Andriamanin-kafa
61. soanja
(
08/09/2009 22:17)
rakaroka:
[quote=rzakarivola]
Raha toa tsy mitanila Andriamanitra, nahoana no misy ny mahantra fadiranovana ? Nahoana no misy ireo sembana ara-tsaina sy ara-batana ? Nahoana no misy ny loza voajanahary ?
Nisy kalo nosoratako izay :
"sarotra takarina ny sitrakao ry Ray!
raha toa fihevitrao tsy mba fihevitray...
Tsy sitrakao kosa ny potraka sy lavo tsy tafarina!
ireo manjepizepy sasatry ny miarina...
tsia tsy sitrakao izany!
´
Heu...teo no nanomboka nahatsapako fivoiran´ny resaka "karma" izay tsy inona fa tsimbalivalin´ny nisy teo aloha ! Raha izay dia tsy miangatra sy mitanila Atra! ´Nefa na izany aza misy fomba hanatsarana ny karma hono! resaka efa nandeha teto!
Namaste tokoa!
:D :D
62. rzakarivola
(
09/09/2009 15:57)
rakaroka:
Ka ianao anie tsy dia nanaraka ilay fahan-dalitra hoe "ity ihany!" na izao monja izany e! fa mba nahalala nitsikaraka etsy sy eroa fa ireo fampianaram-pinoana manery ny "champs de vision" tsy hihevitra sy hibanjina raha tsy tel ou tel:::no tsiniako! tahaka ny hoe " baiboly irery ihany!" "fahasoavana irery ihany" , Jesoa irery ihany SATRIA mazava fa tsy MIFINTINA @ ireo ny "tontolo" TOKONY atrehina et justement miantsy ny fisiantsika !
==> niaina t@ ilay antsoinao hoe fahan-dalitra aho hatr@ fahakeliko, ary nisalasala indrindra, fa rehefa namaly ahy i Jesosy dia resy lahatra aho fa i IZY no Izy, tsy mila mitsakaraka aiza sy aiza aho fa izay rehetra hitako dia azoko fantarina ao amin'i Jesosy. Ho ahy izany plutôt l'inverse ny teneninao, voafehiko ao @ i Jesosy ny zava-drehetra.
64. rzakarivola
(
09/09/2009 16:22)
rakaroka:
...rahateo rehefa nozohina ny fizotran´ny tantara dia nahatsapana fa misy "piece- na puzzle" tsy voasoratra an!
==> Hitako tsara fantina io fanoharana hoe : pièces na puzzle io. Ny tsy itovizantsika sy ianao dia izao : ho ahy, ny fahamarinan' Andriamanitra ao @ Jesosy dia tahaka ny puzzle anakiray, misy pièces be dia be ary miparitaka sy mifangaro ao ireny pièces ireny ... tsy afaka hiteny mihitsy aho hoe misy pièces manquantes raha tsy efa tapitro daholo ny pièces rehetra nefa mbola misy banga eo. Ny zava-misy ankehitriny hitako plutôt dia hoe, misy pièces sasany forcena hi-colle @ sasany, d mazava ho azy fa tsy mandeha @ laoniny. Misy tenin'i Paoly milaza an'izay : "Fa sombintsombiny ny fahalalantsika, ary sombintsombiny ny faminaniantsika, fa rehefa tonga ny tanteraka, dia tsy hisy sombintsombiny intsony."[1 KORINTIANA 13:10]. Ho ahy rehefa hitako manalasala be ny pièce de vérité entin'ny namana iray, dia iray no atoniko ary anontaniako raha marina na tsia izay notoriana tamiko : i JESOSY. Angatahiko amiNy koa aza ny verset biblique ahitako an'izany.
65. rzakarivola
(
09/09/2009 16:25)
rakaroka:
Ary mahafinaritra ny miresaka toa izao, mba manovo zava-baovao koa.
Misaotra e!
Mahafinaritra ahy ny mpino "manana culture" !
==> Finaritra raha finaritra ianao, faly aho raha azonao ilay fanoharana.
66. rzakarivola
(
09/09/2009 16:44)
rakaroka:
Important be ilay "hazavana" , tsy hoe ratsy na tsara, madio na maloto ihany fa ny "fananana bonne perception na imagination izay zavatra tiana hatao aza dia hanana ny "chance de realisation" koa! am-pahaizana miaina ao anaty fhm isiana!
