Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsimiandravola, milahatra araka ny daty
tsimiandravola
(
04/09/2009 19:13)
Andriamanin-kafa
Diniho kely ity fiheverana ity:[quote=Soanja]Tsy mampamono ny hafa ny hafa na mandringana ny Fitiavan'Andriamanitra antsika na eto an-tany izany na any an-danitra tsy fantatra any. Io no inoako na hio...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/09/2009 04:54
tsimiandravola
(
01/09/2009 20:54)
Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana
[quote=niryna tatsy ambadika][b]Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....![/b]
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ...
Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zav...
tohiny
novalian'i Fody ny 09/09/2009 20:59
tsimiandravola
(
03/12/2007 07:30)
diniho tsara ity:
[quote=Niryna]
10 Izahay dia adala noho ny amin'i Kristy, fa hianareo no hendry ao amin'i Kristy! Izahay malemy, fa hianareo no mahery! Hianareo manan-daza, fa izahay mavomavo!..20 Fa ny fanjakan'And...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/12/2007 16:45
tsimiandravola
(
01/12/2007 23:14)
Jesoa=mpanao mazia
Diniho sy sainontsika tsara ity.
Raha mahefa ny zava-drehetra i Jesoa satria "créateur", "tout puissant" etc...
Dia tsy misy antony mihitsy tsy ahavitany ny fahagagana nataony amin'ny alalan'ny "...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 17/12/2007 16:42
tsimiandravola
(
27/11/2007 22:29)
Jesoa tsy nety hatao Mpanjaka ,fa nitsoaka?
Jean 6:15 Et Jésus, sachant qu'ils allaient venir l'enlever [b]pour le faire roi[/b], se retira de nouveau sur [b]LA[/b] montagne, lui seul.
Mba fantatsika ve ny tena antony nitsoahany?
NB: La ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/12/2007 02:22
tsimiandravola
(
24/11/2007 19:46)
Ny vola no hozatry ny ady
Arahabaina daholo indray ny mpisera!
Ny NT dia manatsidika zava-nisy ombieny ombieny.Zava-nisy mikasika ny Mesia ,sy ireo andiana Zelota (Boanarjesy),izay mpiara-dia sy mpandroba niaraka taminy.
...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/12/2007 06:08
tsimiandravola
(
13/11/2007 23:45)
Aiza ihany izy ity ê?
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak'i Davida avy amin'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin'i Natana.
Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin'izany dia tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:23
tsimiandravola
(
13/11/2007 00:44)
mba asio cohéence ny resaka ê!
[quote=Niryna]Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.[/quote]
...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:20
tsimiandravola
(
04/11/2007 23:43)
Monopole de l'arogance!
[quote=1 Thess5,21]Mais examinez toutes choses; retenez ce qui est bon;...
[/quote]
Saint Irénée, évêque de Lyon IIème siècle
[quote=Irenée]Unique et ascendante est la voie de tous ceux qui ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2007 00:01
tsimiandravola
(
23/10/2007 21:15)
Fampitahàna:Judeo-christianisme sy
[quote=DMassé] L'idéal de l'Hellénisme, c'est le Sage qui s'élève à la contemplation de la
Vérité, s'aidant de la Science par l'exercice de la droite raison, et qui, désintéressé,
f...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:27
tsimiandravola
(
17/10/2007 20:41)
karazantsoavaly
-Ny karazantsoavaly dia boriky hoy ny tenintsika,ary "âne" hoy ny teny vazaha.Efa nandefa lohateny mikasika an'io ane io aho tetsy aloha tetsy,ary nomarihiko fa tsy "péjoratif" mihitsy io teny io ta...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 20:46
tsimiandravola
(
15/10/2007 21:30)
Ny Kristianna ve
[img]http://carpofolo.canalblog.com/images/Ane.jpg[/img]
...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:15
tsimiandravola
(
13/10/2007 20:34)
Resy lahatra sahady ???
[quote=Rasiligaoma]ny fisiany ara-pinoana no resaka ato anie fa tsy ny ara-tantara...[/quote][quote=ragany]Azo atao tokoa hoe tsy nisy ara tantara i Jesoa...[/quote][quote=Naughtyboy]ny tsy azoko @ ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 21/10/2007 14:45
tsimiandravola
(
12/10/2007 21:34)
Nandamoaka
[quote=ny Mesia] « En vérité, je vous le dis, cette génération ne
passera pas, que toutes ces choses n'arrivent »
[/quote]
Fa mbola ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:43
tsimiandravola
(
07/10/2007 21:33)
Je regrette
-Misaotra an'i Diamondra 27 nanolotra ity lien ity:
http://www.dailymotion.com/relevance/tag/malagasy/search/jesosy/video/x34sxx_ambarako-aminao-ny-fanilo
Tena nampentanentana sy tena nampihetsi-pan...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:19
tsimiandravola
(
02/10/2007 19:25)
Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
[b]Porofo faharoa ny tsy nisian'i Jesoa Kristy[/b] (extrait Angalisy no nataoko mba hanararaotan'izay te hianatra teny Angalisa araka ny filazan'i Niryna)
[i]Luke10:18 He replied, "I saw Satan fall...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:45
tsimiandravola
(
05/04/2007 19:29)
Amiko dia tsy nisy ny Jesoa araka ny NT satria:
-Ny NT ihany dia efa ahafahaka manamporofo an'izany dia ho hitantsika tsikelikely eto izany...
tohiny
novalian'i Salut ny 10/04/2007 13:18
tsimiandravola
(
01/04/2007 07:37)
Nahoana no iadivana ny fivavahana?
-Marina fa samy manana ny heviny sy ny toerana misy azy miohatra amin'ny fivavahana ny tsirairay.Amiko fotsiny izao dia na inona na inona tsy fitiavako ny fivavahana tokampo (monothéisme),dia tsy af...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 09/04/2007 04:37
tsimiandravola
(
25/03/2007 07:35)
Zezohita
[quote=un combatant du contrelemonotheisme]Bonsoir,
Par une inspiration qui n'était pas forcément du Saint-Esprit, j'ai emprunté à ma bibliothèque les "Exercices spirituels" d'Ignace de Loyol...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
tsimiandravola
(
22/03/2007 22:31)
Araka ny fahazahoako azy
-1-Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra ,satria tsy misy zavatra afaka niforona avy amin'ny tsy fisiana (néant).Izay rehetra misy kosa etsy andanin'izany dia tsy afaka hho any ...
tohiny
novalian'i Salut ny 26/03/2007 19:16
