Sinoa mi-klandy

41. sonwin ( 12/10/2005 20:50)
aiza miteny ratsy zany:rool:, vao tonga de mamorona an
42. sasa ( 13/10/2005 05:34)
Veloo tsy misy miteny ratsy izany ary eo kou :-D:-D
43. mamzelkely ( 13/10/2005 06:32)
aiza njay zany miteny ratsy zany..:-w :-D
44. ari.malala ( 13/10/2005 12:45)
miteny? za aza tsy nahare ol niteny ko :):roll::roll:sa iza no nahare nareo? :)
45. mamzelkely ( 13/10/2005 13:06)
marina ky zany ry ari a..:-D:-D:-D
46. Veloo ( 13/10/2005 14:41)
ka itanareo fa miteny ratsy knou... Mody fanina eo doly :-D:-D:-D
47. sasa ( 14/10/2005 05:48)
:-D:-D:-D Veloo tsy misy miteny ratsy eo wa, marina e
48. mamzelkely ( 14/10/2005 07:45)
aiza njay zany teny ratsy zany ky ry veloo :roll: :-D:-D:-D
49. sonwin ( 14/10/2005 08:19)
ao ambony ao izy daholo ka
50. ari.malala ( 14/10/2005 09:24)
8O8O8O8Otena efa 8 ny maso mijery fa tsy mahita, ny sofina nihaino fa tsy nandre, hafahafa:roll::roll::roll::roll:
51. sasa ( 14/10/2005 10:23)
ari.malala ao le izy ao kan, ao ambony ao
52. mamzelkely ( 14/10/2005 12:33)
aiza wa zany e.. :-w
53. Veloo ( 14/10/2005 17:48)
ilay teny manomboka @ f.... ry reto .... zay mihitsy anie ny tandrona tena nanaovan'i LazaRandri an'ilay izy e :twisted:
54. mamzelkely ( 17/10/2005 06:58)
fa zao wa eeeeeee... ts afaka nanova we FUN ve izy e.. :roll:
55. Veloo ( 17/10/2005 16:34)
mamzelkely :-D:-D:-D:-D
56. mamzelkely ( 18/10/2005 06:18)
marina kosa anie zany e de ts nody izy ko..:-D
57. Veloo ( 18/10/2005 16:49)
iza no tsy nody aky?:^):^)
58. mamzelkely ( 19/10/2005 06:51)
i FU ka...:^):^)
59. bozimanga ( 19/10/2005 13:39)
tsy haiko ny dikan' ny hoe fuck
60. Veloo ( 19/10/2005 20:17)
bozimanga ko tena mampihesona kle:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1012