Andriamanin-kafa
101. rzakarivola
(
15/09/2009 11:42)
ikaretsaka:
1) le tsimpona nalainao teto de tsisy idiran'i jesosy mihitsy (deteronomy le nalainao raha tsy diso aho)
==> Ilay hoe "maneke ny mpitondra anareo ..." ve izany ? Tsy any @ Deot. iny ka. Nefa na Genesisy io ... ka hatrany @ Apok, dia efa niteny Jesoa fa ny Soratra Masina dia manambara azy. Ireto misy zavatra roa lazaiko anao (sy izay mitovy fihevitra aminao) :
- Rehefa naniraka an'i Moïse YAHVEH ho any @ Zanak'Israely dia izao no nolazaiNy : "Efa niseho tamin'i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba ho Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra aho; fa mbola tsy nanambara ahy taminy aho araky ny anarako hoe Iaveh.". [Eksaody 6:3]
YAVEH dia efa Hatrizay hatrizay ary ho Mandrakizay, fa ny talohan'i Moïzy nirahina tsy nisy nahafantatra an'izay anaraNy izay. Dia tahaka izay no tsy nahafantaran'ny maro an'i Jesoa ho YAHVEH Mpamonjy, na dia efa nanambara sy nampahafantatra Azy hatr@ Mpaminany, eny hatr@ Moïzy aza io YAVEH io, ary na dia ny anarana Jesoa aza dia efa niaraka tamin'i Moïzy, fa notononina hoe : Josoe fotsiny.
- Moa ve tsy hain' Andriamanitra ny miteny @ alalan'ny Mpaminany izay tiaNy tenenina eo anatrehan'ny fiainan'ny firenena ? Raha nataoNy izany t@ firenena taloha, nahoana no tsy hahaizaNy manao izany koa @ ankehitriny ? Ary moa ve tsy mahazo mamerina teny efa nataoNy t@ anakiray hafa Andriamanitra mba hataoNy @ hafa ihany koa ? Raha izany mantsy dia tsy misy citation azo raisina mihitsy, satria tenin'i Md XXX t@i YYY iny ka tsy azonao averina mihitsy @i WWW. Fa matoa iny ihany no averinao dia satria tsapanao fa vérité mety @i WWW ihany koa iny, ary mety indrindra @ cas-ny. Koa tsy ny fitanisana tenin' Andriamanitra t@ olona tany aloha mba hitenenana sy ananarana antsika ankehitriny no olona, fa raha Andriamanitra no miteny dia teniNy izany, ary hoy ny Apostoly Paoly hoe : "Fahiny, tamin'ny fotoana sy ny fomba samihafa, dia efa niteny tamin'ny razantsika Andriamanitra, tamin'ny vavan'ny mpaminany; fa amin'izao andro farany izao kosa indray, dia tamin'ny Zanany no nitenenany tamintsika, dia ilay notendreny ho mpandova ny zavatra rehetra, sy nahariany an'izao tontolo izao."[Hebrio 1:1-2]
ikaretsaka:
2) Tsy hoe manda ny teniny mihitsy akory, fa tsy manaiky ny interpretation anareo (izay tiatianareo sy tsimponinareo) araka izay itiavanareo azy!.. tsy i Jesosy no toherinay fa ny fomba fanolananareo tanteraka ny momba Azy
==> Fony aho tsy nino an'i Jesosy dia nanaraka fotsiny izay nambara tamiko, na teny niolana io na forcena nahitsy, tsy nino rahateo aho. Fony nino an'i Jesoa aho dia noraisiko mahitsy ny tenin'i Jesoa, ary @ izay noteneniNy tamiko mihitsy, mahitsy, tsy mila ampiana na analana, no ampitako azy. Raha ny teniko no tsy henoin'ny olona, izaho tsy manana fahefana na dia kely akory aza hanova ny fiainam-pirenena, fa raha toa kosa ka ny tenin'i Jesoa no tsy arahin'ny olona izay tokony hankato izany, Izy manana ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany. Hoy Md. Jakoba : "Elia dia olona nety tra-pahoriana tahaka antsika ihany koa. Nivavaka fatratra anefa izy mba tsy hilatsahan'ny ranonorana amin'ny tany, ka tsy nilatsaka teto an-tany ny ranonorana mandritra ny telo taona sy enim-bolana;" [Jakoba 5:17]
102. ikaretsaka
(
15/09/2009 14:22)
de maneke ny mpitondra anareo fa aza ilaozana manao sekta atsy sy ary
103. ari.malala
(
15/09/2009 14:43)
Normal be mihitsy amiko ny fisalasalana @ fampianarana izay tsy nahazatra ny tena,d aza forcéna hino izay ambaranao ny vahoaka!
