Araka ny fahazahoako azy

21. rakaroka ( 23/03/2007 21:45)
Araka io na ireny "loi" ireny, isaky ny misaina na isaky ny misy "hetsika" dia misy "mouvement" en "cause".Dia @ saina tsy mitanila et "logique"
ary "Juste" raha misy ny "vokatr'izany", ary izany no mandrafitra ny fianantsika, en bien ou en mal. En ce moment, nous costruisons le reste de notre vie et la prochaine. Nous recevons ce qui est appelé du karma. Les effets de nos actes passés,bons ou mauvais, créent les conditions de notre vie présente, et les résultats de nos acres d'aujourd'hui créent les conditions de ce que nous vivrons par la suite, dans cette vie après....
22. rakaroka ( 23/03/2007 22:03)
dans cette vie ou gans un corps nouveau....
Eto dia mahatsiaro "tranga maro tetsy sy teroa aho".
asa 'nareo raha namaky ilay bokin'i Ed Andriamalala
"ilay vohitry ny nofy" fa ni-évoqué "cas de doublement" de personne na réincarnation izy: "Tsy azoko tahaka anareo izao koa ny nahatonga azy nanoratra izany eaha tsy efa nadia "tranga maaaaro"
taty aoriana aho nahatsapako "translation" n'ny zava-misy....
Ny fiheverana ny "réincarnation" @ ankapobeny dia
"concept n'ny fivavahana orientales....
Efa nisy...ary na i Jesoa inoana io aza nampianatra izany mihitsy fa tsy nahafaly ny "empereur Justinien sy ny vadiny, ary notsoahina tao @ "eglise" ny fiheverana izany. Dia t@ VIème siècle : on supprima
de la Bible toute allusion à ce sujet!...
Dia tahaka izay raha resahina "tsotra" ny resaka "karma":wink:
23. niryna ( 24/03/2007 01:19)
cutie:

de in zany no inoan'i tsimiandravola :lol::lol::lol::lol:

Mety mino ny Ranavalomanjakanititanity izy:P:P

24. soanja ( 24/03/2007 05:54)
tsimiandravola:

-1-Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra ,satria tsy misy zavatra afaka niforona avy amin'ny tsy fisiana (néant).Izay rehetra misy kosa etsy andanin'izany dia tsy afaka hho any amin'ny tsy fisiana (anéantissement).Eo isika dia tonga amin'ny théorie de Lavoisier manao hoe :"rien ne se crée,rien ne se perd mais tout se transforme".

-2-Noho izany:izay rehetra misy dia efa nisy ary hitohy ny fisiany.

-3-Ny "espace" dia tsy misy farany (pas de "fond).Ny chiffre 15 milliards d'année lumière mety ho rentsika any amin'ny resaka astronomie dia "arbitraire" satria izay ihany no chiffre tiana aseho sy raisonnable eo anatrehan'ny mety ho takatry ny instrument.

-4-Ny resaka fotoana:tsy misy ny resaka fotoana,tsy misy fiandohany,ary tsy misy fiafarany fa manao "cycle".Ny datation misy ankehitriny dia arbitraire ary natao mifandraika fotsiny amin'ny fihodin'ny tany manodidina ny masoandro.

Fehiny:araka ireo dia mora azontsika angamba ny nahatonga ny aziatika hiresaka re-incarnation:tsy tena sûr amin'izany aho nefa hitako fa lojika kokoa ilay izy nohon'ny "résurection kristianna.Satria raha misy ny "concience",dia azo atao ny mieritreritra fa efa nisy izy ary koa misy ankehitriny ka mbola hisy any aoriana.Ny antony dia satria tsy misy ny miforona avy amin'ny tsy misy,ary ny misy tsy ho lasa foana.

Ka na misy aza ny "être supérieur" (s) dia tsy ho mpiteniteny foana sy mpanaonao foana toa an'i Jehova.






Amiko

Andriamanitra = Universe


25. soanja ( 24/03/2007 05:56)
Universe= Ny tsapa sy ny tsy tsapa. Manerana.
26. tsimiandravola ( 24/03/2007 07:00)
Soanja:
Amiko

Andriamanitra = Universe
Saonjo:
Universe= Ny tsapa sy ny tsy tsapa. Manerana.

Amiko,averiko ihany fa diso ianareo raha tsy mi-preciser ny andriamanitrareo.Désolé mais celui ci n'est en aucun cas universel.Ma teneno hoe i Jehova no andriamanitray na i Jesoa,amin'izay dia mba mazava ny andriamanitra virainay.

Ny olana mantsy dia toa ataonareo ho anareo ,izany hoe ho toy ny "breveté" ilay titre hoe andriamanitra.Sahala amin'ny hoe rehefa dentifrice dia colgate 'zay:dia mba ahoana hoy tompon'ny Signal???

