karazantsoavaly

1. tsimiandravola ( 17/10/2007 20:41)
-Ny karazantsoavaly dia boriky hoy ny tenintsika,ary "âne" hoy ny teny vazaha.Efa nandefa lohateny mikasika an'io ane io aho tetsy aloha tetsy,ary nomarihiko fa tsy "péjoratif" mihitsy io teny io tany amboalohany.Tamin'ny moyen age hono izy io vao tena nanomboka "pejoratif".

Au contraire,biby fanevan'ny Jiosy izy io ary ny mesia no tena mendrika izany toy ny "tapis rouge" ka nampiasan'ny Mesia izany tamin'ny fidirany am-boninahitra tao jerosalema nialoha kelin'ny Paka. (Izany dia mbola hita taratra ao amin'ny evanjely).
-Fahazarana ho an'ny Mesianista ny manisy âne ao amin'ny "crêche":amin'io indray dia d'origine astrologique daholo indray ireo =crèche sy âne.
-Voalaza fa ilay "crucifié à tête d'âne" (grafitti du Palatin)
dia fanesoana:tsia ,ny kristianna sy ny eglizy no miteny an'izany,fa ny tena marina dia considéré comme un âne mihitsy na ny Mesia izay nataon'ny Jiosy ho andriamanitra aza (Jiosy =kristianna mesianista).

Famintinana: Kristianna=boriky.Tsy fanambaniana mihitsy io an!fa tsy maintsy azo ahafahana mahazo ny tantara.

Izao ary ilay tantara kely:
à suivre.
novalian'i fijo ny 18/10/2007 20:46
2. tsimiandravola ( 17/10/2007 21:13)
-Nohon'ny campagne (fampihelezan-kevitra =évangelisation=apokalypsisation) nataon'ny Mesianista moa dia mety ho lasa mesianista koa ny olona mety ho sodokan'izany "dokam-barotra" izany ka azo lazaina hoe lasa "boriky".

Anisan'ny teny faneva ifanomezan'ny samy mesianista ny hoe "vous n'appellerez personne maître,car un seul est votre maître ,c'est Dieu".Fady izany hanao an'i Cesar izany ho Maitre ,eny fa na dia ny hiantso vonjy aminy amin'ny zavatra mety ilàna ny mpitondra aza.

Tsy naharitra nefa i Lucius (= Apulée) fa curieux loatra ka nihaino sy nankafy ny proselytisme nataon'dry boriky.Toa hitany fa tsara ,au moins amin'ny lafiny iray izany hoe "fiainana mandrakizay" izany (=règne de 1000 ans de l'apocalypse),izany hoe jerosalema vaovao vita amin'ny volamena sy vatosoa izany...etc etc...

Toa ohatry ny azom-panafody mihitsy lery...ka indro fa lasa boriky,na dia mbola olombelona ihany aza ny "fo sy ny fisainana"....

Hitohy..
3. menalamba ( 17/10/2007 21:23)
Haingakaingana mitantara fa lany ny jiro ô....sady efa hiakatra folo isan-jato ny vidiny ato ho ato..:°)
4. xxx ( 17/10/2007 21:23)
-Mandeha ny fotoana,ny andro sy ora.Tsy ilaozan'izay zava-mahory mety ilana ny mpitondra fanjakana,indrindra i Cesar satria izy no mbola mandidy sy manapaka.

Tsy naharitra i Lucius fa voatery nanapa-kevitra hiantso vonjy amin'i Cesar ka nanao hoe...

Ô!!!...Ô!!!....Ô!!!...
5. rainisalama ( 17/10/2007 21:27)
Ny tena tiany ho tenenina dia fangatahana manomboka amin'ny teny hoe :

"Ô Cesar....!!!"

Fa saingy tsy tafavoaka ilay hoe César fa nitsivalana tao an-tendany.

Hitohy!
6. xxx ( 17/10/2007 21:41)
Anatra voalohany:
Raha oharina amin'ny filazan'i "Jesoa" an'i "Natanaela" nanao hoe: "Jésus,.... dit de lui: Voici vraiment un Israélite, dans lequel il n'y a point de fraude."=Israelita "pur porc"
Dia i Lucius no tena kristiana,satria mampiasa ara-bakiteny ny baiko mesianista izay mankahala ny fitondrana Romanna.

Hitohy ny tapany faharoa...
7. xxx ( 17/10/2007 21:54)
Tapany faharoa:

Mbola nandeha ihany nefa ny boriky ,ary mbola boriky satria tsy mbola nahita hirika hivadihan'ny tavany ho olombelona (terrien).

La! la! la! lalllala! (hoy ilay strouphette izay)

Indraindray eny ,amin'ny fiainana andavan'andro,mba mahatsapa ihany fa misy ny tsy rariny,misy ny fandehanjavatra tsapa fa "inhumain" ,mahatsiravina,mahalotika,(immorale)...Mba tezitra (indigné) ihany ny tenan'i Lucius boriky.

Indraindray mahatsikaritra olombelona izy nanolana zaza tsy ampy taona,misy koa ny mangalatra fananana na vadin'olona...sns sns

Tamin'ireny rehetra ireny dia mba misafoaka ny anao lahy!!! ary mba maneho ny heviny sy ny fahatezerany toy izao:

Ô!!...Ô!...Ô!...Ô!!!!!

Anatra faharoa=...

Antsika ary ny mamantatra azy!
8. ikaretsaka ( 17/10/2007 23:39)
izao fotsiny e.. na sovaly io na apondra na boriky, aza mitaingina soavaly maty e
9. fijo ( 18/10/2007 20:46)
hano rehefa maty e,tsara anie ny henantsoavaly e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1162