Jesoa tsy nety hatao Mpanjaka ,fa nitsoaka?
1. tsimiandravola
(
27/11/2007 22:29)
Jean 6:15 Et Jésus, sachant qu'ils allaient venir l'enlever pour le faire roi, se retira de nouveau sur LA montagne, lui seul.
Mba fantatsika ve ny tena antony nitsoahany?
NB: La montagne= ilay zaro-dazaina= vohitr'i Gamala
"le fils de l'homme"=lehilahy na olona iza?=saro-dazaina koa= Juda da Gamala.
Mba fantatsika ve ny tena antony nitsoahany?
NB: La montagne= ilay zaro-dazaina= vohitr'i Gamala
"le fils de l'homme"=lehilahy na olona iza?=saro-dazaina koa= Juda da Gamala.
novalian'i ikaretsaka ny 03/12/2007 02:22
2. ikaretsaka
(
27/11/2007 22:39)
lasa naka ny trone ny eny ambony montagne eny angamba izy anaka fa eny ambony kokoa noho ilay trone an'ny roi?
de izy irery no nankany fa tsy te hanao nepotisme izy?
de izy irery no nankany fa tsy te hanao nepotisme izy?
3. maditra
(
27/11/2007 23:37)
I Jesoa dia mpanjaka izy, voalaza ao amin'ny Baiboly ao izay. Fa ny antony nitsoahany teto dia satria tsy fanjakana eto an-tany no fanjakany. Ny fanjakany dia any an-danitra. Ireo olona nikasa haka azy ho mpanjaka kosa dia ireo Jiosy izay te-hiala amin'ilay fanjanahan'ny Roma taminy. Misy difference be ireo. Nahita ny fahagagana nataon'i Jesoa ireo olona ireo dia nieritreritra hoe i Jesoa izany no ilay tonga hanafaka azy, nefa i Jesoa tonga hanafaka ny olona rehetra fa tsy ireo Jiosy ihany.
Ny antony nitsoahany koa dia raha nety ho mpanjaka teo izy dia tsy ho tanterany ny mission-ny ety an-tany. Tsy ho voafantsika eo @ hazo fijaliana izy ary tsy afaka hanao ilay sacrefice izay efa ni-plannE-ny hatao.

4. fijo
(
28/11/2007 00:11)
matahotra ny ho panjaka ety antany izy,fa ny azy le mpanjakan'ny nofinofy ihany no tiany
5. tsimiandravola
(
28/11/2007 07:17)
maditra:
I Jesoa dia mpanjaka izy, voalaza ao amin'ny Baiboly ao izay. Fa ny antony nitsoahany teto dia satria tsy fanjakana eto an-tany no fanjakany. Ny fanjakany dia any an-danitra. Ireo olona nikasa haka azy ho mpanjaka kosa dia ireo Jiosy izay te-hiala amin'ilay fanjanahan'ny Roma taminy. Misy difference be ireo. Nahita ny fahagagana nataon'i Jesoa ireo olona ireo dia nieritreritra hoe i Jesoa izany no ilay tonga hanafaka azy, nefa i Jesoa tonga hanafaka ny olona rehetra fa tsy ireo Jiosy ihany.
Ny antony nitsoahany koa dia raha nety ho mpanjaka teo izy dia tsy ho tanterany ny mission-ny ety an-tany. Tsy ho voafantsika eo @ hazo fijaliana izy ary tsy afaka hanao ilay sacrefice izay efa ni-plannE-ny hatao.
Misaotra an'i maditra fa efa fantatra anie ny version kristiana ê!
Izany no mahatonga ny fanontaniana nosoritana mazava hoe " ny tena antony "
6. majakely
(
28/11/2007 08:11)
Ka zao ngeeee:ny ao antin'ny baiboly no tena antony fa aza mitady any an-kafa zany,sisan'izay suposition daholo...Ny voalaza ao antin0ny soratra masina ihany no tena marina tsy miova ary mandrakizay fa tandremo:)...
8. deratsiferana
(
28/11/2007 11:45)
Mety ho marina ny hevitra milaza fa tsy nety hatao MPANJAKA JESOSY,fa nitsoaka.Aza hadinonareo anefa fa raha nanontaniana Izy hoe:"Ianao va no Mpanjakan'ny jiosy?"dia tsotra ny navaliny hoe:"Voalazanao"
Sa fitsoahana izany? Tsy fantatro aloha
Sa fitsoahana izany? Tsy fantatro aloha
9. maditra
(
28/11/2007 15:14)
tsimiandravola> tsy azoko ny tena tianao hofantarina raha tsy izay antony izay. Fa de rien e (izay no mba valiny hitako tany @ katesizy) hahaha
10. legory
(
28/11/2007 17:58)
Hum hoy i majakely "Ny voalaza ao anatin'ny soratra masina ihany no tena marina..." dia aleo ri zareo mijanona amin'izay a, f'aza mitady zavatra hafa, fa sao tsy mahatanty eo raha tsy mbola "miorina tsara" ny finoanao.
Fa sur ve i Maditra fa izay no tena mission ny tety antany ?
