Araka ny fahazahoako azy

1. tsimiandravola ( 22/03/2007 22:31)
-1-Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra ,satria tsy misy zavatra afaka niforona avy amin'ny tsy fisiana (néant).Izay rehetra misy kosa etsy andanin'izany dia tsy afaka hho any amin'ny tsy fisiana (anéantissement).Eo isika dia tonga amin'ny théorie de Lavoisier manao hoe :"rien ne se crée,rien ne se perd mais tout se transforme".

-2-Noho izany:izay rehetra misy dia efa nisy ary hitohy ny fisiany.

-3-Ny "espace" dia tsy misy farany (pas de "fond).Ny chiffre 15 milliards d'année lumière mety ho rentsika any amin'ny resaka astronomie dia "arbitraire" satria izay ihany no chiffre tiana aseho sy raisonnable eo anatrehan'ny mety ho takatry ny instrument.

-4-Ny resaka fotoana:tsy misy ny resaka fotoana,tsy misy fiandohany,ary tsy misy fiafarany fa manao "cycle".Ny datation misy ankehitriny dia arbitraire ary natao mifandraika fotsiny amin'ny fihodin'ny tany manodidina ny masoandro.

Fehiny:araka ireo dia mora azontsika angamba ny nahatonga ny aziatika hiresaka re-incarnation:tsy tena sûr amin'izany aho nefa hitako fa lojika kokoa ilay izy nohon'ny "résurection kristianna.Satria raha misy ny "concience",dia azo atao ny mieritreritra fa efa nisy izy ary koa misy ankehitriny ka mbola hisy any aoriana.Ny antony dia satria tsy misy ny miforona avy amin'ny tsy misy,ary ny misy tsy ho lasa foana.

Ka na misy aza ny "être supérieur" (s) dia tsy ho mpiteniteny foana sy mpanaonao foana toa an'i Jehova.



novalian'i Salut ny 26/03/2007 19:16
2. Fiffi ( 22/03/2007 22:37)
Tompo ô ! mamelà azy fa tsy fantany izay lazainy....
3. cutie ( 22/03/2007 23:01)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 22-03-2007 23:37:22
Lohateny : Re : Araka ny fahazahoako azy
Tompo ô ! mamelà azy fa tsy fantany izay lazainy....

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. Vahinala ( 22/03/2007 23:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. cutie ( 22/03/2007 23:39)
de in zany no inoan'i tsimiandravola :lol::lol::lol::lol:
6. ikaretsaka ( 23/03/2007 00:18)
tsimiandravola :
Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra

oay le.. raha atao koa hoe misy izany ianao dia tsy misy lohany sy vodiny le!
7. fijo ( 23/03/2007 05:31)
maty aho jesosy kely le
8. tywa68 ( 23/03/2007 06:22)
Tsimiandravola : dia nahita tory tsara ve enao avy nanoratra an'io phrase farany io ???
9. majesty ( 23/03/2007 07:16)
Samy manana ny zavatra arahiny sy inoany ny olom-belona rehetra;

