Sinoa mi-klandy
1. LazaRandri
(
05/10/2005 06:38)
Nisy sinoa telo lahy, Bu sy Chu ary Fu, tsy nisy taratasy kanefa te hipetraka any Amerika. Nanova anarana izy ireo sao tratran'ny fanjakana.
i Bu lasa Buck, Chu lasa Chuck, ary i Fu...nitolo-tena niverina tany Chine. :)
i Bu lasa Buck, Chu lasa Chuck, ary i Fu...nitolo-tena niverina tany Chine. :)
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:23
7. lapino
(
05/10/2005 16:35)
fa inona zany fuck eh????
L - :wink:
V - :oops:
L - 8-)
V - :-D
L - (l):?:
V - :} :-*
LV - :* ... ... ...
:arrow: fuck:!:
10. Solitikabe
(
06/10/2005 00:48)
Za koa nde hiklandy any dia hovaiko hoe Solitikakely ny anarako eh
12. lilbon
(
06/10/2005 05:09)
ra i sasa zao no,lasa any amerika ka miklandy de lasa we sasafuck ve sa inn kou re e ??:-D:-D
sasa>??hihi
sasa>??hihi
13. LazaRandri
(
06/10/2005 05:57)
Moderatera o! mba fafao kely ity hevitra ity fa araraotin'ny mpanararaotra azafady.:) Misaotra
14. sasa
(
06/10/2005 05:57)
hi hi hi hi ary raha i lilbon no tena loza kou lasa hoe lilbonfuck hi hi hi hi mampmé be
15. pika
(
06/10/2005 07:59)
Moderatera o! mba fafao kely ity hevitra ity fa araraotin'ny mpanararaotra azafady. Misaotra
inona ary ity 8O8O:?::?:
tsy izay eritreretin'ny sainao ho tenenin'ny olona ihany anie no eto e izay no maha .....azy mety tonga hatrany @zavatra tsy eritreretin'ny saina ny tohiny
aza mitsoaka ady izany hazavao ny tianao lazaina raha tsy azonay e :-D:-D
16. ari.malala
(
06/10/2005 10:46)
hihihihhi! raha nanova kosa anie zany vao lasa fuck ê! sa tsy zany
18. sonwin
(
06/10/2005 13:30)
Moderatera o, nangataka ny hofafana ny mpampiditra sizé fa tsy mahatanty mpanararaotra:)hihihi