Mitady ny namana

21. sasa ( 07/10/2005 13:54)
sonwin shhhhhhh za miteniteny wa:-$:-$
22. akamatiana ( 10/10/2005 05:56)
Bonjour daôly ô!

Izaho dia mitady ny mpiara-nianatra tany Arivonimamo (kilasi- mandry na kilasi-mody)t@ taona 1978 ka hatramin'ny 1982 rehetra raha misy ato @ Namana Serasera. Dia mba manoratà raha afaka ê! Miandry aho.
minambary azany kambouny misy latsaka , de mandendeha mety fannn mou ô!
23. mamzelkely ( 10/10/2005 06:43)
sasa< ko mbô :-$
24. sasa ( 10/10/2005 11:44)
mamzelkely k'efa hoe :-$:-$
25. mamzelkely ( 10/10/2005 11:51)
sasa eny e.. fa :-$ ko ka.. :)
26. Dezy ( 10/10/2005 12:18)
boka tezitra zany ve ahita oul eo,ny ahiko ra tsy mahita mitsy vizana mihafina fotsiny eo nareo,sady to konetaka kou anie hono lery éé!!!!!!
27. Dezy ( 10/10/2005 12:23)
xxx, de tsy mba afaka milalao mitsy zany fa tsy maintsy oul misaina tsara sy tsy manao sain-jaza no tokony hiditra eto???kkiiiiii=))=))=))=))=))
28. mandrindra ( 10/10/2005 12:32)
sao dia misy variana miaraka miafina aza any !!
29. sonwin ( 10/10/2005 14:26)
misy mihitsy :)
30. mamzelkely ( 10/10/2005 14:36)
ie misy mits ka...:)
31. Dezy ( 10/10/2005 19:23)
iza njay aza zao tsy mahay milalao zao variana miarka miafona fotsiny ao:-D:-D
32. akamatiana ( 10/10/2005 20:26)
tongasoa am toerany ny sizén'i lezakely:-D
33. Herimiafina ( 10/10/2005 20:34)
Ary aiza hoa i lezakely teo e, toa tsy hita tampoka teo? Za zao efa nahita fihafenana milay be nefa. hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.383