Je regrette
1. tsimiandravola
(
07/10/2007 21:33)
-Misaotra an'i Diamondra 27 nanolotra ity lien ity:
http://www.dailymotion.com/relevance/tag/malagasy/search/jesosy/video/x34sxx_ambarako-aminao-ny-fanilo
Tena nampentanentana sy tena nampihetsi-panahy ny tenako tokoa izy ity.:D (mba fahotana ê!).Efa imbetska no nandalo tamiko ny fientanam-panahy,efa imbetsaka toy izany koa aho no nankafy sy ny "hasoan'ny hafatra" voalazan'ny baiboly sy ny mpampihely izany.
Averiko indray fa tsy misy mihitsy maharatsy ny fifankatiavana,ny fitiavana ,ny fandriampahalemana...Atao hita taratra ao anatin'ny taranja "famonjena" daholo ireo rehetra ireo...
Ny olana fotsiny dia :na inona na inona hakanton'ny rindran-kira;na toa inona na toa inona fihetseham-potsika eo anatrehan'ny "lafin-javatra" mahafatra-po amin'ny Jesoa...dia
tsy hampiova n'inon'inona ny amin'ny fahamarinana izany,dia ny tsy nisian'io Jesoa io ara-tantara
Ny regret-ko fotsiny dia ny hoe ny mpahay zava-kanto any amin'ny fireneko dia lasa nirona any amin'ny évangélisation daholo ny ankabeazany.Tena mirongatra be mihitsy aza ary tonga hatrany ivelany mihitsy ny ekipa maro...
Nalain'ny sasany amin'izy ireny ny hairaha amin'ny soatoavina sy vako-drazana ka nataony hanompoana ny jesoany...
Mba saro-piaro aho klé!!!:?
Ary izany kosa dia anisan'ireo antony tsy itsoahako e.
(souscrivez au Yahoo's groupe sur le thème lutte contre le monothéisme).

novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:19
3. Rasiligaoma
(
08/10/2007 04:37)
tsy hampiova n'inon'inona ny amin'ny fahamarinana izany,dia ny tsy nisian'io Jesoa io ara-tantara
diso lavaka hatrany am-boaloany izany ianao!
ny fisiany ara-pinoana no resaka ato anie fa ny tsy ara-tantara:lol:
4. gasynamana
(
08/10/2007 06:09)
Ny an'i tsimiandravola dia fialonana. Foanany i Jesoa dia amin'izay izy hono no ho Mesia. Toy izany koa fijo, haratsiny etsy sy eroa i Jesoa, fa izy kosa no miseho ho tena zavatra, ary miantso ny hafa mba hanaraka azy satria te ho Kristy koa ny namana.
Ho an'i Tsimiandravola: raha tena lehilahy ialahy dia miseho amin'ny maha izy an'ialahy fa aza mihatsaravelatsihy. Izay ihany!

5. ragany
(
08/10/2007 06:46)
Tena mba nanaitra ahy ty resaka ray ty ka . Sahy maty be ty Tsimiandra ty an . Azo atao tokoa hoe tsy nisy ara tantara i Jesoa . Marina koa ilay resak'ilay tsy diso lavaka io fa ny fisiany ara-pinoana anie no tena resaka e!
Ny tiako mba hampitana amin'i Tsimiandravola fotsiny dia hoe mandalina hatrany foana araka iny lalana sy finoana nosafidianao iny .....Rehefa tena lasa lavitra any ianao dia ho hitanao fa ny atidohan'olombelona io dia efa "programmé" hino ny fisian'ny hery LEHIBE iray ao ambadik'izao hitantsika zao . Tsy maninona ataovy hoe Jesoa , na Mahomet na ets....... fa misy ao ary mahasoa fa tsy dia adala daholo akory ireo mono ...théistes ireo .
Ary na poly.théistes aza ve moa tsy efa .....Ny essentiel diaz tena matoky sy mandala ary tsy mijanona ny mandalina iny ianao angamba . Entre autres , tsy dia mandany fotoana be ny mijery sites momba psychothéologiques ohatra .
Raha zaho manokana dia mino aho fa misy ara-pinoana i Jesoa ary manamora kokoa ny pratique-ko ny fanekena ny fisiany ara-tantara .
6. diamondra27
(
08/10/2007 08:41)
fa ny zavatra mba tiako ampitaina ihany koa dia izao hoe: raha tsy nisy izany Jesoa izany , dia manara-poana izany ny olona rehetra manaraka Azy.
Nefa tsoriko aminareo izay tsy mino ksa ary mbola ijoroako vavolombelona fa tena vaovao isanandro ny fiainako, na dia misy fahoriana na fitsapana mangidy tahaka ny inona aza dia eo foana Jesosy manampy ahy.
Mety ho efa nifanena taminao Izy saingy mbola namafisinao ny fo vatonao dia tsy afaka nirotsaka taminao ireo zava-tsoa tokony hirotsaka taminao satria mbola misy ilay bariera
Jesoa amiko dia tena misy ary tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.
Eo @ fiainana dia ny asa atao no itsarana ny olona, koa raha ny asa vitan'i Jesosy dia tsy hay tanisaina eto; matoa tsy misy fiatraikany aminao ny asany dia ianao no manakana sy tsy manaiky ny iasany.

7. naughtyboy
(
08/10/2007 10:46)
ny tsy azoko @ tsimiandra eto nge de zao e na monotheism iny na atheism na in tsy nisy noterena ze mino fa azy iny,sitrapo sy safidy ka in no mapalahelo @ safidiny hafa za manokana de ny safidiko no imasoako
8. fijo
(
09/10/2007 21:24)
inona ary ity resaka hoe "fialonana "lava ity?izay no heviny de hajao amin'izay fa tsy pensée unique akory ny eto.
9. naughtyboy
(
10/10/2007 11:49)
fanitsina any fijo, fa aiza eto @ resako no nisy fialonana,manamafy aza ny teniko fa hajaiko ny safidiny hafa ary ny ahy no imasoko ny itovizantsika hevitra de oe tsy pensee unique fa zaraina eritreritry ny rehetra
10. fijo
(
10/10/2007 21:19)
tsy ise no resahiko eto ka,azafady.
3. Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 08-10-2007 08:09:17
Lohateny : Re : Je regrette
Ny an'i tsimiandravola dia fialonana
io no tiako resahina