Andriamanin-kafa
1. tsimiandravola
(
04/09/2009 19:13)
Diniho kely ity fiheverana ity:
Dia eo nefa no itsongolohan'ny fanatika (toa an-dry Rzakarivola,sy ry Niryna...) ny mpino toa anareo satria tsy mifanaraka amin'ny lasitra ieritreretany sy lasitry ny Baiboly ny Atra vaovao foroninareo.
Zonareo izany, fa ny ahy ny zavatra regreter-vako fotsiny,ary eo no mahasamihafa antsika,dia mbola azon'ny fanatika ihany ny mi-exploiter ny hevitrareo satria manao reference ihany amin'ny Andriamaniny na dia efa mivoana aza.
Raha ampiako kely ny clarification dia namorona Andriamanitra moderna ianareo ary nataonareo mifanaraka amin'ny fanirianareo sy ny fantasme-nareo,izany hoe mifanaraka amin'ny hitiavanareo azy.Fa tsy mifanaraka velively (amin'ny lafiny maro ) amin'ny voalazan'ny Baiboly.
Ilay ao amin'ny Baiboly mantsy Atra manasazy ka tsy tian'i Bessa, mandefa ny tsy mpino any amin'ny Enfer ka tsy revin'i Soanja.Malheureusement,io Atra io mihitsy no Andriamanitry ny Baiboly=Atry i Kristy,sy Abrahama sy i Soanja ary i Niryna sy Rajakoba sy i Mahiol,sns sns...
Ka raha mba mizesta kely aho dia hoy aho hoe:ny ahy no tena mety satria "OU Il est Dieu,et alors il ne peut pas se tromper,et il est au courant de tout,donc c'est pas la peine de nous mettre à l'épreuve poir voir...OU il n'est pas Dieu, et donc qu'il se dégage, ou plutot je le dégage. Je n'ai pas à le rendre meilleur,et fabriquer ainsi un Dieu d'Amour d'un nouveau genre.
OR, ce Dieu n'en est pas un, donc dégage...
Soanja:Tsy io ihany no nomarihiko tamin'ny voasoratr'i Soanja fa mbola misy koa ilay hoe:
Tsy mampamono ny hafa ny hafa na mandringana ny Fitiavan'Andriamanitra antsika na eto an-tany izany na any an-danitra tsy fantatra any. Io no inoako na hiorika na hivalana ianao Razaka...
Soanja:Rehefa ataoko nefa ny kaonty dia tsy i Soanja irery no mihevitra toy izany fa Maro: ohatra fotsiny izao ity tenin-kiran'i Besa ity manao hoe:
1-Ka tsy hinoako ny "enfer" e. Tsy miteny amiko io teny io satria tsy hinoako. Amiko tsy i Jesoa no manoratra an'io fa izay olona nanoratra azy. Tsy tahotra ny fiainako satria manana an'Andriamanitra.
Bessa:.
Ny ANDRIAMANITRA INOAKO dia Atra tsy manasazy,Atra tsy manavakavaka sns sns...fa izy no FITIAVANA....
Dia eo nefa no itsongolohan'ny fanatika (toa an-dry Rzakarivola,sy ry Niryna...) ny mpino toa anareo satria tsy mifanaraka amin'ny lasitra ieritreretany sy lasitry ny Baiboly ny Atra vaovao foroninareo.
Zonareo izany, fa ny ahy ny zavatra regreter-vako fotsiny,ary eo no mahasamihafa antsika,dia mbola azon'ny fanatika ihany ny mi-exploiter ny hevitrareo satria manao reference ihany amin'ny Andriamaniny na dia efa mivoana aza.
Raha ampiako kely ny clarification dia namorona Andriamanitra moderna ianareo ary nataonareo mifanaraka amin'ny fanirianareo sy ny fantasme-nareo,izany hoe mifanaraka amin'ny hitiavanareo azy.Fa tsy mifanaraka velively (amin'ny lafiny maro ) amin'ny voalazan'ny Baiboly.
