Andriamanin-kafa

41. rzakarivola ( 08/09/2009 11:05)
rakaroka:
Tsy voatery hanokatra sy hamaky iny isak´álahady na isan ándro anie vao hahalala ny tokony atao! na izay voasoratra !

==> Misy zavatra anakiroa : mahalala ny tokony hatao, sy manao ny tokony hatao. Ny Ohabolana Malagasy dia ampy hahafantarantsika Malagasy ny tokony ho natao ... nataontsika ve ilay izy ?
Ny Baiboly indray dia manambara an'i Jesoa Kristy, ary i Jesoa Kristy dia nilaza : "Fa ilay mpanompo izay mahalala ny sitrapon'ny tompony ihany ka tsy miomana na manao izay sitraky ny fony dia hokapohina be.
Fa izay tsy nahalala kosa ka nanao izay zavatra tokony hikapohana azy dia hokapohina kely.
" [Lioka 12:47-48]
Iombonako ilay teninao eto hoe : "sincérité d'esprit". Izay ataon'i Jesoa hoe
"@ Fanahy sy ny Fahamarinana"
42. ikaretsaka ( 08/09/2009 14:03)
Ny tian drakaroka lazaina anie ry razaka dia hoe tsy voatery vakiana sy tsimponina izany ny raha raiky vao azo lazaina hoe fantatra sy/na atao e
43. xxx ( 08/09/2009 14:11)
tsimiandravola sy izay mitovy firehana aminy >>> ny Baiboly dia mizara 2 : fanekena taloha sy fanekena vaovao ! Tao anatin'ny Fanekena vaovao dia nisy ny Andriamanitra nanasazy, fa tato @ Fanekena vaovao dia fanekem-pitiavana (Amour et grâce) no ao, ny zanak'Andriamanitra no nataony sorona ho marik'io fanekena vaovao io, tsy manasazy intsony Andriamanitra manomboka teo
44. ikaretsaka ( 08/09/2009 14:21)
Xxx>ka manjary tsy mahazo kil ny sekta raha ohatra ka izay ko :wink:
45. xxx ( 08/09/2009 18:39)
xxx:

tsimiandravola sy izay mitovy firehana aminy >>> ny Baiboly dia mizara 2 : fanekena taloha sy fanekena vaovao ! Tao anatin'ny Fanekena vaovao dia nisy ny Andriamanitra nanasazy, fa tato @ Fanekena vaovao dia fanekem-pitiavana (Amour et grâce) no ao, ny zanak'Andriamanitra no nataony sorona ho marik'io fanekena vaovao io, tsy manasazy intsony Andriamanitra manomboka teo

Dia atao aiza hono ny apokalipsa.?


46. rakapy ( 08/09/2009 18:44)
dia atao aiza hono ny apokalipsa.?

Io di natokana ho an'ny mpino xana manokana sy izay mila ka miandrahandra azy.
47. rakaroka ( 08/09/2009 18:48)
[quote=rzakarivola]

==> Eny e, hajaiko ny lojikanao. Ho ahy dia lojika ny hoe : raha tokana aza tsy voafehy, ahoana no hitadiavana marobe!

´za io nampianatra sekoly alahady fony tany Dago. Ary raha nampianatra aho dia nisy suite chronologique nisiana t@ izay.Nanomboka t@ kilasy kely indrindra aho dia niakatra isan-taona koa. Ny nahavariana dia niatomboka t@ genesisy ny fampianarana!
Dia misy hoe "misia ny mazava" dia nisy ny mazava, fahariana no noresahana fa dia efa nisy "interpretasio be dia be ny "mazava" nasaina nasesika sahady t@izany. Ka mahafanina ny ankizy tsy pedagogue mihitsy ilay "concept", rahateo rehefa nozohina ny fizotran´ny tantara dia nahatsapana fa misy "piece- na puzzle" tsy voasoratra an!Dia ahoana aza no hihanina @ izany aho ? Na tiako dia tiako aza ny hamehy ny sujet : tsy possible kosa raha tany tsy feno tsara ny fizotran´ny tantara knou =>curiosite m´oblige hoe "aiza ny famenomy? Ary nisy tokoa tany an´kafa !

48. rakaroka ( 08/09/2009 18:58)

==> Ho ahy aloha dia zavatra roa samihafa izany baiboly sy ordi e! Misy izao ny bible numérique, ny ordi fitaovana azo itahirizana ny Baiboly.

