Monopole de l'arogance!
1. tsimiandravola
(
04/11/2007 23:43)
1 Thess5,21:
Mais examinez toutes choses; retenez ce qui est bon;...
Saint Irénée, évêque de Lyon IIème siècle
Irenée:
Unique et ascendante est la voie de tous ceux qui voient,
illuminés par la lumière céleste,
mais multiples et ténébreuses sont les voies de ceux qui ne voient pas ;
la première de ces voies conduit l'homme au royaume des cieux
en unissant l'homme à Dieu.
Galates 5:20-22:
Galates:
...les oeuvres de la chair sont manifestes, ce sont l'impudicité, l'impureté, la dissolution, 20 l'idolâtrie, la magie, les inimitiés, les querelles, les jalousies, les animosités, les disputes, les divisions, les sectes, 21 l'envie, l'ivrognerie, les excès de table, et les choses semblables. Je vous dis d'avance, comme je l'ai déjà dit, que ceux qui commettent de telles choses n'hériteront point le royaume de Dieu. 22 Mais le fruit de l'Esprit, c'est l'amour, la joie, la paix, la patience, la bonté, la bénignité, la fidélité, la douceur, la tempérance;
Ny finoana kristiana dia mihevitra fa ny kristy-any ihany no « lumière »,fa ny sisa rehetra dia « aizina » avokoa:Ny kristianisma dia mampiasa « masinina » fangalarana izay mety ho tsara rehetra ary mampiantefa izany amin'ny andriamaniny.Izany hoe ny azy ihany no filamatra,ary raha tsy ny azy dia tsy nisy zava-tsoa,ary izay zava-tsoa rehetra dia avy amin-dry zareo.Izay zavatra mikasika ny kristianisma ihany no misy azo raisina....Ny AT dia olon-dratsy,ary izay olon-dratsy dia AT. (hoy ny témoingnage de conversion matetika heno hoe « avant que j'ai pris le Seigneur comme mon sauveur personnel,j'ai vécu en parfait AT,..dia tanisainy ao daholo ny fahalikana nataony...)
Tsy mahagaga raha hita ao anaty baiboly avokoa ny filozofia isan-karazany na « légendes » maro (astrologies,magies,...),ao koa ny tantara autenthiques ,sy ny hafa rehetra notovozina tetsy sy teroa,satria ny zavatra noforonina dia natao tamin'ny alalan'ny « matériaux » nisy nanodidina tamin'izany andro izany.
Mailaka kosa nefa ireo mpitan-tsoratra kristiana manaratsy ny hafa (tsy iza ireny fa ny antsoiny hoe Saint Esprit) ka manompa amin'ny teny toy toy itony hoe « Paompy tsy misy rano,fasana madio ivelany,laoka tsy misy sira...
Ka hoy ny fitenenana hoe « totohondry tsy mivonkona amin'izany maty hozatra »
Ahoana indray ny hevitry ny « zanaky ny fahazavana »?
novalian'i fijo ny 10/11/2007 00:01
2. ikaretsaka
(
05/11/2007 00:10)
mampatsiaro anahy ilay mpampianatra anay taloha ity hoe
"isika anie na afaka mijery 3D aza dia izay anodinantsika ny fijerintsika ihany no hitantsika e"
Arakaraky ny fijery aloha io amiko e:
Na samy kristianina aza: misy ny mitazana avy any havia mianavanana (ohatr'anhy ohatra) , misy mijery havanana miankavia,
-> donc eo aloha dia samy manana ny fahitany azy
sy ny fijerin'ilay ety ivelan'ny kristianina ny kristianina koa, (azafady fa ataoko karazana fanoharana,) , ohatran'ny hoe misy ny olona mijery avy eny Antaninarenina , misy mijery avy eny faravohitra raha Analakely no jerena
-- Eo koa dia samihafa ny fijeriny azy
=> vokatr'izay dia misy conclusion araka ny nahitany azy avy ( samy manana ny "the way you see it ")
Amiko dia hoe zanak'andriamanitra daholo isika rehetra , fa mety @ niryna dia izy ihany no zanak'andriamanitra ohatra:-D nefa zahay dahy samy Kristianina, fa samihafa fotsiny ny fijery
fa iraisako amin'i Tsim kosa ary d'accord tanteraka aminao aho ilay hoe Mijoro vavolombelona hoe:-D:-D
Misy fijery kristianina le mpanao brainwashing mihitsy manao an'io, miampy ilay hoe rehefa zavatra tsy hay hazavaina dia devoly!:-D
Tehafo @ izay izy e..
Amen!

.Ny AT dia olon-dratsy,ary izay olon-dratsy dia AT. (hoy ny témoingnage de conversion matetika heno hoe « avant que j'ai pris le Seigneur comme mon sauveur personnel,j'ai vécu en parfait AT,..dia tanisainy ao daholo ny fahalikana nataony...)
Misy fijery kristianina le mpanao brainwashing mihitsy manao an'io, miampy ilay hoe rehefa zavatra tsy hay hazavaina dia devoly!:-D
Tehafo @ izay izy e..