Fa sur ve i Maditra fa izay no tena mission ny tety antany ?
11. tsimiandravola
(
28/11/2007 22:08)
deratsiferana:
Mety ho marina ny hevitra milaza fa tsy nety hatao MPANJAKA JESOSY,fa nitsoaka.
Tena marina mihitsy io kah! Ny baiboly aza manamarina azy mihitsy.Ny antony fotsiny no tsy lazain'ny baiboly fa aviliny ny antony.
Fa ny tiako anampiana anareo hisainana ny amin'izany dia izao:
Ny fitondrana Romana dia tsy nitsahatra ny nampandry tany,ary anisan'ny taktika ahafahana hampandriana tany ny fampiasana ny sefo deban'ny Zelota ho tetrarka hasolo an'i Philippe,ka io proposition io ve mety amin'ny Mesia raha ianareo no teo amin'ny toerany,sa aleonareo mba nitsoaka toa azy? (Marihiko fa na i Ratsiraka aza dia nanambitamby an'i Monja Jaona ,nataony CSR mihitsy mba hampilamina ny tany Atsimo tamin'ny voalohany)
deratsiferana:Ito indray dia Mpanjaka mihitsy i Jesoa ,ary izay mihitsy aza no anisan'ny chefs d'accusation nahatonga azy homboina,ary nanoratan'i Pilaty ny antony nihomboana azy dia ny hoe "roi des juifs" .Ankoatr'izay moa dia nomboina "la tête en haut" i Jesoa satria "crime de droit commun" ny azy (brigandage,meurtre,sorcellerie,émeutes,...cf hozatry ny ady ny vola)
Aza hadinonareo anefa fa raha nanontaniana Izy hoe:"Ianao va no Mpanjakan'ny jiosy?"dia tsotra ny navaliny hoe:"Voalazanao"
Sa fitsoahana izany? Tsy fantatro aloha
12. fijo
(
28/11/2007 22:27)
te hopanjaka lery fa tsy sahy ny marina.tany an tsainy izy mba nitetika ihany,saingy tsapany fa tsy zakany izany.
de naleony nanao barofo sy gidragidra teny.
de naleony nanao barofo sy gidragidra teny.
13. kiranil
(
28/11/2007 23:31)
http://youtube.com/watch?v=p0pvqsuJcE0
Pilato namaly hoe: Ny firenenao sy ny mpisoronabe no nanolotra Anao tamiko; inona moa ny ataonao?
Jesosy namaly hoe: Ny fanjakako tsy avy amin'izao tontolo izao; fa raha mba avy amin'izao tontolo izao ny fanjakako, dia ho niady ny mpanompoko, mba tsy ho voatolotra tamin'ny Jiosy Aho; nefa ankehitriny tsy avy amin'izany ny fanjakako.
Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko.

15. ikaretsaka
(
28/11/2007 23:51)
en couleur be ato izany...:-D
jesoa teto an-tany dia mpitory teny fa tsy mpanjaka ka! amiko io an!
Fa any @ ara panahy sy ny sisa izy no mpanjaka
jesoa teto an-tany dia mpitory teny fa tsy mpanjaka ka! amiko io an!
Fa any @ ara panahy sy ny sisa izy no mpanjaka
16. fijo
(
28/11/2007 23:57)
raha izay de mitombona,ary ahita eto ialahy,fa ny akaman'ialahy ihany no hitsikera an'io.satria efa izay no nampidirina tao an dohany
17. kiranil
(
29/11/2007 00:18)
Ito indray dia Mpanjaka mihitsy i Jesoa ,ary izay mihitsy aza no anisan\'ny chefs d\'accusation nahatonga azy homboina,ary nanoratan\'i Pilaty ny antony nihomboana azy dia ny hoe \"roi des juifs\"
Ny lohan\'ny mpisorona Jiosy no nanery an\'i Pilato hamono an\'i Jesosy Kristy, fa na i Pilato aza tsy nahita \"chefs d\'accusation\" araky ny voalazan\'ingahy hanamelohana an\'i Jesosy.
Ary rehefa hitan\'ny lohan\'ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha Jesosy, dia niantso ireo ka nanao hoe: Homboy amin\'ny hazo fijaliana Izy! homboy amin\'ny hazo fijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka homboy amin\'ny hazo fijaliana; fa izaho tsy mahita izay helony.
Ankoatr\'izay moa dia nomboina \"la tête en haut\" i Jesoa satria \"crime de droit commun\" ny azy (brigandage,meurtre,sorcellerie,émeutes,...cf hozatry ny ady ny vola)
Tsy \"crime de droit commun\" votanisan\'ingahy ireo no antony namonoina Azy.
Fa izao ny antony namonoina Azy: Mba hamonjena anao, mba hamonjena ahy, mba hamonjena izao tontolo izao. Nanaiky ny hovonoina Izy na dia tsy nanantsiny aza mba hisolo voina antsika noho ny heloka vitantsika.
Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin\'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
Izay mino Azy dia tsy helohina; [Gr. tsaraina] fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka [Gr. voatsara] rehateo, satria tsy nino ny anaran\'ny Zanakalahy Tokan\'Andriamanitra izy.