==> Ekeko, mamelà ahy ianao hitondra fanoharana sy fanazavana hafa mba hahazo ihany koa ireo namantsika hafa.
Raha maizina ny efi-trano iray dia tsy misy zavtara hita na kely aza, tsy afaka manana appréciation ny zavatra misy ao na tsara, na milamina, na mikorontana sy maloto. Ny fofona no ahafantarana ny maimbo sy manitra, ary ny fahatsapana no ahafantarana ny bikabikan'ny zavatra iray. Rehefa tonga ao kosa ny hazavana (narehitra ny jiro), dia miseho miariary ny zavatra rehetra : na ny tsara bika sy endrika ary loko, na ny ratsy, nany zavatra simba, na ny loto rehetra. Raha fintiniko dia hoe : rehefa misy hazavana, dia miseho araka ny tena endriny marina ny rehetra tarafin'io mazava io.
Ary izany ny mpianatr'i Kristy, tsy izy ireo no mazava, fa izy ireo no fitoeran-jiro, fa i KRISTY (dia ny teniNy) no ilay mazava eo aminy ka mampiseho miariary ny tena toe-pon'ny tsirairay avy
67. rzakarivola
(
09/09/2009 18:11)
Izaho koa manaiky ny voasoratry ny Baiboly hoe
1- \"ny fihevitro tsy fihevitrareo hoy Jehovah\"
2- \"izaho manana ny hevitra iheverako anareo, dia hitondra fiadanana fa tsy loza\".
Ireo hevitra roa ireo dia mety ho isan\'ilay fihevitr\'olombelona ihany koa ... raha tsy nisy tombokase nanamarina azy, ary i JESOSY izany tombokase izany.
==> Andriamanitra kosa aloha ekena fa tonga lafatra e! Noho izany tsy ho Izy mihitsy no hanao ratsy, kanefa tsy vitan\'ny tonga lafatra Izy fa tena \"Ray Tsitoha\", tompon\'ny fahefana rehetra, noho izany azoNy nosakanana tsy ho nitranga ny ratsy raha sitrapoNy izany. Ireto misy teny ao @ Baiboly hitako manambara izany :
- \"Tsofina va ao an-tanàna ny anjomara, ka tsy hatahotra ny vahoaka? Misy loza ao an-tanàna va, raha tsy Jehovah no nahatonga izany?\" [AMOSA 3:6]
- \"Ny zavatra rehetra nataon\'i Jehovah dia samy misy antony avokoa; Eny, ny ratsy fanahy koa aza dia nataony ho amin\'ny andro hahitan-doza. \"[OHABOLANA 16:4]
==> I Jesoa nilaza zavatra mitovy amin\'io karma io, saingy ny jiosy tsy nampiasa an\'izany voambolana izany ka izay voambolana sy teny efa hitan\'ny jiosy ihany no nampiasainy, mba hahazoan\'izy ireo ny teny : \"l\'heure vient où tous ceux qui sont dans la tombe entendront la voix du Fils de l\'homme.
Alors, ils en sortiront : ceux qui auront fait le bien ressusciteront pour la vie, ceux qui auront fait le mal ressusciteront pour étre condamnés.\" [Jean 5:28]. Ao @ ilay sujet nataon\'i Fidinirina ao ambadika koa misy milaza azy bebe kokoa.
Ny razantsika Malagasy koa dia mba nanana izany notion izany, ary notsoriny tamin\'ny hoe : \"Ny tody misy, ny atao miverina\", \"izay mamafy rivotra mijinja tadio\", ... sns
Ny fomba hanatsarana ny karma : eto no tena ventin-kevitra mampiavaka ny baiboly (JESOSY) @ finoana hafa : ho an\'ny finoana hafa dia hoe : miezaha manao ny soa dia ho tonga tsara.
Ny an\'ny Baiboly (JESOSY) dia izao :
1- \"Ny hazo ratsy tsy mahay mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy tsy mamoa voa ratsy\".
2- \"Raha tsy ateraka indray ny olona tsy mahazo mahita ny fanjakàn\'ny lanitra\".
