Resy lahatra sahady ???
1. tsimiandravola
(
13/10/2007 20:34)
Rasiligaoma:
ny fisiany ara-pinoana no resaka ato anie fa tsy ny ara-tantara...
ragany:
Azo atao tokoa hoe tsy nisy ara tantara i Jesoa...
Naughtyboy:
ny tsy azoko @ tsimiandra eto nge de zao e na monotheism iny na atheism na in tsy nisy noterena ze mino fa azy iny,sitrapo sy safidy ka in no mapalahelo @ safidiny hafa za manokana de ny safidiko no imasoako
Resy lahatra amin'ny arguments-ko sahady angaha ianareo?Nahoana no tsy novaliana araka ny sosan-kevitra fa navily lé!:D
Amin'i Naughtyboy,moa ve nanantsafidy ny ho teraka tao anaty famille katolika aho,nana-tsafidy araka ny tokony ho izy daholo ve na dia ireny silamo ireny aza?
Safidy ve ny ho tonga kristianna raha afatratra ao andohan'ny zaza sy ny tanora ny finoana iray=izany no atao hoe fanasana ati-doha.Ny Baiboly rahateo dia mmapiasa ny teny hoe : "...tu inculqueras à tes enfants les commandements que je te donne aujourd'hui..."
Mafy be izany hoe : "INCULQUER" izany..Nefa izany sahin'i Naughtyboy iresahana "SAFIDY".
Miala tsiny.
novalian'i naughtyboy ny 21/10/2007 14:45
2. cutie
(
13/10/2007 20:58)
Safidy ve ny ho tonga kristianna raha afatratra ao andohan'ny zaza sy ny tanora ny finoana iray=izany no atao hoe fanasana ati-doha.Ny Baiboly rahateo dia mmapiasa ny teny hoe : "...tu inculqueras à tes enfants les commandements que je te donne aujourd'hui..."
fanasana ati-doha @ ze mandray an-tendrony :-D
3. ikaretsaka
(
13/10/2007 21:51)
le sosokevitra mihitsy no nivilana ko.. resaka finoana no resahina ny anao tantara no velabelarinao.
Raha manontany ny kil hoe misy vary ve ao , dia ny anao ny fambolem-bary no velabelarinao, dia tsy mihainoanao ny olona dia faly ery ianao hoe voako lezalahy iny!:-D:-D
moa ve nanantsafidy ny ho teraka tao anaty famille katolika aho,nana-tsafidy araka ny tokony ho izy daholo ve na dia ireny silamo ireny aza?
mana-tsafidy tokoa izy rehefa tonga saina. dia izay no nosafidiany angamba
4. piste
(
13/10/2007 22:58)
Ny marina dia i Jesoa sady nisy ara-tantara, ary mbola misy ara-pinoana.
Afaka mana-porofo ny tsy fisiany Ramiandra raha fandaharan-kevitra fotsiny( vérité formelle). Fa izaho koa nefa afaka mana-porofo ny fisiany par expérience et par la foi(verité Réelle et vécue).
Ary tadidio fa ny Baiboly dia témoignage de foi aloha fa tsy livre d'histoire ka amboary kely ny fomba famakianao ny Baiboly. Tsy midika izany fa tsy marina ara-tantara ny voasoratra ao.

5. xxx
(
14/10/2007 20:47)
resy lahatra ve? sanatria dia sanatria.
ndana vakio ny Ii Joana 1: 7- 11.
Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy.
8 Mitandrema hianareo, fandrao mahavery izay namonoanay tena, fa mba handraisanareo valim-pitia tanteraka.
9 Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy, dia tsy manana an'Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
10 Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
11 fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony.
izany no tsy hamalinana ny anao satria tena tsy marina mihitsy

6. naughtyboy
(
14/10/2007 21:23)
tsimiandra,efa novaliny ika ny tapany @ safidy,ny tohiny de matoa tsy mbola norarany fanjakana zany fanabeazana arapinoana zany fa tsy didy jadona akory ary mbola manana ny hasiny safidy ny ts1-1,arapiarahamonina zay(afatsy reo kominista toy ny sinoa ..)
zany oe aza miapanga ny manodidina(influence sns..) fa mbola manana safidy daoly ny eto antany na zay fantatrao tsara,ra oh. kosa tsy ekeny sainao ny voalazany finoany hafa tsy voatery enao ihevitra fa voasasa loha izy reny safidny zany fa tsy any hafa
farany tsy andresy lahatra ny hafa no tanjoko aminy finoako fa ny ilaza ny hevitro sy hihaino ny hafa ka tsy mitombina zany ny marina azo iadikevitra fa azo ifanazavana ny rehetra mbola safidy ko zay sotra tompoko

8. tsimiandravola
(
14/10/2007 23:26)
naughtyboy:

"Jesus camp"
Jereo ary fantaro ny atao hoe lavage de cerveau!:-D
9. tsimiandravola
(
14/10/2007 23:27)
http://www.allocine.fr/video/player_gen_cmedia=18727972&cfilm=111518.html
10. ikaretsaka
(
15/10/2007 00:10)
dia ovay koe hoe tsimiandravola ilay jesus @ ilayt camp fa mety koa:wink:
na soloy izay tianao!
na soloy izay tianao!
11. niryna
(
15/10/2007 02:22)
piste:
Ny marina dia i Jesoa sady nisy ara-tantara, ary mbola misy ara-pinoana.
Afaka mana-porofo ny tsy fisiany Ramiandra raha fandaharan-kevitra fotsiny( vérité formelle). Fa izaho koa nefa afaka mana-porofo ny fisiany par expérience et par la foi(verité Réelle et vécue).
Ary tadidio fa ny Baiboly dia témoignage de foi aloha fa tsy livre d'histoire ka amboary kely ny fomba famakianao ny Baiboly. Tsy midika izany fa tsy marina ara-tantara ny voasoratra ao.
Marina izany, sady ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany :roll:Tsy ny famaliana izao rehetra tsy mino an'Atra izao akory no hilaza fa hoe maharesy ilay tsimiandravola.Ny mifanohitra aza no tena izy,tsy mahita porofo hianao hoe tsy misy Atra dia mitady izay rehetra hiampanganao tena fa marina.Tsy maninona izany satria na hamaky baiboly im-polo eo aza hianao kanefa ny fonao feno fankahalana ny tenin'Atra dia aza manantena ho azonao izay lazainy.Mamakia ihany anefa fa tsy tonga hiantso ny marina Izy fa tonga hiantso antsika rehetra mpanota.
WE (l) YOU JESUS. Tongava ao am-pon'i tsimiandravola ,omeo ny herinao Izy fa liana te -ahalala Anao.^:^^:^
12. ikaretsaka
(
15/10/2007 18:17)
niryna an. U don't have to love Jesus... izy no efa tia antsika mialoha
Teny an-dalana mankany aminao aho, nefa tazako nanantona ahy ianao.
Te hiazakazaka aho ho anny aminao, nefa iny Ianao tazako nanatona anahy
Mba nikasa hiandry anao aho, nefa haiko fa miandry ahy ianao
Naniry hitady anao aho, Kanjo tsakapo fa efa avy notadiavinao ity izaho
Mba nizesta aho hoe :”io fa hitako ianao”, kanjo efa hitako hoe hitanao aho
Te hilaza aminao aho hoe “tiako ianao”, saingy henoko ianao niteny hoe “sitrako ianao”
Te hisafidy anao ao, kanjo ianoa no nisafidy ahy
Te hanoratra any aminao aho, kanjo ny anao no tonga aloha
Te hiaina tao aminao aho, kanjo haiko fa velona ato amiko ianao
Te hifona aminao aho, nefa fantatro fa voavelanao heloka
Te hanolotra ny tenako ho anao aho, kanjo efa nandray ny fanomezanao manontolo
Te hanolotra anao ny fisakaizako aho, kanjo izaho indray ity no nahazo ny fitiavanao
Mba te hiantso anao hoe “Aba Ray” aho, kanjo henoko sahady ianoa niteny hoe “zanako ianao”
Mba te hamboraka aminao ny fiainako anaty aho, saingy efa teo ianao nanambara ny ny momba anao.
Te hanasa anao ho ato anatin’ny fiainako aho, kanjo efa voa-tafiditrao ao anatin’ny fiainanao
Efa nikasa Hiverina aminao tamin-kafaliana aho, nefa ianao no hitako voalohany efa vonona handray ahy
Tompo o rahoviana aho no mba ho voalohany?

13. tsiafoi1
(
16/10/2007 10:46)
Tsimiandra ny Finoana de Fanekena ny zavatra tsy hita,fa zavatra iainana ary ianao mino no mahatsapa ny fisiany. Tsy sciences na histoire ny Finoana
15. fijo
(
16/10/2007 21:28)
ika an,le safidy kosa aloha laviko ny fisiany e.na koa hoe sarotra ngaha no mety kokoa.ny zaza silamo ohatra,vao teraka defa izay no ampidirina ao andohany.de izay.ny zaza kristianna koa toa izay,na dia misy hafaka ihany aza rehefa lehibe.fa sarotra io.tsy navela nisafidy fa dia hoe ndao manaraka an'i dada sy neny any ampiangonana
16. naughtyboy
(
21/10/2007 14:45)
io ndray fa mbola misy tsy mahazo ny atao oe safidy,
tsimiandra zao miteny ery oe jesus camp sy lavage de cerveau ,i fijo maka oh. zaza silamo
fa nga de oul tsy ary saina daoly na mora fitahina reo mino zay inoany amin'izy mitsam,nandinika izy reny vao nisafidy hanaraka ny finoany ra tsy diso aho nefa misy foana ny saonjo iray mamarara fa tsy izy rehetra akory