"Don't let anyone capture you with empty philosophies and high-sounding nonsense that come from human thinking and from the spiritual powers of this world, rather than from Christ. For in Christ lives all the fullness of God in a human body. So you also are complete through your union with Christ, who is the head over every ruler and authority. "
10. rakaroka ( 23/03/2007 07:26)
Heu.....mampatsiahy ny tenin'i Soanja @ "Sujet"-ny etsy akaiky ity hoe: manahirana "tanteraka" ny mpino ny mandre "hevitra" tsy mifanaraka @ "finoany" na ny "fiheverany"...lojika izany ho amin'ny "fikajiana ny "finoana sy fiarovana izany:
fa ireo "vondrona hafa natrehiko c'est vrai fa tsy tahaka izao antsika izao ny fametrahany ny hafa: "hajainy FATRATRA aza! ... Tahaka an'i Galillée sy ny mathématicien hafa ohatra ny nahitana ny racine "négative"koa: "nenjehina sy novonoina" mihitsy aza ireny olona ireny anefa tena ny "exact" ny zavatra nolazainy, maintenant "mis'en servir" ny fikarohana nataony aza ny "maro" : utilisation des courants "alternatif" sns...
Ka ny teniko dia izao ; mila mandanjalanja, mandinika "tsara aloha:roll:, mihevitra izay misy vao mi-conclure8O!:idea::wink:
Efa nanipy resaka mikasika "fivavahana hafa" tahaka
ny "Hindou" sy "Bouddhiste" sns...aho teo aloha...:
Ireny rehetra ireny raha ny marina manamafy ny resak'i Tsimiandravola mikasika ny fisian'ny ré-incarnation, ny "karma" sns....ary marina ny "fiheviny hoe "lojika kokoa ny "fisian'izany" mitaha ny "fisainan'ny kristiana" ny "vie après la mort! Hazavaiko @ manaraka fa hatreo aloha!...8O
11. booboo ( 23/03/2007 10:17)
miandry an'ilay fanazavana ô
12. prime ( 23/03/2007 11:22)
Indrisy...:(
13. Salut ( 23/03/2007 12:18)
-Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra ,satria tsy misy zavatra afaka niforona avy amin'ny tsy fisiana (néant).Izay rehetra misy kosa etsy andanin'izany dia tsy afaka hho any amin'ny tsy fisiana (anéantissement).Eo isika dia tonga amin'ny théorie de Lavoisier manao hoe :"rien ne se crée,rien ne se perd mais tout se transforme".

Ianao ihany dia efa manipaka izay zavatra lazainao eto. Ambaranao fa tsy misy ny niforona avy amin'ny tsy misy, nefa lazainao fa tsy misy niandohany ny misy rehetra ary tsy misy fihafarany. Misy hevitra mifanohitra be izany.

-2-Noho izany:izay rehetra misy dia efa nisy ary hitohy ny fisiany.


Tsy mahazava velively izay tianao lazaina ity hevitra ity, fa vao maika manamafy ny tsy fahamarinan'ny petra-kevitrao. Fa avy aiza moa ny misy izany?

14. simplex ( 23/03/2007 12:35)
booboo:
miandry an'ilay fanazavana ô
scientifiquement discutable doly reo zavatra nokozian'lery ireo.

3- voalohany aloha d ny annee lumiere dia dimension-ana distance fa tsy tps.
Faharoa, ny taonan'ny "univers" de ~14 milliards d'annees, izay manomboka eo @ Big Bang. Tsy fantatra ny teo alohan'io.
Farany, noho ny antony hoe mihitatra ny univers, ny dikan'izany misy d farany (dimension) ny univers izay mihisaka tsikelikely... zany hoe mety ho tonga @ infini ihany alou e :roll:

4- verite de Lapalisse, tautologie

tsimiandravola:
Eo isika dia tonga amin'ny théorie de Lavoisier manao hoe :"rien ne se crée,rien ne se perd mais tout se transforme".
Ekena:!: fa in no nisy talohan'ny Big Bang?
15. Fiffi ( 23/03/2007 13:22)
fa ny théorie de Lavoisier nga nisy nidirany t@ fivavahana sy finoana ? :roll:
16. lapino ( 23/03/2007 15:29)
Hoy ny Soratra Masina hoe :
>> "Aza mety hofitahina ianareo"

tsimiandravola:
-1-Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra ,satria tsy misy zavatra afaka niforona avy amin'ny tsy fisiana (néant).Izay rehetra misy kosa etsy andanin'izany dia tsy afaka hho any amin'ny tsy fisiana (anéantissement).Eo isika dia tonga amin'ny théorie de Lavoisier manao hoe :"rien ne se crée,rien ne se perd mais tout se transforme".

1.a. Néant sy Infini
Fantatra fa :
- Ny herin'Andriamanitra dia infini
- ny néant dia zero
raha nangalana ny infini nanampiana an'ilay zero dia mahazo inona ?
Kanefa avy amin'ny herin'ny Tenin'Andriamanitra no nahariana izao rehetra izao.

1.b. Lavoisier
Na i Copperfield fotsiny ihany aza dia efa mahavaky an'io teniny io. Teoria ange ireny ka teoria!
-2-Noho izany:izay rehetra misy dia efa nisy ary hitohy ny fisiany.
TSIA dia TSIA. Fitaka izany

-3-Ny "espace" dia tsy misy farany (pas de "fond).Ny chiffre 15 milliards d'année lumière mety ho rentsika any amin'ny resaka astronomie dia "arbitraire" satria izay ihany no chiffre tiana aseho sy raisonnable eo anatrehan'ny mety ho takatry ny instrument.