Izany hoe :
1- Na ny hafa na Jesosy, dia samy milaza fa ratsy ny karma (matoa mila hatsaraina)
2- raha samy manao asa soa (tsara), ny hafa manao izany mba hovonjena (hanatsara karma), ny mpino an\'i KRISTY manao izany satria voavonjy (efa tsara karma)

Ary eto indrindra isika! Fa raha mitranga ny seho iray , ataoko \"acteur\"realisateurn Ãlay tranga koa isika olona fa tsy dia ailika @ Atra avokoa angamba!

´Nefa na izany aza misy fomba hanatsarana ny karma hono! resaka efa nandeha teto!

68. rakaroka
(
09/09/2009 19:07)
tsy mila mitsakaraka aiza sy aiza aho fa izay rehetra hitako dia azoko fantarina ao amin'i Jesosy.
Dia mpandainga no iantsoako anao satria nisy "concept"maro vao
"hary" taty aoriana ary tsy hoe domainen´i Jesosy ilay izy. Ny marina dia Jesoa na ny baiboly no naiditra ato anaty ordi fa tsy "conception-ny" @ maha Jesosy azy akory ity!
Ary eto indrindra no antony nilazako ilay "honnetete d´esprit" e! Tsy adala koa anie ny soratra nanao hoe "aloavy ho anà Kaisara izay an à Kaisara fandrao alefa any @ i Jesosy daholo!...Ny hoe "aoka hazava eo imason´ny olona ianareo...Tena "flou be ilay fanambarana eto ka...ohatra sahirana ny firenena malagasy ankehitriny: Mba azonao lazaina aza ve ny solution concrete manoloana izany ao @ i Jesosy?
anefa efa marobe ny nidradradradra nivavaka taminy toa tsy nahita mangirana ?
69. soanja
(
09/09/2009 19:20)
rakaroka:
tsy mila mitsakaraka aiza sy aiza aho fa izay rehetra hitako dia azoko fantarina ao amin'i Jesosy.
Dia mpandainga no iantsoako anao
Lasa lavitra izy izany!
:o :-D :-D O Razaka tandremo ihany fa sao milaza ny tsy misy eo ianao.
70. rakaroka
(
09/09/2009 19:22)
rzakarivola:
[quote=rakaroka]...rahateo rehefa nozohina ny fizotran´ny tantara dia nahatsapana fa misy "piece- na puzzle" tsy voasoratra an!
==> Hitako tsara fantina io fanoharana hoe : pièces na puzzle io. Ny tsy itovizantsika sy ianao dia izao : ho ahy, ny fahamarinan' Andriamanitra ao @ Jesosy dia tahaka ny puzzle anakiray, misy pièces be dia be ary miparitaka sy mifangaro ao ireny pièces ireny ... tsy afaka hiteny mihitsy aho hoe misy pièces manquantes raha tsy efa tapitro daholo ny pièces rehetra nefa mbola misy banga eo.
Ny tsy maha "honnete" ny fomba firesakao dia raha "baiboly no resahana satria izay ny "contexte" napetrako fony niresaka ity aho.
raha asesy vakiana ny baiboly , tsy misy resaka Jesosinao izany mihitsy
aloha voasoratra ao amboalohany ao. Donk atao toa rano atondraka ny ranombodin´ny gana fotsiny izany ny vakinteny fa tsy ezahina
takarina ? Averiko fa baiboly tsy mira Jesosy . Maninn ilay izy no i Jesoa no haindraindra be? Tsy manana ny maha izy azy sy tsy fihevitra loatra angaha ny teny hafa? izay tsy milaza mikasika an´i Jesoa ao?
Ny banga anie logiquement tonga dia capten´ny olona normal ara-tsaina e, sinon misy retard de raisonnement, ary bien sur fa namaky azy manontolo aho fa misy mihitsy ny hevitra mifandipatra sy banga!
71. rakaroka
(
09/09/2009 19:32)
[quote=rz Ho ahy rehefa hitako manalasala be ny pièce de vérité entin'ny namana iray, dia iray no atoniko ary anontaniako raha marina na tsia izay notoriana tamiko : i JESOSY. Angatahiko amiNy koa aza ny verset biblique ahitako an'izany.