Ny ahy mantsy (ary eto aho dia mamaly an'i cutie amin'ilay fanontaniana hoe mba inona izany no inoan'i Tsimiandravola?)ny andriamanitro mandritra ny 5 miliards taona dia i Masoandro ,izany hoe i Zanahary (=dieu soleil).Efa nazavaiko teto io fa averiko kely.Zana dia avy amin'ny sanskrita hoe Yan=dieu,ny hary=hari dia avy amin'ny teny indonesiana hoe hari ka nahatonga ny tenintsika hoe "bary","miharihary","sary"(?),"manjary"...hari=andro=jour=soleil.

Ny fantatro fotsiny koa dia tsy andriamanitra ivavahako toy ny ataonareo amin'i Jehova ny Zanahariko,sao dia lazaina indray aho fa mpanompo "sampy".:lol:
27. rakaroka ( 24/03/2007 09:19)
Dieu: Le grand Etre cosmique qui est l'âme de cette planète.C'est la somme de toutes les Lois, et toutes
les énergies gouvernées par ces Lois dans l'univers
manifesté et non-manifesté. Dieu se manifeste dans tous les aspects de la création.
28. bichette ( 24/03/2007 09:24)
29. Rasiligaoma ( 24/03/2007 13:05)
tsimiandravola:
Ny olana mantsy dia toa ataonareo ho anareo ,izany hoe ho toy ny "breveté" ilay titre hoe andriamanitra.Sahala amin'ny hoe rehefa dentifrice dia colgate 'zay:dia mba ahoana hoy tompon'ny Signal???


raha eto amin'ny ohatra nomenao eto dia raiso ohatran'ny dentifrice ilay andriamanitra ary e
30. Salut ( 24/03/2007 14:12)
Araka ny fahazahoako azy

tsimiandravola: Maninona no mampiaraka zavatra be dia be. Hevitra tefitefena sy atambatambatra etsy sy ero no andresena lahatra. Hany ka na ny zavatra lazaina ary manjary mifanohitra. Manao resaka tsy misy lohany sy vodiny (azafady amin'ilay teny aloha e). Dia inona no hifandraisan'izany amin'ny hoe: tsy misy Jesoa sy izay nolazainao hatramin'izay. Tsy hitako. Fanazavana izay nolazainao teo aloha izao no mba nandrasana nefa zavatra hafa indray no lazainao eto. Ohatra ny soron'afon'adala ka ny eo tsy levona ny hafa asesika ihany.
Ny hihafaran'io zavatra ataonao io dia ianao no lazainao ho andriamanitra satria raha ny fahitako azy dia lavinao ilay tena Andriamanitra ary ambaranao fa tsy misy, ary amin'izao ianao dia eo am-pamoronana izay andriamanitra ho anao manokana. Ka raha ianao no mamorona izay andriamanitrao ny dikan'izany dia ambony noho izy ianao satria ianao no namorona azy. Mihevera tena fa te ho andriamanitra ianao. Tsy sahaza izany toerana izany anefa ianao fa olombelona ihany.
31. soanja ( 24/03/2007 14:20)
rakaroka:

Dieu: Le grand Etre cosmique qui est l'âme de cette planète.C'est la somme de toutes les Lois, et toutes
les énergies gouvernées par ces Lois dans l'univers
manifesté et non-manifesté. Dieu se manifeste dans tous les aspects de la création.


^:^^:^^:^

Mahavariana ahy ry Rakaroka fa tena voalazanao mazava ilay Andriamanitro. Io Andriamanitra io koa anefa amiko dia tonga vatana dia ilay Jesoa ary amin'izao dia lasa izy fa ny Fanahy no nirotsaka ao/eto anatintsika/anivontsika hifandray amin'ilay Fanahy efa misy ao amintsika tsirairay avy tamin'ny fotoana nanamboarana antsika.




32. naritsimba ( 24/03/2007 15:21)
tsimiandravola> fa atao inona ny Andriamanitra no tsy ivavahana? inona izany no ilana azy?
Andriamanitra = Zanahary = Andriananahary @ malagasy
33. naughtyboy ( 24/03/2007 15:33)
2-Zay rehetra misy de efa nisy ary hitohy ny fisiany

Ekeko ary tsindriako kely eto de matoa " misy " ny zv
1 de nisy namorona fa tsy tonga2 ho azy noho izany tsy ny misy ihany no tsy azo foanana fa ny
" Nahary sy namorona ireo misy "lojika io na eo aza reo mpikaroka marobe iezaka anazava io