3.a. Voafetra ny siansa
eo amin'ny fisainan'ny olombelona sy noho ny natiora

3.b. Aiza ny porofo inoanareo an'izany?
Iza no mbola nanaporofo ara-tsiansa fa "fini" na "infini" tokoa ny espace ?
"... mbola aiza raha misy dimension hafa ankoatra ny 3-n'ny espace ny resaka ?"

-4-Ny resaka fotoana:tsy misy ny resaka fotoana,tsy misy fiandohany,ary tsy misy fiafarany fa manao "cycle".Ny datation misy ankehitriny dia arbitraire ary natao mifandraika fotsiny amin'ny fihodin'ny tany manodidina ny masoandro.
Mifanohitra izany teny izany, fa sady milaza ihany hoe "misy ny fotoana". Ny fiandohany sy ny fiafarany no "mandrakizay". Mampahatsiaro ahy an'ilay droite-n'ilay mpampianatra matematika izay io :)

Fehiny:araka ireo dia mora azontsika angamba ny nahatonga ny aziatika hiresaka re-incarnation:tsy tena sûr amin'izany aho nefa hitako fa lojika kokoa ilay izy nohon'ny "résurection kristianna.Satria raha misy ny "concience",dia azo atao ny mieritreritra fa efa nisy izy ary koa misy ankehitriny ka mbola hisy any aoriana.Ny antony dia satria tsy misy ny miforona avy amin'ny tsy misy,ary ny misy tsy ho lasa foana.
Tamin'ny andron'ny tsy fahalalana no nahatonga ny aziatika nisaina an'ireny. Fa amin'izao dia efa toriana hatraiza hatraiza ny fahamarinana, fa Jehovah no Andriamanitra, ary efa akaiky ny Fanjakany!

Ka na misy aza ny "être supérieur" (s) dia tsy ho mpiteniteny foana sy mpanaonao foana toa an'i Jehova.
Raha fantatrareo fa niteny tokoa Izy, nanao Izy, maninona no mbola lazainareo fa tsy misy ?
17. belaza ( 23/03/2007 16:42)
de tazony ho anao irery izany, satria arakiny fahazahoanao azy fa tsy arakiny fahazahoanay azy
18. piste ( 23/03/2007 16:50)
Tsy tena voadikan'ingahy rainy @ teny gasy ilay izy dia mivaralila ny hevitra tiana ampitaina.
19. rakaroka ( 23/03/2007 21:14)
Ialantsiny raha izao vao tafaverina:(be asa faran'ny herinandro).
Dia mitondra ny fanazavana aho...
Ny tiako marihina voalohany tsy handresy lahatra anareo mihitsy ny "antony" hiresahako cfn'ny blaogin'i Hery ato, sy ireny "vondrona mino ny fisian'ny "karma" na "réincarnation",sns...ireny!
fa resaka "fampahafantarana tsotra" , d'ailleurs
tsapako ny "aina" vohizin'ny finoan'ny tsi1/1.Donk "tohizo tsara fotsiny izay heverinareo mety vokatry ny finoanareo satria na rizareo ireny aza nilaza izany koa!
Hazavaiko etsy ambany ny mikasika ny renaissance na réincarnation na "karma".
20. rakaroka ( 23/03/2007 21:29)
Raha ny marina ao @ testamenta taloha aza dia voalaza
fa "maso solon'ny maso, nify solon'ny nify..."Izay lalàna masiaka no fiheverana izany dia voahevitra intsony ny fisehon'ny tranga maro voamarin'ny hoe
"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina".
Ho an'ireo faritan'ny tesatamenta vao2 ny fihevitra
Jesoa nilaza fa izay hafafin'ny olona no ho jinjainy:
En faite....raha mandinika LALINA ny fiainana isika:
ahatsapa ny endrika mmmmmarrooo "isehoan'izany"
valabla "spirituel aussi "scientifiquement" mety ho loi de cause à "effet" na "loi de l'action et de la réaction" na "rien ne se perd...tout se transforme" ,
izay itiavanareo azy!....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1815