18. fijo
(
29/11/2007 00:27)
ô ry akama an,olona notsaraina izy vao nohomboina,teo ampitsarana azy tsy nisy resaka hoe hoanao ,na hoahy na inona ,fa hoe diso ve sa tsia,raha diso ,ary.
dia izay fa voasazy .fa hoan'ny mpanaradia ,dia mbola navadika indray ny tantara hoe ka hoanao sy hoahy no antony.tsia ,meloka dia voasazy.
tadidio tsara ,fa hoan'ny mpomba an'i ratsiraka dis tsy nanao ratsy izy,fa niaro ny vahoaka.

19. kiranil
(
29/11/2007 01:31)
fijo>
O ry akama a, efa voalazako eo ambony io fa na i Pilato aza, izay \"prefet de de la province romaine de Judée au Ier siècle (de 26 à 36),\" aza tsy nahita izay hiampagana an\'i Jesosy. Ka isika sady tsy \"prefet\" no tsy niaina t@ izany fotona izany indray ve no hamorona \"chefs d\'accusation\" ka hilazana fa Jesosy Kristy dia mpanao \'barofo\' sy \'gidragidra\'?
Ahoana hoy Pilato namaly ny Jiosy: « Je suis innocent du sang de ce juste ; vous, vous y aviserez. ».\"
Io ilay hoe \"dia nanasa tanana i Pilato\".
Averiko farany fa ny lohan\'ny mpisorona Jiosy no nampamono an\'i Jesosy Kristy satria ireo tsy nety nino (toa an\'ingahy mbola tsy mety mino) fa Jesosy Kristy tokoa ilay Andriamanitra tonga tety an-tany hitondra Famonjena ho an\'izao tonotolo izao, ary hanolotra fiainana mandrakizay ho an\'izay mino Azy.
Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
Hoy Jesosy Kristy t@ ireo Jiosy izay nanda Azy,(ary io no hamaranako ny androany):
\"fa raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, (no ilay Messiah) dia ho faty amin\'ny fahotanareo hianareo.\"
\"si vous ne croyez pas ce que je suis, vous mourrez dans vos péchés.\" jean 8:24
http://youtube.com/watch?v=p0pvqsuJcE0
ô ry akama an,olona notsaraina izy vao nohomboina,teo ampitsarana azy tsy nisy resaka hoe hoanao ,na hoahy na inona ,fa hoe diso ve sa tsia,raha diso ,ary.
O ry akama a, efa voalazako eo ambony io fa na i Pilato aza, izay \"prefet de de la province romaine de Judée au Ier siècle (de 26 à 36),\" aza tsy nahita izay hiampagana an\'i Jesosy. Ka isika sady tsy \"prefet\" no tsy niaina t@ izany fotona izany indray ve no hamorona \"chefs d\'accusation\" ka hilazana fa Jesosy Kristy dia mpanao \'barofo\' sy \'gidragidra\'?
Ahoana hoy Pilato namaly ny Jiosy: « Je suis innocent du sang de ce juste ; vous, vous y aviserez. ».\"
Io ilay hoe \"dia nanasa tanana i Pilato\".
Averiko farany fa ny lohan\'ny mpisorona Jiosy no nampamono an\'i Jesosy Kristy satria ireo tsy nety nino (toa an\'ingahy mbola tsy mety mino) fa Jesosy Kristy tokoa ilay Andriamanitra tonga tety an-tany hitondra Famonjena ho an\'izao tonotolo izao, ary hanolotra fiainana mandrakizay ho an\'izay mino Azy.
Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
Hoy Jesosy Kristy t@ ireo Jiosy izay nanda Azy,(ary io no hamaranako ny androany):
\"fa raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, (no ilay Messiah) dia ho faty amin\'ny fahotanareo hianareo.\"
\"si vous ne croyez pas ce que je suis, vous mourrez dans vos péchés.\" jean 8:24
http://youtube.com/watch?v=p0pvqsuJcE0
20. soanja
(
29/11/2007 04:18)
tsimiandravola:
Jean 6:15 Et Jésus, sachant qu'ils allaient venir l'enlever pour le faire roi, se retira de nouveau sur LA montagne, lui seul.
Mba fantatsika ve ny tena antony nitsoahany?
NB: La montagne= ilay zaro-dazaina= vohitr'i Gamala
"le fils de l'homme"=lehilahy na olona iza?=saro-dazaina koa= Juda da Gamala.
Ka zavapoana ity fanjakana eto ambonin'ny tany ity ka. Tsy ity tany diaviko ity no zavadehibe fa ilay manaraka. Io no fanjakana lehibe. Io no mahaeto - finoana sy fivavahana- anay mianakavy ary io Fanjakana io no tsy manana fahataperana fa mandrakizay!
Raha nanjaka teto i Jesoa dia tsy ninoako ny momba azy. Satria fantatro ny limit-n'ity tany diavintsika ity. Ny hinoako Azy dia satria tsy manana limit ny fanjakany! Yooopieeeeeeee!!!!!!