Ilay ao amin'ny Baiboly mantsy Atra manasazy ka tsy tian'i Bessa, mandefa ny tsy mpino any amin'ny Enfer ka tsy revin'i Soanja.Malheureusement,io Atra io mihitsy no Andriamanitry ny Baiboly=Atry i Kristy,sy Abrahama sy i Soanja ary i Niryna sy Rajakoba sy i Mahiol,sns sns...
Ka raha mba mizesta kely aho dia hoy aho hoe:ny ahy no tena mety satria "OU Il est Dieu,et alors il ne peut pas se tromper,et il est au courant de tout,donc c'est pas la peine de nous mettre à l'épreuve poir voir...OU il n'est pas Dieu, et donc qu'il se dégage, ou plutot je le dégage. Je n'ai pas à le rendre meilleur,et fabriquer ainsi un Dieu d'Amour d'un nouveau genre.
OR, ce Dieu n'en est pas un, donc dégage...
novalian'i tywa68 ny 18/09/2009 04:54
2. cutie
(
04/09/2009 19:23)
tsy misy andriamanin-kafa zany fa iray ihany Atra fa ny finoana azy fotsiny no samihafa :)
3. soanja
(
04/09/2009 19:43)
tsimiandravola:
Diniho kely ity fiheverana ity:Soanja:Tsy io ihany no nomarihiko tamin'ny voasoratr'i Soanja fa mbola misy koa ilay hoe:
Tsy mampamono ny hafa ny hafa na mandringana ny Fitiavan'Andriamanitra antsika na eto an-tany izany na any an-danitra tsy fantatra any. Io no inoako na hiorika na hivalana ianao Razaka...Soanja:Rehefa ataoko nefa ny kaonty dia tsy i Soanja irery no mihevitra toy izany fa Maro: ohatra fotsiny izao ity tenin-kiran'i Besa ity manao hoe:
1-Ka tsy hinoako ny "enfer" e. Tsy miteny amiko io teny io satria tsy hinoako. Amiko tsy i Jesoa no manoratra an'io fa izay olona nanoratra azy. Tsy tahotra ny fiainako satria manana an'Andriamanitra.
Bessa:.
Ny ANDRIAMANITRA INOAKO dia Atra tsy manasazy,Atra tsy manavakavaka sns sns...fa izy no FITIAVANA....
Dia eo nefa no itsongolohan'ny fanatika (toa an-dry Rzakarivola,sy ry Niryna...) ny mpino toa anareo satria tsy mifanaraka amin'ny lasitra ieritreretany sy lasitry ny Baiboly ny Atra vaovao foroninareo.
Zonareo izany, fa ny ahy ny zavatra regreter-vako fotsiny,ary eo no mahasamihafa antsika,dia mbola azon'ny fanatika ihany ny mi-exploiter ny hevitrareo satria manao reference ihany amin'ny Andriamaniny na dia efa mivoana aza.
Raha ampiako kely ny clarification dia namorona Andriamanitra moderna ianareo ary nataonareo mifanaraka amin'ny fanirianareo sy ny fantasme-nareo,izany hoe mifanaraka amin'ny hitiavanareo azy.Fa tsy mifanaraka velively (amin'ny lafiny maro ) amin'ny voalazan'ny Baiboly.
Ilay ao amin'ny Baiboly mantsy Atra manasazy ka tsy tian'i Bessa, mandefa ny tsy mpino any amin'ny Enfer ka tsy revin'i Soanja.Malheureusement,io Atra io mihitsy no Andriamanitry ny Baiboly=Atry i Kristy,sy Abrahama sy i Soanja ary i Niryna sy Rajakoba sy i Mahiol,sns sns...
Ka raha mba mizesta kely aho dia hoy aho hoe:ny ahy no tena mety satria "OU Il est Dieu,et alors il ne peut pas se tromper,et il est au courant de tout,donc c'est pas la peine de nous mettre à l'épreuve poir voir...OU il n'est pas Dieu, et donc qu'il se dégage, ou plutot je le dégage. Je n'ai pas à le rendre meilleur,et fabriquer ainsi un Dieu d'Amour d'un nouveau genre.