[/quote]
Ny ahy indray tsy i Jesoa tsy hita maso no antoniko fa ny "hary" misy efa nohariana ifandraisako!
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: Dia mba toroy adresse na phone exactn´ilay Jesoa aza ny olona mireparepa maro fa aza dia Giazana ho anao irery Izy!

72. rakaroka
(
09/09/2009 19:48)
Ary izany ny mpianatr'i Kristy, tsy izy ireo no mazava, fa izy ireo no fitoeran-jiro, fa i KRISTY (dia ny teniNy) no ilay mazava eo aminy ka mampiseho miariary ny tena toe-pon'ny tsirairay avy
TSIA tsy azonao ilay "honnetete d´esprit" ! Justement tsy fitoeran-jiro izany monja no nahariana antsika AZAFADY indrindra! Plus que ca !...
Ahoana no hahasahianao milaza fa tsy izy ireo no mazava? anefa ny soratra dia mazava fa "aoka hazava eo imason´ny olona ianareo?".
Io no mahatonga ahy niresaka teo ambony hoe mipaka amintsika anie ny hazavana nandrandraina fa tsy mitsahatra eo @ i Jesosy ftsn dia vita.
ARY ETO ny olana FOTOTRA : TSY ao ny PERCEPTIONn Ãlay Christ na
"hazavana" !
73. rakaroka
(
09/09/2009 20:06)
rzakarivola:
Izaho koa manaiky ny voasoratry ny Baiboly hoe
1- \"ny fihevitro tsy fihevitrareo hoy Jehovah\"
2- \"izaho manana ny hevitra iheverako anareo, dia hitondra fiadanana fa tsy loza\".
Ireo hevitra roa ireo dia mety ho isan\'ilay fihevitr\'olombelona ihany koa ... raha tsy nisy tombokase nanamarina azy, ary i JESOSY izany tombokase izany.
rakaroka:
Ary eto indrindra isika! Fa raha mitranga ny seho iray , ataoko \"acteur\"realisateurn Ãlay tranga koa isika olona fa tsy dia ailika @ Atra avokoa angamba!
==> Andriamanitra kosa aloha ekena fa tonga lafatra e! Noho izany tsy ho Izy mihitsy no hanao ratsy, kanefa tsy vitan\'ny tonga lafatra Izy fa tena \"Ray Tsitoha\", tompon\'ny fahefana rehetra, noho izany azoNy nosakanana tsy ho nitranga ny ratsy raha sitrapoNy izany. Ireto misy teny ao @ Baiboly hitako manambara izany :
- \"Tsofina va ao an-tanàna ny anjomara, ka tsy hatahotra ny vahoaka? Misy loza ao an-tanàna va, raha tsy Jehovah no nahatonga izany?\" [AMOSA 3:6]
- \"Ny zavatra rehetra nataon\'i Jehovah dia samy misy antony avokoa; Eny, ny ratsy fanahy koa aza dia nataony ho amin\'ny andro hahitan-doza. \"[OHABOLANA 16:4]
"vision relative" anie ny soa sy ny ratsy! Dia lazaivo koa fa i Jehovah no nanjera baomba tetsy sy teroa, anefa loza avokoa izany!
rakaroka:
´Nefa na izany aza misy fomba hanatsarana ny karma hono! resaka efa nandeha teto!
==> I Jesoa nilaza zavatra mitovy amin\'io karma io, saingy ny jiosy tsy nampiasa an\'izany voambolana izany ka izay voambolana sy teny efa hitan\'ny jiosy ihany no nampiasainy, mba hahazoan\'izy ireo ny teny : \"l\'heure vient où tous ceux qui sont dans la tombe entendront la voix du Fils de l\'homme.
Alors, ils en sortiront : ceux qui auront fait le bien ressusciteront pour la vie, ceux qui auront fait le mal ressusciteront pour étre condamnés.\" [Jean 5:28]. Ao @ ilay sujet nataon\'i Fidinirina ao ambadika koa misy milaza azy bebe kokoa.