Izay no antony anontaniako an'i Jesosy foana.
:-D :-D :-D :-D anontanio anazy hoe rôvina no ho tapitra ny krizy? :-D :-D :-D :-D
Versets izany anie vakiana ao @ baiboly e! Ny kristiana tany Berée ni-vérifier tao @ Soratra Masina izay rehetra notorina taminy. Dia mba toy izany no ataoko. Hoy Jesoa hoe "Quand l'Esprit de vérité sera venu, il vous conduira dans la vérité tout entière", sy hoe "Mais le Défenseur, le Saint-Esprit que le Père enverra en mon nom, vous enseignera toutes choses et vous rappellera tout ce que je vous ai dit moi-méme.". Izay no maha défenseur Azy, miaro ny ondriNy tsy hihinana fitaka Izy.
hay v e, fa misy fotoana tena mamaly à côté de la plaque mints :-D :-D :-D :-D :-D :-D
104. ikaretsaka
(
15/09/2009 15:32)
hoe "Quand l'Esprit de vérité sera venu, il vous conduira dans la vérité tout entière", sy hoe "Mais le Défenseur, le Saint-Esprit que le Père enverra en mon nom, vous enseignera toutes choses et vous rappellera tout ce que je vous ai dit moi-méme.". Izay no maha défenseur Azy, miaro ny ondriNy tsy hihinana fitaka Izy
le esprit ngamba no lazaina eto fa tsy ny Boky hotsimponina
105. rakaroka
(
15/09/2009 17:00)
[quote=rzakarivola]
Oh Rzaka ô! Aza mihevitra fa mila ny fanazavanao ny hafa vao tokony hahazo izay tian'i Jesoa ambara ! Raha manao izy hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo"
Midika izany fa ny "hazavanareo no "amboary TSARA" fa tsy hoe ny olona indray akory no lazaina Jamba sy pahina sanatria! Izany dia midika hoe
"transmissible" ho an'ny tierce perso ny "hazavan'i Kristy fa tsy ho an'izay "mino izao sy izao ihany!" Dia tahaka an(Atra mampiposaka ny masoandro @ rehetra, mino na tsia!
Izaho afaka hiezaka hanazava aminao, saingy raha tena tianao hazava aminao izay hafatra ampitain'ny mpino an'i JK eto, dia mila mino ny tenin'i JK ianao, amin'izay, ianao mihitsy no mahita sy mahatsapa azy @ fonao.
Oh Rzaka ô! Aza mihevitra fa mila ny fanazavanao ny hafa vao tokony hahazo izay tian'i Jesoa ambara ! Raha manao izy hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo"
Midika izany fa ny "hazavanareo no "amboary TSARA" fa tsy hoe ny olona indray akory no lazaina Jamba sy pahina sanatria! Izany dia midika hoe
"transmissible" ho an'ny tierce perso ny "hazavan'i Kristy fa tsy ho an'izay "mino izao sy izao ihany!" Dia tahaka an(Atra mampiposaka ny masoandro @ rehetra, mino na tsia!
106. fahamarinana
(
15/09/2009 20:53)
rakaroka:

:arrow: Misy "fahamarinana" kosa ity voalazan'ny rakaroka ity r'ise a! Amiko monja nefa izay fa asa ! Raha diso dia ialako tsiny !