OR, ce Dieu n'en est pas un, donc dégage...
Mazava tokoa ny tenin'i Tsimiandravola.
Ilay Andriamanitra hinoako aloha dia tena Andriamanitra tsapako miasa ao anatiko. Miresaka amiko isan'andro ary manome torohevitra mahasoa ny tenako izay nofo feno fahalemena indraindray.
Tsy noforonina io fa teraka niaraka tamiko. Rehefa nifoha ny masoko ara-panahy dia nahalala sy nahatsapa aho fa tsara izy ary ny soa lalandava no katsahiny ho ahy sy ny manodidina ary ny tontolo rehetra. Ny tena mahavarina Tsimiandravola dia hitako eny aminy hafa koa io taratra ny fisian'io Andriamanitra io ao amin'izy ireo ary izany no mampifandray ahy amin'ny rehetra ampitiavana. Io Andriamanitra io angamba no tsapan'i Bessa koa ary ny hafa maro. Tsy misy boky manoro io fa Ianao no mahalala rehefa miasa Izy.
Misaotra anao nanome ny fihevitrao momba izany.
4. ikaretsaka
(
04/09/2009 21:45)
cutie:
tsy misy andriamanin-kafa zany fa iray ihany Atra fa ny finoana azy fotsiny no samihafa :)
+1
5. rakaroka
(
05/09/2009 07:04)
Ary eto indrindra no tsapako maha-ridicule ny fampianarana "vision tokana"mbola kely ny zaza ny mikasika an'Atra ! Satria isika lehibe aza tsy mahafehy ilay resaka raha ny marina !
Tsapako "abstrait" Bbbe ilay resaka ! tsaroako ny zanako mba nentiko nampiarahana ny ankizy tany am-piangonana teto! Dia nanontanian'izy roalahy 'za avy any hoe : "Qui? Comment? Ahoana tsara mikasika Dieu izany
maman?...Fa tsapako tsy dia évident ihany ny valinteny an ! Ary tsapako teo fa MILA mamolavola fampianarana vaovao aho satria tsapako TSY mety ilay fahana boloky tonga dia ho "concepté-vana" araka ny façon sy fijery manjohy tokana. Il fallait que j'explique à eux les différentes croyances et "visions" des Dieux ! Tsy hanaraka ambokony ftsn sanatria hoe ny "Atr'i Bessa na i XXX na i YYY no tena izy , fa aleo 'zareo hi-decouvrir ilay izy koa!

6. rijadolly
(
05/09/2009 12:26)
soanja:Soanja! Tiako be mihitsy ny tenin'se.Marina tokoa Soanja fa tsy ho an'olona izay mbola tsy nandray AZY izany ary tsy ho tsapany mihitsy. :-*
Ilay Andriamanitra hinoako aloha dia tena Andriamanitra tsapako miasa ao anatiko. Miresaka amiko isan'andro ary manome torohevitra mahasoa ny tenako izay nofo feno fahalemena indraindray.
Tsy noforonina io fa teraka niaraka tamiko. Rehefa nifoha ny masoko ara-panahy dia nahalala sy nahatsapa aho fa tsara izy ary ny soa lalandava no katsahiny ho ahy sy ny manodidina ary ny tontolo rehetra. Ny tena mahavarina Tsimiandravola dia hitako eny aminy hafa koa io taratra ny fisian'io Andriamanitra io ao amin'izy ireo ary izany no mampifandray ahy amin'ny rehetra ampitiavana. Io Andriamanitra io angamba no tsapan'i Bessa koa ary ny hafa maro. Tsy misy boky manoro io fa Ianao no mahalala rehefa miasa Izy.
7. Fody
(
05/09/2009 14:34)
tsimiandravola: Raha te hahafantatra an'Andriamanitra ianao dia aza miondrika fotsiny amin'ny boky, fa miezaha mamantatra azy eo amin'ny fiainanao koa toy izay efa nataon'i soanja.