Ny razantsika Malagasy koa dia mba nanana izany notion izany, ary notsoriny tamin\'ny hoe : \"Ny tody misy, ny atao miverina\", \"izay mamafy rivotra mijinja tadio\", ... sns
Ny fomba hanatsarana ny karma : eto no tena ventin-kevitra mampiavaka ny baiboly (JESOSY) @ finoana hafa : ho an\'ny finoana hafa dia hoe : miezaha manao ny soa dia ho tonga tsara.
Ny an\'ny Baiboly (JESOSY) dia izao :
1- \"Ny hazo ratsy tsy mahay mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy tsy mamoa voa ratsy\".
2- \"Raha tsy ateraka indray ny olona tsy mahazo mahita ny fanjakàn\'ny lanitra\".
Izany hoe :
1- Na ny hafa na Jesosy, dia samy milaza fa ratsy ny karma (matoa mila hatsaraina)
2- raha samy manao asa soa (tsara), ny hafa manao izany mba hovonjena (hanatsara karma), ny mpino an\'i KRISTY manao izany satria voavonjy (efa tsara karma)
Eny nisy sarintsary karma tokoa tao anaty baiboly fa nosarontsaronana,
ny ntaolo koa nahatakatra io loi de lúnivers iray io na fa izany aza tsy azonao loatra ny "conceptn´ilay karma ka! tsy hoe "manao soa loatra ny fanatsarana ilay izy ka tsy izay mihitsy !"
74. cutie
(
09/09/2009 21:22)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 09-09-2009 21:32:30
Lohateny : Re : Andriamanin-kafa
[quote=rz Ho ahy rehefa hitako manalasala be ny pièce de vérité entin'ny namana iray, dia iray no atoniko ary anontaniako raha marina na tsia izay notoriana tamiko : i JESOSY. Angatahiko amiNy koa aza ny verset biblique ahitako an'izany.
Ny ahy indray tsy i Jesoa tsy hita maso no antoniko fa ny "hary" misy efa nohariana ifandraisako!
Dia mba toroy adresse na phone exactn´ilay Jesoa aza ny olona mireparepa maro fa aza dia Giazana ho anao irery Izy![/quote] :-D :-D :-D :-D
samy mampime daholo nareo :-D
75. ikaretsaka
(
09/09/2009 23:26)
Ke katrami sy tsy manan kotafiana sy kilemaina sy belelo kely ireny izy aby e...
79. rzakarivola
(
11/09/2009 17:10)
rakaroka:
Dia mpandainga no iantsoako anao satria ...
==> Hoy i Jesoa : "Ny Devoly dia mpandainga sady rain'ny lainga, izy dia mpamono olona hatr@ voalohany". Ny jiosy koa nanao an'i Jesoa ho misy devoly.
rakaroka:
Tena "flou be ilay fanambarana eto ka...ohatra sahirana ny firenena malagasy ankehitriny: Mba azonao lazaina aza ve ny solution concrete manoloana izany ao @ i Jesosy?
anefa efa marobe ny nidradradradra nivavaka taminy toa tsy nahita mangirana ?
==> Maro tokoa no midradradradra mampiakatra tonom-bavaka any amin'ny Ray. Fa ianao kosa raha manaiky "hiditra ao @ mangingina ka mandrindrina ny varavarana", dia "ny Rainao izay ao amin'ny mangingina no hamaly anao". Dia hazava aminao izao zavatra ambarako manaraka izao mikasika ny zava-mitranga eto MAdagasikara :
"Ny fahotan' [fikomian'.] ny tany mahamaro mpanapaka; Fa ny fisian'ny olona manan-tsaina [Na: manan-tsaina sady mahalala rariny.] kosa no mampahateza ny fanjakana." [Ohabolana 28:2].
Nikomy t@ Andriamanitra ny vahoakaNy, ary ny Kristiana no mikomy amin'i Jesoa ... dia indro mpanapaka maro no eto. Moa ve Andriamanitra tsy fitiavana ka sitraNy ny hanendry olona iray manan-tsaina hampaharitra fanjakana ? Kanefa mety ho tahaka ny t@ andron'i Elia mpaminany, hisy 3 taona sy tapany krizy aloha Madagasikara. Na hisy aza ny krizy, Jesoa dia manana loharano sy hanina hamelomaNy ny mpanompoNy foana.
80. ikaretsaka
(
11/09/2009 20:55)
razaka an.. aza entina misavoana le izy
....tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra.......