Ka ianao anie tsy dia nanaraka ilay fahan-dalitra hoe "ity ihany!" na izao monja izany e! fa mba nahalala nitsikaraka etsy sy eroa fa ireo fampianaram-pinoana manery ny "champs de vision" tsy hihevitra sy hibanjina raha tsy tel ou tel:::no tsiniako! tahaka ny hoe " baiboly irery ihany!" "fahasoavana irery ihany" , Jesoa irery ihany SATRIA mazava fa tsy MIFINTINA @ ireo ny "tontolo" TOKONY atrehina et justement miantsy ny fisiantsika !

49. rakaroka ( 08/09/2009 19:05)
Ho anay nanao matematika dia misy fomba azoko ilazana azy ny fikatsahana fiainana : http://fr.wikipedia.org/wiki/Fonction_%CE%B4_de_Dirac
[/quote]

Ary mahafinaritra ny miresaka toa izao, mba manovo zava-baovao koa.
Misaotra e!
Mahafinaritra ahy ny mpino "manana culture" !


50. rakaroka ( 08/09/2009 19:15)
[quote=rzakarivola]

==> Mazava ny nanazavanao ilay fahazavana : ahafahana mahita mazava ny zava-miafin'ny fo (na tsara na ratsy, na madio na maloto).

Important be ilay "hazavana" , tsy hoe ratsy na tsara, madio na maloto ihany fa ny "fananana bonne perception na imagination izay zavatra tiana hatao aza dia hanana ny "chance de realisation" koa! am-pahaizana miaina ao anaty fhm isiana!




51. ikaretsaka ( 08/09/2009 19:25)
Ho ahy dia lojika ny hoe : raha tokana aza tsy voafehy, ahoana no hitadiavana marobe!


oadray! lojika natoraly izany fa mba alefaso lavitra ny fieritreretan'ingahy!

izay indrindra aza no ilaina mba hahafahana mamantatra sy hamehezana zavatra iray bebe kokoa koa!

... izay iny no atao hoe exploration na fampiasana ny talenta hafa

Ohatran'ny zazakely na olona iray, na biby mi explorer zavatra 1 ihany io, tsy nihanona @ hitan"ny masony fotsiny izy fa kitihany kely (izany hoe ampiasany ny retsika hafa) hahalalany bebe kokoa ny momba iny zavatra iny, mety kapokapohiny @ zavatra iny de henoiny ny feony.. mety lelafiny, fofoniny sns! hahafahany mamehy sy mahafantatra sy mamehy ny momba ilay raha...
fa tsy mianona @ hita fotsiny na ny mahita ilay zavatra fotsiny izy)
Izay no mampivelatra
52. rakaroka ( 08/09/2009 19:43)
[quote=rzakarivola]

Raha toa tsy mitanila Andriamanitra, nahoana no misy ny mahantra fadiranovana ? Nahoana no misy ireo sembana ara-tsaina sy ara-batana ? Nahoana no misy ny loza voajanahary ?


Nisy kalo nosoratako izay :
"sarotra takarina ny sitrakao ry Ray!
raha toa fihevitrao tsy mba fihevitray...

Tsy sitrakao kosa ny potraka sy lavo tsy tafarina!
ireo manjepizepy sasatry ny miarina...
tsia tsy sitrakao izany!

Ary eto indrindra isika! Fa raha mitranga ny seho iray , ataoko "acteur"realisateurn ílay tranga koa isika olona fa tsy dia ailika @ Atra avokoa angamba!
´
Heu...teo no nanomboka nahatsapako fivoiran´ny resaka "karma" izay tsy inona fa tsimbalivalin´ny nisy teo aloha ! Raha izay dia tsy miangatra sy mitanila Atra! ´Nefa na izany aza misy fomba hanatsarana ny karma hono! resaka efa nandeha teto!


53. ikaretsaka ( 08/09/2009 19:46)
Ary eto indrindra isika! Fa raha mitranga ny seho iray , ataoko "acteur"realisateurn ílay tranga koa isika olona fa tsy dia ailika @ Atra avokoa angamba!

misaotra e..
(saika nataoko hoe namaste)
54. rakaroka ( 08/09/2009 19:54)
Fa ho ahy indray ny fomba tokana ahafantarana izany dia @ fanontaniana @ilay tompon\'ny teny, dia Izy Andriamanitra.


Sarotra ho an´ny terrien toa ahy ny mandray ny resaka toa itony satria ilay Atra his´adresse-vana eto dia tsy terrien loatra ny momba Azy, raha tsy hoe miresaka @ for interiorn-tsika isika :wink:
55. rakaroka ( 08/09/2009 20:03)
Ary fantatro rahateo fa i Jesoa no Tenin\' Andriamanitra velona.