8. ikaretsaka
(
05/09/2009 17:14)
Namaste soanja...izay an I soanja izay nghe no novoiziko foana @ le mitady an'Atrta @ zavatra rehetra e...faly aho fa azon'i RD le izy
9. cutie
(
05/09/2009 20:06)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 05-09-2009 09:04:28
Lohateny : Re : Andriamanin-kafa
Ary eto indrindra no tsapako maha-ridicule ny fampianarana "vision tokana"mbola kely ny zaza ny mikasika an'Atra ! Satria isika lehibe aza tsy mahafehy ilay resaka raha ny marina !
Tsapako "abstrait" Bbbe ilay resaka ! tsaroako ny zanako mba nentiko nampiarahana ny ankizy tany am-piangonana teto! Dia nanontanian'izy roalahy 'za avy any hoe : "Qui? Comment? Ahoana tsara mikasika Dieu izany
maman?...Fa tsapako tsy dia évident ihany ny valinteny an ! Ary tsapako teo fa MILA mamolavola fampianarana vaovao aho satria tsapako TSY mety ilay fahana boloky tonga dia ho "concepté-vana" araka ny façon sy fijery manjohy tokana. Il fallait que j'explique à eux les différentes croyances et "visions" des Dieux ! Tsy hanaraka ambokony ftsn sanatria hoe ny "Atr'i Bessa na i XXX na i YYY no tena izy , fa aleo 'zareo hi-decouvrir ilay izy koa!
ie :wink:
10. rakaroka
(
05/09/2009 20:59)
Heu... :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Fihevitro , eto indrindra no itarafan'ny olona ilay Atra "inoantsika!" , dia eo @ fomba fijery fiaina , tsy hoe Atra amboloina ...izao sy izao...fa mihatrana eo @ fiainana ! Ary eo no "ahatsapako indrindra ity "fiheverana fa tsy "Izy" ny Atra inoan'ny hafa, satria tsy manome ilay sary mivantana hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo mba ...."hainareo ny tohiny!
'zaho tsy hanenjika an'i Tsimiandravola mihitsy satria TENA TSAPAKO ny maha-zava-dehibe ny REFLEXION entiny! satria voagatotra loatra, voageja tao anaty bolabola mifintina ny fijery sy fisaina ary MISY FIANTRAIKANY GOAVANA eo @ fiainana ny fahateren'ny fomba fijery!...Saingy tsapako koa fa mila zavatra ifaharana ny olona mireparepa ao anaty adim-piainana, indrindra ny gasy mafy ady izao, ka ny fiangonana no mba structure sosialy sy koltoraly misy!
accessible mitaha @ "activités sy sehatra isan-karazany, dia tsapako bercé
ao ny maro! Asa "etats d'ésprit gasy angaha ilay mianoka @ nisy sy somary kanosa mitady Mpitahy?...
'za tsy mieritreritra hoe i Tsimandravola kosa no voafehy eto, au contraire,efa nihoarany io fefy io, ary ny Fahatsapana fa toa manakaiky an(Atra kokoa angamba ara-pahatanterahana ny fiaina no mahatonga ny mise au point ny Fototra iorenana tahaka izao!
nihoarany

11. rakaroka
(
05/09/2009 21:13)
Misy teny latsaka (ialan-tsiny) hanampiko eto.
'zany hoe misy olona tsy antsoina na novolaina t@ fomba kristiana anefa ahatarafana koa "etat d'accomplissement" ao tsara!
Ary etsy andaniny tsapa ho MIVAONA tokoa ny "torinteny maro sy ny interpretation'ny zava-misy izay volen'ny saina eo @ sehatry ny fivavahana...
Tsapa hoe misy "TOVANAN'ny mpino maaaro araka izay saim-pantany na ovainy hafa mihitsy ny "contexte" maro.....dia toa tsinain-kena ka samby mandrirotra izay itiavany azy!

