Andriamanin-kafa
121. rzakarivola
(
17/09/2009 08:05)
fahamarinana:
:arrow: Misy "fahamarinana" kosa ity voalazan'ny rakaroka ity r'ise a! Amiko monja nefa izay fa asa ! Raha diso dia ialako tsiny !
==> I JESOA no Lalana sy FAHAMARINANA ary fiainana. Ahoana no anekeko fa misy fahamarinana na dia kely aza ny fanambaran'izay mandà an'i Jesoa ? Ny Apostoly Jaona milaza fa izay mandà ny Zanaka dia mandà ny Ray. I Jesoa koa nanao hoe : "Raha jamba no mitarika jamba dia any an-kady no hiafarany"
122. fahamarinana
(
17/09/2009 09:58)
:arrow: o rzaka a : ialako tsiny kosa aloha fa raha miteny aho hoe misy fahamarinana ny lazain'ny namana dia amin'ny maha-marina azy !Fehezan-teny anaty voam-bolana malagasy io ,fa tsy sanatria mampitaha azy amin'ny Jesoa !oudryyyy ! mihevera tena bitika ely fa mitady hibilioka ingahy an !
Efa dradrainao fa miresaka aminao i Jesoa,mba angataho aminy koa ilay fo malemy maha-te ho tia sy mahay mizara ary manazava am-pitiavana ny namana fa mety hanampy betsaka amin'ny fandraisana ny Teny entinao eto !Am-pitiavana izany an ! (azo raisina na azo tsy raisina satria mazava ho azy fa tsy teny avy amin'ny Jesoa fa avy amin'ny Faha monja !) :D
Amin'ny lafiny iraika koa ,tsy hitako izay ataonao eto rahateo ka tsy afaika handray ny hevitry ny namana sy hanadihady azy fa tonga dia handatsaka ny maro sy hanizingizina fa ny anao no marina !Betsaka no mila fahazavana r'ise a,za anisany ! (l)