Amen!
3. xxx
(
05/11/2007 04:32)
tsimiandravola:
Galates 5:20-22:[quote=Galates]...les oeuvres de la chair sont manifestes, ce sont l'impudicité, l'impureté, la dissolution, 20 l'idolâtrie, la magie, les inimitiés, les querelles, les jalousies, les animosités, les disputes, les divisions, les sectes, 21 l'envie, l'ivrognerie, les excès de table, et les choses semblables. Je vous dis d'avance, comme je l'ai déjà dit, que ceux qui commettent de telles choses n'hériteront point le royaume de Dieu. 22 Mais le fruit de l'Esprit, c'est l'amour, la joie, la paix, la patience, la bonté, la bénignité, la fidélité, la douceur, la tempérance;
Galates 5
5.1
C'est pour la liberté que Christ nous a affranchis. Demeurez donc fermes, et ne vous laissez pas mettre de nouveau sous le joug de la servitude.
5.6
Car, en Jésus Christ, ni la circoncision ni l'incirconcision n'a de valeur, mais la foi qui est agissante par la charité.
5.16
Je dis donc: Marchez selon l'Esprit, et vous n'accomplirez pas les désirs de la chair.
5.17
Car la chair a des désirs contraires à ceux de l'Esprit, et l'Esprit en a de contraires à ceux de la chair; ils sont opposés entre eux, afin que vous ne fassiez point ce que vous voudriez.
5.18
Si vous êtes conduits par l'Esprit, vous n'êtes point sous la loi.
5.22
Mais le fruit de l'Esprit, c'est l'amour, la joie, la paix, la patience, la bonté, la bénignité, la fidélité, la douceur, la tempérance;
5.23
la loi n'est pas contre ces choses.
5.24
Ceux qui sont à Jésus Christ ont crucifié la chair avec ses passions et ses désirs.
5.25
Si nous vivons par l'Esprit, marchons aussi selon l'Esprit.
5.26
Ne cherchons pas une vaine gloire, en nous provoquant les uns les autres, en nous portant envie les uns aux autres.
Ny finoana kristiana dia mihevitra fa ny kristy-any ihany no « lumière »,fa ny sisa rehetra dia « aizina » avokoa:Ny kristianisma dia mampiasa « masinina » fangalarana izay mety ho tsara rehetra ary mampiantefa izany amin'ny andriamaniny.daholo ny fahalikana nataony...)
Ahoana indray ny hevitry ny « zanaky ny fahazavana »?
Matthieu 5
5.14
Vous êtes la lumière du monde. Une ville située sur une montagne ne peut être cachée;
5.15
et on n'allume pas une lampe pour la mettre sous le boisseau, mais on la met sur le chandelier, et elle éclaire tous ceux qui sont dans la maison.
5.16
Que votre lumière luise ainsi devant les hommes, afin qu'ils voient vos bonnes oeuvres, et qu'ils glorifient votre Père qui est dans les cieux.
4. niryna
(
05/11/2007 06:06)
Ka inona no olana aminao amin'izany? Samy tsaraina amin'ny ataony daholo e. Samy manana Atra avy ny tsirairay ka raha nahitanao soa izy dia tazomy fa tsy misy olana.
Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy. hoy ny Jehovah Andriamanitra ao amin'ny bokin'ny Ohabolana faha 8:17 :D
Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy. hoy ny Jehovah Andriamanitra ao amin'ny bokin'ny Ohabolana faha 8:17 :D
5. tsimiandravola
(
05/11/2007 18:30)
Ikaretsaka:Tsy mino aho hoe D'accord amin'izany i Niryna na i Kiranil (genre).
Amiko dia hoe zanak'andriamanitra daholo isika rehetra , fa mety @ niryna dia izy ihany no zanak'andriamanitra ohatra
Ny fahitako azy raha izany dia samy manao ny di-dohany hijanona eo amin'ny misy azy avy mba hizirizirina amin'ny heviny.Tsy misy mihitsy amin'ireo kristianna eny antaninarenina ,na ny eny faravohitra mba misaina ka manao hoe:"raha te handinika tsara ny garan'i soarano anie rey olona dia ilaina tokoa ny manatona mankeny aùmin'ny avenue e".
Toy izany koa:ny kristianisma dia lasa "affaire de point de vue" nefa azo atao tsara mihitsy ny mijery azy amin'ny alalan'ny "raison" ka ahitana azy fa "fôsika" hatrany amin'ny vontoatiny.
6. fijo
(
06/11/2007 22:56)
izao fotsiny e;milaza ny mpino kristianian fa andriamanitra dia fitiavana.eka ouzzzz
ao irland di atsy silamo akory no ao,fa samy kristianina.nefa di alolom po sy ady tsy hifankahitana no misy ao.ka fitiavana marina ve leryio,sa loharanon'ady?
ao irland di atsy silamo akory no ao,fa samy kristianina.nefa di alolom po sy ady tsy hifankahitana no misy ao.ka fitiavana marina ve leryio,sa loharanon'ady?
