ry dezy an! tsy fantatrareo fa mety misy antony matoa ny olona manoratra, fa tsy manao sain-jaza ohatra nareo mba misaina tsara aloa.
11. sonwin
(
06/10/2005 13:28)
ary misy mpiafina tezitra io an:lol:,ka lalao no eto kou, any amin'ny resaka olon-dehibe ihany hono dezy mandeha an :-D, any matotra be:wink:
12. ari.malala
(
06/10/2005 13:54)
=)) le mpiafina v io tezitra io sa le mpitady ê! :-D ento mora ry namana fa lalao anie no eto ê! ndao alo hiafina fa sao boka eo ka! :-D
14. Samoana
(
06/10/2005 15:23)
lezakely/ Hatsikana io sa lalao ?
Kilasi-mandry 19 t@ taona 78 ,mamo ary naterin'ny namany nody mba hiserasera t@ taona 82 izany ve ho hita intsony kle ! Diso adiresy lezakely fa aza miandry ela azy ireo e ! hihi
Kilasi-mandry 19 t@ taona 78 ,mamo ary naterin'ny namany nody mba hiserasera t@ taona 82 izany ve ho hita intsony kle ! Diso adiresy lezakely fa aza miandry ela azy ireo e ! hihi
15. sasa
(
07/10/2005 04:18)
ari.malala sy sonwin mino aho fa le boka io tezitra io satria tsy hitany mintsy isika kou, za aloha efa tsara trace e,za tsy hietsika ato intsony fa avelao izy hitady eo foana androany tontolo
16. mamzelkely
(
07/10/2005 05:30)
sasa< enao ko mbola miteny fôna henony eo enao de tratra de enao njay no boka fa ataovy..:-D
17. ari.malala
(
07/10/2005 06:21)
dain ty mamzelkely tsy maahy manao rakiafina!! tonga ony d tenenina we aiza izy no miafina!!! io ry boka tonga d tratraro ao f aefa mibaradaka â! :-D
samoana, tena mamo marina toko v le akama tadiavina? sa le mpitady no mamo? tsy aleo mody zany fa hariva andro aty am-piafenana aty fts tsika? :-D
samoana, tena mamo marina toko v le akama tadiavina? sa le mpitady no mamo? tsy aleo mody zany fa hariva andro aty am-piafenana aty fts tsika? :-D