12. tsimiandravola
(
05/09/2009 22:01)
rakaroka:
Heu... :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Fihevitro , eto indrindra no itarafan'ny olona ilay Atra "inoantsika!" , dia eo @ fomba fijery fiaina , tsy hoe Atra amboloina ...izao sy izao...fa mihatrana eo @ fiainana ! Ary eo no "ahatsapako indrindra ity "fiheverana fa tsy "Izy" ny Atra inoan'ny hafa, satria tsy manome ilay sary mivantana hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo mba ...."hainareo ny tohiny!
'zaho tsy hanenjika an'i Tsimiandravola mihitsy satria TENA TSAPAKO ny maha-zava-dehibe ny REFLEXION entiny! satria voagatotra loatra, voageja tao anaty bolabola mifintina ny fijery sy fisaina ary MISY FIANTRAIKANY GOAVANA eo @ fiainana ny fahateren'ny fomba fijery!...Saingy tsapako koa fa mila zavatra ifaharana ny olona mireparepa ao anaty adim-piainana, indrindra ny gasy mafy ady izao, ka ny fiangonana no mba structure sosialy sy koltoraly misy!
accessible mitaha @ "activités sy sehatra isan-karazany, dia tsapako bercé
ao ny maro! Asa "etats d'ésprit gasy angaha ilay mianoka @ nisy sy somary kanosa mitady Mpitahy?...
'za tsy mieritreritra hoe i Tsimandravola kosa no voafehy eto, au contraire,efa nihoarany io fefy io, ary ny Fahatsapana fa toa manakaiky an(Atra kokoa angamba ara-pahatanterahana ny fiaina no mahatonga ny mise au point ny Fototra iorenana tahaka izao!
nihoarany
Misaotra anao aho Rakaroka;Tena flaté aho na izany aza.Pour une fois aho nahatsapa fa nody ventiny ny rano natsakaiko na dia sarotra dia sarotra aza ny ady atrehiko momba ity ady manohitra ny obscurantisme ity.
Nahoana moa aho no miady mafy momba izany?Tsy mahazo na venty sy kirobo amin'izany aza aho,nefa ataoko.Izany dia noho ny FITIAVANA.Fitiavana ny mpiray tanindrazana.Ary tsy misalasala mihitsy aho manodina ity tenin'ny Baiboly ity mba ho ahy, dia ity: "tsy misy tia mihoatra izay mahafoy ny fotoanany sy ny heriny hanampiana ireo izay ao anatin'ny aizina mba hiala amin'izany.,na mba tsy ho tafiditra amin'izany"
Hoy aho mantsy an-dranjokiko iray izay vao tsy ela: "O lleitsy a! olona iza leitsy no handà hitsipaka fitiavana,iza no hitsipaka zava-tsoa, fifankatiavana ,firahalahiana? Iza no ho sahy hanao zinona izay rehetra hita fa tsy misy izay maharatsy azy avy ao anaty Boky voalaza fa Masina? IZA?
Tsy ny zavatra tsara sy azo ampiasaina amin'ny fiainana avy ao anaty Baiboly anie leitsy ,hoy aho ,no laviko e! Tsia.
Ny fandio iray siny hono tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka. Ka na "iray tandroka" fotsiny aza ny fandoto tafiditra ao anaty Baiboly dia efa ampy izay handoto ny madio.Alina eo ny andro noho izany raha mbola baiboly no ifanjinjana,satria ny sasany hitanisa ny fandio,ary hanao mody tsy hita ny fandoto.Dia raha misy mahatsapa fandoto,omaly,anio na ampitso,dia ny fandio no apotsapotsak'ireo miseho azy ho raitra.(Izay ilay marketing e) (c'est pour mieux vendre ce qui ne vaut rien)
Tadidiko ity teny eso nataon'ity mpanoratra AT iray ity manao hoe:
"La portion la plus noble de l'humanité" (=les européens), "..n'ont pu rien d'autre à choisir comme dieu qu'un SICAIRE "
[Note:Sicaire=dahalo mpampihorohoro,io no naha ISH-SICAIRE-IOT an'i Judas iskariota.D'ailleurs la bande de Jésus ,Bonarges (Zana-baratra),ne sont rien d'autre que des bandits qui se faisaint tous crucifiés LA TETE EN HAUT.= delit de desordre publique.Ce n'est méme pas de délit politique sinon,crucifixion téte en bas.
