Fananganan-jaza

1. LazaRandri ( 04/10/2005 04:24)
Betsaka ny Ray aman-dReny manome ny zanany atsangan'olon-kafa. Faly mihitsy ry zareo rehefa sendra fianakaviana tsara fanahy sy manan-katao ny zanany. Maro koa anefa ireo tanora mihitsy no mitady "mpanangana", indrindra fa hoe ahafahany mankany an-dafy fa tsaratsara kokoa hono any.

Isika koa dia efa natsangan'Andriamanitra ho zanany, mpiray lova amin'i Jesoa Kristy. Azonao zaraina ve hoe tahaka ny ahoana ny fifalianao manoloana izany?
novalian'i routa ny 04/10/2005 11:26
2. pika ( 04/10/2005 04:53)
raha atombokao aloha ny fizarana izany e :lol:
hafa ny fiainana miaraka @i Kristy n'inoninona mitranga dia falifaly lalandava
3. LazaRandri ( 04/10/2005 05:30)
Ny ahy dia ilay tonon'ilay hira hoe "Majesty" ( na "Here I am") no mahalaza azy.

Now I've found the greatest love of all is mine
Since you laid down your life
The greatest sacrifice
4. Lalakely ( 04/10/2005 09:44)
lasa ambony be mihitsy anie izany fampitahana amin'ny fananganan-janaka nataon'i Kristy izany. araka ny hevitro dia lavitra mihitsy ny elanelana misy , ary tsipihiko manokana ny antsika eto an-tany dia mikendry ny tombotsoa manokana foana.
5. routa ( 04/10/2005 11:26)
fahasambarana ho hisy mihoatra ny natsangan'Andriamanitra indray ve?:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756