Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaRandri ( 04/10/2005 04:24)
Fananganan-jaza
Betsaka ny Ray aman-dReny manome ny zanany atsangan'olon-kafa. Faly mihitsy ry zareo rehefa sendra fianakaviana tsara fanahy sy manan-katao ny zanany. Maro koa anefa ireo tanora mihitsy no mitady "mpa... tohiny
novalian'i routa ny 04/10/2005 11:26
Herimiafina ( 04/10/2005 00:00)
Fanandramana divay.
Inona no tokony hatao rehefa mi-komandy divay any amin'ny retaurant iray? Andeha isika hifanampy hiara-hianatra eto, ka izaho no mandroso ny hevi-dehibe dia nareo manampyeo fotsiny: DEGUSTATION: Fa... tohiny
aly ( 03/10/2005 18:26)
Mitady Zafindravoromanga aho
Raha misy avy any @ zafindravoromanga ianareo dia te-hiresaka aminao aho... tohiny
novalian'i Clatou ny 19/10/2012 14:31
Naina ( 03/10/2005 17:05)
izaho ilay nitady namana
Misaotra an'i scorpion na dia tsy fantatrao aza ireo olona notaaviko dia isaorana foana e!... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:26
Naina ( 03/10/2005 17:05)
izaho ilay nitady namana
Misaotra an'i scorpion na dia tsy fantatrao aza ireo olona notaaviko dia isaorana foana e!... tohiny
novalian'i xxx ny 04/10/2005 06:12
ari.malala ( 03/10/2005 14:47)
diso adiresy....
Nisy mpivady efa antitra ony zany, nande week end d hivantanan ao @ le hotely nivantanany t@ zaeo nanao volan-tanntely, fa t@ fotoana farany d tsy afaka tampoka le vhv, fa we miasa, d tsy afaka hande ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:44
xxx ( 03/10/2005 13:34)
ankamatatra
inona ary zan :tsy akoho tsy gana nefa misy takorobabony??... tohiny
jon ( 03/10/2005 12:54)
mila torohevitra
za classe de 1er niala nianatra ka nitady asa ! zo za miasa kanefa mbola maniry ny ahazo bac ! ka inona no tokony hataoko ! mba toroy hevitra ; misaotra mialoha ! ... tohiny
novalian'i jon ny 26/11/2005 16:00
kabotal ( 03/10/2005 11:28)
tsotsotra fa mampisaina
Firy ny mason'ny pirina maina iraika poaka?... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:45
hery ( 03/10/2005 07:00)
Enin-taona ny serasera
Miarahaba antsika rehetra indray. Tsy hay ny tsy hisaotra antsika rehetra amin'izao fotoana izao noho ny fahatratraran'ny Serasera Malagasy (serasera.org) ny faha enin-taonany. Ny 3 oktobra 1999 to... tohiny
tsimiandravola ( 02/10/2005 22:36)
Izao indray ary ê!
Rehefa mamaky ny testamenta taloha isika dia mahita fa ilay Yaweh,na ilay Jehova ao dia tena masiaka be mihitsy.Aiza ve leiretsy ka dia [b]olona tsy maninontsy maninona ery (yebusiens,hétiens,philist... tohiny
novalian'i jentilisa ny 11/10/2005 11:05
Dixie ( 02/10/2005 20:41)
Inona no mety antony amitahan ny lehilahy ny vadiny?
Hono ho aho ry zalahy: dia hoe tena malemy ve ny nofo sa dia mety fanahy iniana indraidray?... tohiny
zefalah ( 02/10/2005 14:36)
jiro
tsy aiko zay asina an'ty soso-kevitra ity,ka de aleo ataoko ato...na tsy mety aza. fa!!! inona kay ny antony lehibe mahatonga ny jiro ao antananarivo tapaka lava? inona no tena antony? ary moa ve ts... tohiny
novalian'i pika ny 14/10/2005 12:52
zefalah ( 02/10/2005 14:27)
mahery fietsika
sika rehetra samy malala an'io teny io. nefa kosa mbola samy tsisy mahafantatra an'lay hoe terroriste? amiko manokana aloa dia,ny terroriste na r'zala mahery fietsika dia i Israel sy america,ary man... tohiny
zefalah ( 02/10/2005 14:20)
fantanina
mialatsiny aloa,raha miditra ato aho. satria moa izy ty natao ho resa-behivavy,nefa hidirako: tsy zany mantsy ry fanaka matandraka,fa misy fantanina tiako apetraka aminareo. de ny hoe: Lehilahy man... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2005 12:23
lionbrun2004 ( 02/10/2005 13:39)
Tena fitiavana ve ?
Nisy vehivavy iray nianarako "fitiavana" 24 taona t@'izay tena tsy aritro mihitsy ny tsy hahita azy in-1 andro.Efa tratrako vitan-dry zalahy anefa le zavatra , nisara-toerana izahay rehefa "vacance" a... tohiny
stephan ( 02/10/2005 13:30)
loka pazzapa: tia scandale ny rta hampalaza azy kokoa
Dia mbola mitohy indray ny fihetsika ataon'ny rta hampalaza azy bebe kokoa. Niangatra indray izy teo amin'ny fizaran-doka: Ny an'i Tahiry izay voalohany dia ordinateur miaraka amin'ny imprimante no a... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:38
lionbrun2004 ( 02/10/2005 13:30)
Tena fitiavana ve ?
Nisy vehivavy iray nianarako "fitiavana" 24 taona t@'izay tena tsy aritro mihitsy ny tsy hahita azy in-1 andro.Efa tratrako vitan-dry zalahy anefa le zavatra , nisara-toerana izahay rehefa "vacance" a... tohiny
novalian'i Ragadona ny 10/11/2005 20:11
Jemes ( 02/10/2005 11:13)
tsotsotra fa milay
Nisy rangahy iray sendra nandalo teny antanimbary ka nahita mpanetsa ka hoy izy : Manakory ianareo izato mpanetsa,de izao no navaliny ilay mpanetsa, tsy zato izahay , fa izahay miampy ny atsasakay m... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:46
LazaRandri ( 02/10/2005 10:57)
Ny "Kristianina" sy ny Baiboly
ankehitriny dia hita fa ny olona tsy tia Baiboly voalohany indrindra dia ny maro an'isa amin'ny "Kristianina". Sady tsy tia mitory sy mizara ny Vaovao Mahafaly kanefa koa tsy tia resahina momba izany.... tohiny
novalian'i jentilisa ny 10/10/2005 13:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.593