13. majesty
(
06/09/2009 07:25)
Hoy Tsimiandra
Manampy an'io voalazan'i Tsimiandra io : misy karazan'olona manana fomba fijery toy izao rehefa mahita raozy.Ny lray ilay felana mahafinaritra ny maso, manome fofo-manitra no hitany,ny iray indray ilay tsilo manindrona,mandratra tsy misy ilavana azy no hitany kanefa samy raozy ihany no lazaina,ary samy marina ny filazany kanefa izany akory tsy manala na manafoana ny fisian'ny raozy fa ny raozy dia mijanona ho raozy hatrany.Toy izany koa no fijeriko ny fandraisan'i Tsimiandra ny baiboly sa diso aho?
Ny fandio iray siny hono tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka. Ka na "iray tandroka" fotsiny aza ny fandoto tafiditra ao anaty Baiboly dia efa ampy izay handoto ny madio.Alina eo ny andro noho izany raha mbola baiboly no ifanjinjana,satria ny sasany hitanisa ny fandio,ary hanao mody tsy hita ny fandoto.Dia raha misy mahatsapa fandoto,omaly,anio na ampitso,dia ny fandio no apotsapotsak'ireo miseho azy ho raitra.(Izay ilay marketing e) (c'est pour mieux vendre ce qui ne vaut rien)
Manampy an'io voalazan'i Tsimiandra io : misy karazan'olona manana fomba fijery toy izao rehefa mahita raozy.Ny lray ilay felana mahafinaritra ny maso, manome fofo-manitra no hitany,ny iray indray ilay tsilo manindrona,mandratra tsy misy ilavana azy no hitany kanefa samy raozy ihany no lazaina,ary samy marina ny filazany kanefa izany akory tsy manala na manafoana ny fisian'ny raozy fa ny raozy dia mijanona ho raozy hatrany.Toy izany koa no fijeriko ny fandraisan'i Tsimiandra ny baiboly sa diso aho?
14. tsimiandravola
(
06/09/2009 08:45)
Tsy izay eritreretina ohatra paralèlle rehetra akory dia ho pertinent daholo:
Ny tsy mampitovy ny fijeriko ny baiboly sy ny ohatra amin'ilay raozin'i Majesty dia toy izao: ny Raozy dia raozy ihany.Fa ny "fandoto" ao amin'ny baiboly kosa dia mi-discretiter tanteraka an'ilay personnage central lazaina fa Andriamanitra.Ka raha tian'i Majesty dia baiboly ihany ny baiboly,ary ny raozy raozy ihany, fa ilay contenu lehibe indrindra ao amin'ny Baiboly no "dysqualifié".
NB:Ny raozy=naturelle, fa ny baiboly nataon'olombelona. ka tsy azo ampitahaina loatra.Ny raozy,tsy nisy raha tsy teo ny conditions naturelles rehetra nilainy.Fa ny baiboly kosa dia afaka misy foana na dia analàna na ampiana na ovàna sy disoana aza ny contenu (et c'est bien ce qui s'est passé,pendant des siècles avec des éditions revues et corrigées)
Majesty:

15. rakaroka
(
06/09/2009 17:31)
Misy mot clé tiako apetraka ity : zava-dehibe ny fananana "honéteté d'ésprit" : " Hazavana" ao an-tsaina ny fizotran'ny zavatra na "inoana , na atrehina , na efaina sns. Raha miteny ohatra ny baiboly "mibebaha! ary aza manota intsony! dia etsy ankilany anefa sady inoana ihany ny hoe andevon'ny ota ny mpino, dia misy fifanolanana "non honneteté izany!"
=>Noho izany zary "sadasada" tsy hita izay handraisana azy ny "imagen'ilay xtiana toa izany !