109. tywa68
(
16/09/2009 08:00)
Ka azon'i Rakaroka ve ilay fanazavàna nomen'i Rzakarivola e :-D :-D sa mbola pahina sy manao be marenina nareo ? :lol:
111. tywa68
(
16/09/2009 15:30)
Ikaretsaka > tsy manana aho fa miandry an'ilay ho hirainareo dahy :lol:
113. tywa68
(
16/09/2009 17:19)
koa nareo toa mahay mitendry gitara koa ! aza miandry faty vao mihira e :lol:
115. rakaroka
(
16/09/2009 20:27)
tywa68:
Ka azon'i Rakaroka ve ilay fanazavàna nomen'i Rzakarivola e :-D :-D sa mbola pahina sy manao be marenina nareo ? :lol:
"Fanazavana any ambany vata famarana" ve ahatsilo inn akory?
:roll: :roll: :roll: :?: Asaivo ampiakariny aloha ny niveaun'ilay izy e :wink:
116. tywa68
(
17/09/2009 05:00)
ikaretsaka:
ka ny mitenjy tsary midika hoe mihira ange e
Eny e : mazàna ny mpihira rhtra toa mahay instrument aby koa, fa ny mandihy manao zipo fotsy angambany d hoe tsy ny rhtra :lol: :-D
117. tywa68
(
17/09/2009 05:02)
rakaroka:
"Fanazavana any ambany vata famarana" ve ahatsilo inn akory?
:roll: :roll: :roll: :?: Asaivo ampiakariny aloha ny niveaun'ilay izy e :wink:
Rakaroka > hisavoana ho aiza indray tsy efa ampy ve io e :-D :-D
118. rzakarivola
(
17/09/2009 07:37)
ari.malala:
d aza forcéna hino izay ambaranao ny vahoaka!
==> Ahoana ry ari.malala no ahafahako hi forcer anao ? Mi-forcer ny oul ah ve raha mijoro @ finoako ?
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D anontanio anazy hoe rôvina no ho tapitra ny krizy? :-D :-D :-D :-D
==> Hoy Izy hoe "Antsoy aho dia hamaly anao,
haneho zava-dehibe aminao, zava-tsy takatry ny saina, izay tsy fantatrao. "[/quote][Jeremia 33:3]
119. rzakarivola
(
17/09/2009 07:56)
rakaroka:
Oh Rzaka ô! Aza mihevitra fa mila ny fanazavanao ny hafa vao tokony hahazo izay tian'i Jesoa ambara !
==> Raha tsy ilaina izany, tsy misy antony itenenan'i Jesoa mba hiposahan'ny fahazavan'ny mpino. Ary izaho mino an'i Jesoa.
rakaroka:
Raha manao izy hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo"
Midika izany fa ny "hazavanareo no "amboary TSARA" fa tsy hoe ny olona indray akory no lazaina Jamba sy pahina sanatria! Izany dia midika hoe
"transmissible" ho an'ny tierce perso ny "hazavan'i Kristy fa tsy ho an'izay "mino izao sy izao ihany!" Dia tahaka an(Atra mampiposaka ny masoandro @ rehetra, mino na tsia!
==> Ahoana ary no hahitan'ny jamba mazava ? Mety misy koa tsy jamba fa manakipy maso, tsy hahita ny mazava izy. Ny masoandro na dia miposaka manazava aza, rehefa misy manakona dia tsy tonga eo @ ilay takona ny hazavana. Ny fahazavan'ny mpino marina an'i Jesoa Kristy dia miseho @ fankatoavany ny tenin'Izay naniraka azy ireo, Jesoa no naniraka Azy ireo ho vavolombeloNy. Ary ny ataonay eto tsy noho ny fahafinaretanay akory, fa fankatoavana ny tenin'i Jesoa. Izany no anambaranay ny marina.
120. rzakarivola
(
17/09/2009 07:58)
ikaretsaka:
le esprit ngamba no lazaina eto fa tsy ny Boky hotsimponina
==> Ny Fanahy mampahatsiaro izay nambaran'i Jesoa ny mpianany manokana, ary ny nambaran'i Jesoa dia voasoratra. Ny Fanahy Masina tsy ho an'ny tsy mino an'i Jesoa, fa na dia omena aza ireny dia ho afaka aminy vetivety izany satria tsy hainy omena lanja.