Zezohita
1. tsimiandravola
(
25/03/2007 07:35)
un combatant du contrelemonotheisme:Ny tiako marihina fotsiny dia ny absurdité hita any amin'ireo mpihazona ny finoana kristiana,ary tsy misy afaka sahy ,na mahafantatra marimarina hoe hatraiza no fetran'ny fahadalana na ny fetran'ny mety ho azo ekena,satria na ny boky mirakitra ny anatra sy ny filosofia ifotoran'ny finoana kristiana aza(=baiboly) dia feno "ânerie".
Bonsoir,
Par une inspiration qui n'était pas forcément du Saint-Esprit, j'ai emprunté à ma bibliothèque les "Exercices spirituels" d'Ignace de Loyola, à l'usage des Jésuites.
Je tombe sur cet extrait :
"Treizième règle. Enfin, pour être tout à fait d'accord et conformes à l'Eglise catholique, si elle définit qu'est noir ce qui à nos yeux paraît blanc, nous devons de même déclarer que c'est noir. Car il faut croire sans hésitation qu'identique est l'Esprit de Notre Seigneur Jésus Christ et de l'Eglise orthodoxe son épouse, par lequel nous sommes gouvernés et dirigés vers le salut, et que c'est le même Dieu qui autrefois a enseigné les préceptes du décalogue et qui aujourd'hui instruit et dirige l'Eglise hiérarchique".
Tel que.
Je crois me souvenir que ce sont les jésuites, formatés donc par cet ouvrage, qui ont mené le procès de Galilée.
à+
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
4. ikaretsaka
(
25/03/2007 11:33)
tsimiandravola> jereo aloha ny regles ambony sy ambanin'io..
efa nahita ny 10 sy ny 15?
efa nahita ny 10 sy ny 15?
5. piste
(
25/03/2007 12:17)
Iza marina re no tena manafòka sy manambany olona @ izao é. Ialahy isany miady mafy ery mba hohajaina, mba avela hamoaka hevitra amim-pahalalana. Nefa dia zavtr toy izao no avoaka.
Mba misaina rangahy fa ataoko mba olona nianatra ihany ianao na dia tsy feno tanteraka aza izany.
Sa izaho no tsy tokony hiresaka @olona adala na obsédé hoatra\'ialahy ry Tsimiandra. Isan\'andro dia mikaroka hevitra hamelezana ny Fiangonana sy ny Finoana kristianina.
Ataoko fa mba misy olona athée mendrim-piderana ihany teo @ tantara raha tsy hiteny afa-tsy Albert Camus aho. Fa ny an\'ialahy dia fanahim-boto. Aiza moa ianareo hahatarika olona raha izao no fanahy.

6. kally
(
25/03/2007 12:45)
E! ry Tsimianadravola! :lol:Raha mba fantatrao ny tombony sy ny fahasambarana iadananay Kristianina dia ho gaga ianao! ny ahy reharehako ny maha-kristianina ahy, manana ny fahalemeko aho, saingy tsinontsinona aho raha tsy noho ny Fitiavan'Andriamanitra ahy.:wink:
7. maditra
(
25/03/2007 19:09)
tsimiandravola> Tena tsy ao mihitsy satria ny atao hoe "finoana" dia tsy fantatr'ela akory!
"Raha manampinoana enao, na dia kely aza, dia efa afaka mampianjera na mamindra tendrombohitra iray," hoy i Kristy Jesoa.
Finoana doly izany ry namana ka dia raiso amin'ny fandraisanao azy!
"Raha manampinoana enao, na dia kely aza, dia efa afaka mampianjera na mamindra tendrombohitra iray," hoy i Kristy Jesoa.
Finoana doly izany ry namana ka dia raiso amin'ny fandraisanao azy!
8. Fiffi
(
25/03/2007 20:51)
de rehefa tsy mino enao de mba azonao hatao ve ny manaja ny hafa ? manaja ny finoan'ny hafa ? fa aza lazaina hoe feno ânerie zany ny Baibolin'ny hafa an !