Christ=fahazavana
Dia ny hanampiko , ara-pahariana dia samby manana ny maha-izy azy ny
"hary rehetra" tsy an-kanavaka, hary natao ho kojaina angamba raha ny marina, ary natao ivelatra @ maha-izy azy avy , dia tsapako tsy mety ilay
hoe : nomena an'i Jesosy ny fiainana MANONTOLO dia lasa "Jesosy daholo no mibodo ny REHETRA (tendance) Oh tsy mialona azy aho tsia dia tsia!
fa tsapako trop ary tsy izany loatra angamba ny tanjon'Atra @ ito fiainantsika !
Rahateo na i Jesoa aza mbola nampivavaka hoe "Rainay izay any an-danitra"
hoe mba misy zavatra tsy tokony adressé-na aminy kosa angamba e!... :wink:

16. rzakarivola
(
07/09/2009 07:50)
tsimiandravola:
"OU Il est Dieu,et alors il ne peut pas se tromper, et il est au courant de tout, donc c'est pas la peine de nous mettre à l'épreuve pour voir...OU il n'est pas Dieu, et donc qu'il se dégage, ou plutot je le dégage. Je n'ai pas à le rendre meilleur, et fabriquer ainsi un Dieu d'Amour d'un nouveau genre.
OR, ce Dieu n'en est pas un, donc dégage...
==> Ny hevitr'i tsimiandravola teo alohan'ity dia iombonako, hitako manakaiky koa ilay raisonnement saingy ity affirmation farany ity, raha tsy omen'i tsimiandravola ny porofo dia hoy aho hoe : postulat io.
On nomme postulat un principe utilisé dans la construction d'un système déductif, mais qu'on ne démontre pas lui-méme.
Ho ahy manokana, dia i Jesosy no Andriamanitra, satria rehefa nitady Azy ny foko dia namaly ahy Izy. Ho ahy io dia axiome, iainako io.
17. rzakarivola
(
07/09/2009 07:59)
rakaroka:
Ary eto indrindra no tsapako maha-ridicule ny fampianarana "vision tokana" mbola kely ny zaza ny mikasika an'Atra ! Satria isika lehibe aza tsy mahafehy ilay resaka raha ny marina !
==> Raha azoko ny tianao tenenina dia hoe, isika lehibe aza tsy mahavoafehy ilay vision tokana, ka aleo ampiana visions hafa maro be ... ?
rakaroka:
Dia nanontanian'izy roalahy 'za avy any hoe : "Qui? Comment? Ahoana tsara mikasika Dieu izany maman?...Fa tsapako tsy dia évident ihany ny valinteny an ! Ary tsapako teo fa MILA mamolavola fampianarana vaovao aho satria ...
==> Raha tsy hitanao izay navaly momba ilay finoana nampianarina anao, tsy tokony ho namantatra tsara io finoana io ve no nataonao aloha ? Sa efa nataonao izany dia resy lahatra ianao fa ilaina mihitsy ny fampianarana vaovao ?
rakaroka:
Il fallait que j'explique à eux les différentes croyances et "visions" des Dieux! Tsy hanaraka ambokony ftsn sanatria hoe ny "Atr'i Bessa na i XXX na i YYY no tena izy , fa aleo 'zareo hi-decouvrir ilay izy koa!
==> Fitiavana hafakely ny anao. Tsy haiko aloha an, fa raha izaho no teo @ toeranao dia aleoko izaho mihitsy no mikarakara ny sakafo dia manandrana aloha, izay vao omeko ny zanako ilay sakafo, fa tsy ny zanako no asaiko misafidy @ karazan-kanina maro izay tsy hainy akory ny hahafaty azy.
