Sinoa mi-klandy

1. LazaRandri ( 05/10/2005 06:38)
Nisy sinoa telo lahy, Bu sy Chu ary Fu, tsy nisy taratasy kanefa te hipetraka any Amerika. Nanova anarana izy ireo sao tratran'ny fanjakana.
i Bu lasa Buck, Chu lasa Chuck, ary i Fu...nitolo-tena niverina tany Chine. :)
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:23
2. sasa ( 05/10/2005 10:43)
lasa Fuck izany e d aleo izy hody any kou izy no te hiklandy any
3. sonwin ( 05/10/2005 12:04)
mamy ny mody ka, nety ny azy:)
4. jentilisa ( 05/10/2005 12:44)
Raha tsy olona tsy mahazo teny anglisy tsy hahazo izany k'ty
5. kavaly ( 05/10/2005 12:49)
ka be foko any amin-dry zareo no nahatonga io koh
6. kiali ( 05/10/2005 16:02)
fa inona zany fuck eh????
7. lapino ( 05/10/2005 16:35)
fa inona zany fuck eh????

L - :wink:
V - :oops:
L - 8-)
V - :-D
L - (l):?:
V - :} :-*
LV - :* ... ... ...
:arrow: fuck:!:
8. LazaRandri ( 05/10/2005 21:46)
Tsy nanova anarana i Fu fa nitono-tena lasa nody ka :)
9. Lejim ( 06/10/2005 00:32)
fa inona ny olana :-D
10. Solitikabe ( 06/10/2005 00:48)
Za koa nde hiklandy any dia hovaiko hoe Solitikakely ny anarako eh
11. pika ( 06/10/2005 05:09)
:-w:-w:-w:-w
12. lilbon ( 06/10/2005 05:09)
ra i sasa zao no,lasa any amerika ka miklandy de lasa we sasafuck ve sa inn kou re e ??:-D:-D
sasa>??hihi
13. LazaRandri ( 06/10/2005 05:57)
Moderatera o! mba fafao kely ity hevitra ity fa araraotin'ny mpanararaotra azafady.:) Misaotra
14. sasa ( 06/10/2005 05:57)
hi hi hi hi ary raha i lilbon no tena loza kou lasa hoe lilbonfuck hi hi hi hi mampmé be
15. pika ( 06/10/2005 07:59)
Moderatera o! mba fafao kely ity hevitra ity fa araraotin'ny mpanararaotra azafady. Misaotra

inona ary ity 8O8O:?::?:
tsy izay eritreretin'ny sainao ho tenenin'ny olona ihany anie no eto e izay no maha .....azy mety tonga hatrany @zavatra tsy eritreretin'ny saina ny tohiny
aza mitsoaka ady izany hazavao ny tianao lazaina raha tsy azonay e :-D:-D
16. ari.malala ( 06/10/2005 10:46)
hihihihhi! raha nanova kosa anie zany vao lasa fuck ê! sa tsy zany
17. sasa ( 06/10/2005 12:03)
ari.malala mitady ho fuck any am modera le sizé aza kou
18. sonwin ( 06/10/2005 13:30)
Moderatera o, nangataka ny hofafana ny mpampiditra sizé fa tsy mahatanty mpanararaotra:)hihihi
19. ari.malala ( 06/10/2005 13:55)
hihihihhi! :-Dfuck any @ moderatera aôna koa! :-D
20. mamzelkely ( 06/10/2005 14:13)
fuck zany ko..:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2677