Fitadiavana asa sy famonjena

1. LazaRandri ( 05/10/2005 00:44)
Ny famonjena dia tsy mitaky fahaizana amam-pahalalana na traik'efa, na sanatria kolikoly, ary tsy misy fiangarana fa izay mitady amin'ny fo dia ahita :)
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:00
2. routa ( 05/10/2005 11:34)
zany hoe maimaim-poana mihitsy zany e!
3. sonwin ( 05/10/2005 12:43)
hay ve e
4. ravakamalala ( 05/10/2005 13:00)
dia ahoana izany no tokony hatao ahazona any famonjena?
Nefa misy olona miketriketrika be mihitsy amin ity reska fivavahana ity, mandalina sy mampitovy ny théorie rehetra misy, ary misy olona tena côcô be mits amin io lafiny io, mitady ny famonjena izy manao an io an! Ahoana izany ireny?
5. estine ( 05/10/2005 13:27)
Hoy ny soratra masina hoe :ny fitahian'i Jehovah no mampanakarena ary tsy azon'ny fisasara ampianaizany" ty ko mbôla baiboly iany izany de omeny ho an'ny malalany na dia matory aza izy" noizany maimaimpoana ny famonjena ho an'izay te handray,ny masontsiva anefa anaka de dia mila manana an'iJESOA eo @fiainana
_ 'zany we lasa kristiana zany ry dadabe:?::!:
_eny anaka tena maranintsaina mitsy ela al ty ry belokely=D
6. moi ( 06/10/2005 05:39)
Aleo asian-teny ihany fa tsy hoe rehefa misasatra sy micôcô be dia tsy mahita famonjena !
Fa tsy tsara koa ny tsy manam-pahalalana ; ka ity no tadidio :
Fahasoavana no namonjena antsika, tsy avy amin'ny asa fandrao misy hirehareha !(mbola ao amin'ny baiboly izany)
7. routa ( 07/10/2005 14:28)
dadabe:?::?:
8. jentilisa ( 10/10/2005 13:16)
Fantaro ny zavatra rehetra dia hazomy mafy izay tsara e! Fa izay mihazona tsara (mino) no hovonjena ô!
9. routa ( 10/10/2005 13:26)
ekena jentilisa:D
10. lapino ( 11/11/2005 20:24)
Raha misy ohatra izany olona milomano anatina rano handentika azy. Tsipazana tady izy hoe raiso ny tady hamoahana anareo tao anatin'io rano io.

Izay mandray an'ilay famonjena natolotra ihany no voavonjy! Fa ny ankoatra an'izay hilentika rehefa miakatra ny rano!

Misy zavatra efatra izany:
1- mila mahafantatra fa rano handentika no ilomanosana
2- mila mahafantatra fa misy famonjena azo raisina, aiza le izy
3- mila manaiky mandray an'ilay famonjena na mbola tamana milalao rano aza
4- tsy miverina mitsoraka any intsony

Ka tsy ohatra an'izay ihany ve?
11. namanao ( 15/11/2005 14:00)
Azo raisina tsara ny fanoharana natolotrao ry lapino
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4149