18. rzakarivola
(
07/09/2009 08:04)
rijadolly:
! Tiako be mihitsy ny tenin'se. Marina tokoa fa tsy ho an'olona izay mbola tsy nandray AZY izany ary tsy ho tsapany mihitsy. :-*
==> "Non, je voulais simplement vous dire de ne pas entretenir de relations avec celui qui, tout en se disant votre « frère », vivrait dans la débauche, ou serait avare, idolâtre, calomniateur, adonné à la boisson ou voleur. Avec des gens de cette sorte, il ne vous faut méme pas prendre de repas."[1 Corinthiens 5:11]
19. ari.malala
(
07/09/2009 08:34)
tsy azoko tsony mints kou tony miseho azy ho mpitory tony... Jesoa aza niara nihinana t@ mpanota sy poblikanina, ireo efa ahiliky ny fiaraha-monina satria hoy Izy hoe tsy ny finaritra no mila mpanasitrana, ko manin no tonga d ferana hoe aza miray latabatra @ zao sy zao sy zao? fa nga raha miray latabatra @ reny oul reny d midika fa hanao ny fataony?
20. rzakarivola
(
07/09/2009 08:42)
rakaroka:
Heu... :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Fihevitro , eto indrindra no itarafan'ny olona ilay Atra "inoantsika!"
==> Mitaratra ilay andriamanitra inoanao @ alalan'ny hevitra aposakao eto aho.
rakaroka:
, dia eo @ fomba fijery fiaina , tsy hoe Atra amboloina ...izao sy izao...fa mihatrana eo @ fiainana ! Ary eo no "ahatsapako indrindra ity "fiheverana fa tsy "Izy" ny Atra inoan'ny hafa
==> Ny tianao tenenina ve hoe, raha misy olona milaza fa ny andriamanitry ny Silamo no andriamaniny, kanefa izy tsy miaina araka ny fiainan'ny silamo akory (ohatra hoe mihinan-kisoa, tsy manao ramadan, tsy manatanteraka ny fankanesana any LaMecque une fois dans sa vie, tsy manao asa soa isaka zoma, tsy mivavaka isaka ny @ 6-12-6 manatrika an'i Lameka), dia ahazoanao conclusion hoe : "tsy ilay andriamanitry ny silamo no andriamanitr'io" ? Tahaka izany koa izay mino an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Andriamanitra (?)
rakaroka:
, satria tsy manome ilay sary mivantana hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo mba ...."
==> Te hanontany an'i rakaroka aho ny amin'izay fandraisanao izany "fahazavana" lazain'i Jesoa izany.
rakaroka:
TENA TSAPAKO ny maha-zava-dehibe ny REFLEXION entiny! satria voagatotra loatra, voageja tao anaty bolabola mifintina ny fijery sy fisaina ary MISY FIANTRAIKANY GOAVANA eo @ fiainana ny fahateren'ny fomba fijery!
==> Marina izany. Aiza no misy ny fahalalahana ? ataontsika ve izany?
Fa ity misy fanamarihana mety ho HS fa tsy aritro ka mba lazaiko :
raha olona tsy mahay teny gasy izao no miezaka fotsiny mampiasa diksionera mamaky an'io soratrao (voagatotra) io dia tsy hahazo mihitsy ny hevitrao ary hilaza fa miteniteny foana ianao. Izay mpampiasa clavier dia afaka hahatsapa ihany hoe : mifanakaiky ny "f" sy "g" ka sûr fa "f" io, satria tsy misy teny gasy hoe voagatotra (sa misy ?).
Hoy i Jesoa Kristy hoe : "Na dia iota (yod) iray aza dia tsy ho foana @ Lalàna mandrapahatanterak'izy rehetra."
rakaroka:
Asa "etats d'ésprit gasy angaha ilay mianoka @ nisy sy somary kanosa mitady Mpitahy?...
==> Tsy azoko ilay hoe kanosa mitady Mpitahy.
Raha ny hevitrao, Inona no iantsoana ny olona manana Mpitahy efa nomena azy kanefa tsy mandray, tsy mahafantatra ka mikaroka etsy sy eroa ?
rakaroka:
'za tsy mieritreritra hoe i Tsimandravola kosa no voafehy eto, au contraire, efa nihoarany io fefy io,
==> Inona no no iantsoana ny olona mihoa-pefy ?