7. ikaretsaka
(
06/11/2007 23:30)
raha vao a borne ny 1 de tampina ny gorisagorisa de raikitra ny ady ra fijo a
8. fijo
(
06/11/2007 23:41)
ka eo le olana.izay anie no nanontaniako an'ialahy tary ambadika tary hoe mizara firy ny katolika,fa mahagaga ahy hoe misy tena mivelatra sy miaina nefa mino,misy tena mino de mihevitra azy tsy eto intsony
9. Fody
(
07/11/2007 14:28)
Toy izany koa:ny kristianisma dia lasa "affaire de point de vue" nefa azo atao tsara mihitsy ny mijery azy amin'ny alalan'ny "raison" ka ahitana azy fa "fôsika" hatrany amin'ny vontoatiny.
Ny tianao lazaina ve dia hoe: tsy mba misaina sy tsy mi-raisonne aby ny kristiana rehetra? Fa ianao izay diso fiheverana fa baikon'ny fankahalana no tena mandinika?
Moa ny fiangonana ve mandrara ny kristiana tsy handinika sy handalina? Raha izany dia toa diso ihany ny pape nanoratra ilay ansikilikany hoe: fideis et ratio. Mbola diso koa ilay olomasina iray izay nilaza hoe: "mandinika aho mba hino, ary mino aho mba handinika".
fitiavana marina ve leryio,sa loharanon'ady?
Hoy izy: " Tiavo na dia ny fahavalonao aza!"
Dia valio avy amin'ny fandinihana an'io teny io ny fanontanianao.
Fa raha olona mandinika sy misaina ianao dia tsy ho sahy ilaza fa loharanon'ady izy!
10. ikaretsaka
(
07/11/2007 16:30)
ka izay anie le izy ry fody e...tiavina ny fahavalo ..nefa raha tena mijery ny zava misy dia aleo kosa mitsotra e... tsy iznay no miseho
11. fijo
(
07/11/2007 21:58)
io ika no namaly azy fa zaha za mantsy dia le fankahlana no misy ao amin'i fody.fa tsy le fisainana.
hoy i fody:"
Ny tianao lazaina ve dia hoe: tsy mba misaina sy tsy mi-raisonne aby ny kristiana rehetra"
ny fahitako azy tsy ny kristianina rehetra no tsy misaina,fa ireo manonofy fa tsy eto an tany intsony

12. xxx
(
08/11/2007 19:09)
Fody:Dia ahoana izany ilay notenenin'i Jesoa hoe: "Mihevitra ve ianareo fa hitondra fandrihampahalemana aho?Tsia tsy hitondra fandrihampahalemana aho fa hitondra sabatra..."
Hoy izy: " Tiavo na dia ny fahavalonao aza!"
Dia valio avy amin'ny fandinihana an'io teny io ny fanontanianao.
Fa raha olona mandinika sy misaina ianao dia tsy ho sahy ilaza fa loharanon'ady izy!
13. rabilabila
(
08/11/2007 20:47)
Bedin'Ikaretsaka eo i xxx raha vao mitsimpona sy manadino ny tohiny
ohatran' ilay hoe:
tonga aho hampifandrafy ny rainy amin'ny olona,ny zanany lahy amin'ny rainy ,ny vavy amin'ny reniny,ny vinantovavy amin'ny rafozambaviny.
Dia aza adino ilay hoe:tsy tonga handrava aho fa tonga handravona sy hanatanteraka .......

14. fijo
(
08/11/2007 21:35)
xxx an,i fody anie tsy eto an tany fa manidina e;hafa ny azy ny lojikany.tsy hainy izay misy eto.
raha hanontanianao izy de mamerindesoan fotsiny no ataony,fa raha misy tranga eo alohany,lasa manidina izy
rabilabila an,teny mamy ireo aminy
raha hanontanianao izy de mamerindesoan fotsiny no ataony,fa raha misy tranga eo alohany,lasa manidina izy
rabilabila an,teny mamy ireo aminy
15. tsimiandravola
(
08/11/2007 22:39)
Ry fody ireny ,ny kristianna amin'ny ankapobeny dia toy ny "extraterrestre",mpivahiny=pèlerin hoy ry zareo.Fandalovana ny eto an-tany .
Tadidinareo ve ilay "hiram-paty" hoe:
Mihelina avokoa
Mandalo vetivety
Izao tontolo izao
Sy ny hareny rehetra...
Ny lanitra no misy
'Reo zava-tsoa mateza
Anjara lovantsika
Mandrakizay doria
Mihelina avokoa
Ny hoby sy ny laza...
?????
Tadidinareo ve ilay "hiram-paty" hoe:
Mihelina avokoa
Mandalo vetivety
Izao tontolo izao
Sy ny hareny rehetra...
Ny lanitra no misy
'Reo zava-tsoa mateza
Anjara lovantsika
Mandrakizay doria
Mihelina avokoa
Ny hoby sy ny laza...
?????
16. fijo
(
10/11/2007 00:01)
tsy ny kristianin arehetra no toa ireny ka.io izao ika sy ry hery ry soanja ry tywa samy mpino nefa miatrika tsara ny eto an tany koa.