Ka ilay fahafantaranao eto dia "subjectif" anao anao! tsy hitako izay handraisana azy raha ny marina satria "abstrait" loatra!
Soit olona soit "teny", ity Jesoa ity aloha dia VERY TANTERAKA mihitsy ny terrien, satria tsy hita marina izay andraisana azy vokatry ny fitoriana misangojy be ihany!
56. rakaroka ( 08/09/2009 20:11)
rzakarivola:


I Paoly sy Petera koa samy nilaza fa i Jesoa no vato izay nolavin\'ny mpanao trano kanjo tonga fehizoro.
Raha milaza i Jesoa fa izay mitandrina izany teniny izany dia oharina @ lehilahy nanorina trano teo ambony vatolampy, ny fahazoako azy dia hoe, ny tenin\'i Jesoa no vatolampy, ary ny fankatoavana (fitandremana) ny teniNy no fanorenana ny trano (izay fiainana).
Somary HS moa iny fa mba noraisiko kely fotsiny (nanararaotra aho) ... aza tsiny rey olona.


´ngamba manao etude fonction isika eto: Hafa ilay hoe Jesoa vata tena, hafa ny teny nampianariny! . Koungefa raha zohiko ilay himatimatesan´ny mpitory dia ilay vata tenany no hanantenana sy iandrandrana famonjena: satria hoe sorona izy. Eo no mampatsiahy ilay voalazany aho ´ndrao hoe "tsy fantako akory ianareo"

57. soanja ( 08/09/2009 20:17)
xxx:

tsimiandravola sy izay mitovy firehana aminy >>> ny Baiboly dia mizara 2 : fanekena taloha sy fanekena vaovao ! Tao anatin'ny Fanekena vaovao dia nisy ny Andriamanitra nanasazy, fa tato @ Fanekena vaovao dia fanekem-pitiavana (Amour et grâce) no ao, ny zanak'Andriamanitra no nataony sorona ho marik'io fanekena vaovao io, tsy manasazy intsony Andriamanitra manomboka teo


Raha izay ny zavamisy dia aoka tsy hino intsony ny fandringana sns sns ao amin'izay teny milaza izany izany mandemy saina ny tokony mba hahalala an'Andriamanitra amin'ny endriny be fitiavana fa tsy atahoran-dava. Misaotra anao mahatsapa.


58. rakaroka ( 08/09/2009 20:20)
[quote=rzakarivola]
[
Ny Baiboly indray dia manambara an'i Jesoa Kristy
,

Tahaka izao anie no nahatonga ahy nivolana fa NIVAONA ny foöma fijery
satria mba misy baiboly koa novakiako fa tsy Jesoa monja no tsoak´hevitra azo raisina ao, ary tsy afaka hilaza mihitsy aho hoe izay ihany no zava-dehibe. Ilay napetraka angamba tsy bolongan´ olona fa plutot "etat d´esprit" tsy hihanina @ ilay Jesoa fa indrindra hipaka amintsika !
59. cutie ( 08/09/2009 20:24)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 08-09-2009 21:43:40
Lohateny : Re : Andriamanin-kafa
[quote=rzakarivola]


Voalaza teo :
Raha toa tsy mitanila Andriamanitra, nahoana no misy ny mahantra fadiranovana ? Nahoana no misy ireo sembana ara-tsaina sy ara-batana ? Nahoana no misy ny loza voajanahary ?


Nisy kalo nosoratako izay :
"sarotra takarina ny sitrakao ry Ray!
raha toa fihevitrao tsy mba fihevitray...

Tsy sitrakao kosa ny potraka sy lavo tsy tafarina!
ireo manjepizepy sasatry ny miarina...
tsia tsy sitrakao izany!

namste le tononkalo e :)
60. ikaretsaka ( 08/09/2009 22:06)
Dia mba misy baiboly koa novakiako fa tsy Jesoa monja no tsoak´hevitra azo raisina ao, ary tsy afaka hilaza mihitsy aho hoe izay ihany no zava-dehibe. Ilay napetraka angamba tsy bolongan´ olona fa plutot "etat d´esprit" tsy hihanina @ ilay Jesoa fa indrindra hipaka amintsika !

mishaotra tompoko oooo
namashteh
(azhafady fa mbola mihinam-paraky aho handinihako azy tsara)
:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084