Tsy misy ny miforona avy any @ tsy misy

tsy azoko tsara izy zany fa mba lazao kely eto anie ny momba an'io.Avy any @ tsy misy tokoa no mahatonga ny saina ikaroka sy amorona zvt 1, ny lalana araboajanahary de mandrindra zao rehetra izao fa ny namorona sy mitantatana de ilay Nahary
Finoana ihany no fototry ny fahalalana afaka anazava io fa tsy @ alalany tsapa sy re ,hita ary kajy2 etsy sy eroa.Zay no mahatonga ny mpino handalina io fototra ianteherany io ahalalany koko ilay spirituel dimension ananany
34. rakaroka ( 24/03/2007 16:24)
Ny olana @ fitoriana lava an'i "Jesoa" dia zary voaifika ny "réalité en face", ny tokony ho atrehina,ny "création" hafa izay tokony hoheverina sady natao hoheverina ihany koa satria variana loatra @ ilay perso "Jesoa" anefa misy "acte précis" tokony ho noefaina. Donk ny rôlentsika mety tsy ambina loatra. Sarin'ilay Samaritana tsara fanahy io:
hoe be ny zavatra niandrandra ny présencen-tsika fa
ny fo @ panahy nalefa any @ lé "théorie". Concrey izao ity, ny fivavahana any Inde @ izao fotoana hiresahantsika izao mahavita miahy ny tra-boina any aminy dia nahavita "tanàna mihitsy rizareo" sns...
Ny antsika ny tsy manan-ko ho hanina toa ny firenena hafa aza no tena mitsimbina satria ireo mpivavaka variana manao "calin" @ Jesoa!Dia ampy azy ireny izany!8O8O8O8O
35. tsimiandravola ( 24/03/2007 20:58)
Salut:


tsimiandravola: Maninona no mampiaraka zavatra be dia be. Hevitra tefitefena sy atambatambatra etsy sy ero no andresena lahatra
.Tonga eo amin\'ny hevitra tefitefena sy atambatambatra avy etsy sy eroa tokoa ny resakao Atoa Salut;Dia mahaliana ahy ny manambara aminao fa ny baiboly no tena notefitefena sy natambatambatra avy etsy sy teroa ka nahatonga ny mpanankiana sasany nanao azy hoe \"plagiat\",izany hoe hala tahaka avy amin\'ny civilisation nanodidina ny israelita nanoratra ny baiboly.

Raiso ohatra fotsiny izao ny momba ny safo-drano,ny momba ny jaridainan\'i Edena,ny momba ny tour de babel sns sns .Izy ireny dia avy amin\'ny sivilisasiona babylo-sumerienne etc etc..

Ka noho izany dia \"mba tandremo ity vava!!!

Salut:
Dia inona no hifandraisan\'izany amin\'ny hoetsy misy Jesoa sy izay nolazainao hatramin\'izay. Tsy hitako
.Dia averiko indray fa jamba ianao izany,na mandray tsy raisina , misy ifandraisany tanteraka mihitsy ilay izy satria nisy nanontany hoe:dia inona izany no inoan\'i Tsimiandravola raha i jesoa tsy misy ary tsy inoany???
Izany no mahatonga ahy nanasosa ny hevitra tompokolahy hajaina!
Salut:
Fanazavana izay nolazainao teo aloha izao no mba nandrasana nefa zavatra hafa indray no lazainao eto
.Miala tsiny re satria mazava fa be kokoa ny kristiana nohon\'ny tsy mpino toa ahy;Ka sady miaro tena aho no manazava hevitra ê.Ankoatr\'izay ,ny anareo anie ny votoatin-kevitra alefa ao amin\'ny post no tena misandrahaka be e!Raha ny ahy izao dia mifantoka indrindra indrindra amin\'ny tsy fisian\'i Jesoa sy Jehova dia mihodinkodina eo fotsiny ilay resaka .Ka dia averiko ihany fa efa manao izay ho afako aho,ary indraindray aza dia tsy afa-mamaky akory ny blalbabla ara-baiboly ataon\'ny sasany satria ny efa fantatro sy ny efa haiko toy ny paosy ihany no avaliny eo isaky ny manoratra.Dia heverinareo ho vendrana sy tsy nanadihady mihitsy mantsy i Tsimiandravola :-D
Ohatra ny soron\'afon\'adala ka ny eo tsy levona ny hafa asesika ihany
Ny hihafaran\'io zavatra ataonao io dia ianao no lazainao ho andriamanitra satria raha ny fahitako azy dia lavinao ilay tena Andriamanitra ary ambaranao fa tsy misy, ary amin\'izao ianao dia eo am-pamoronana izay andriamanitra ho anao manokana. Ka raha ianao no mamorona izay andriamanitrao ny dikan\'izany dia ambony noho izy ianao satria ianao no namorona azy. Mihevera tena fa te ho andriamanitra ianao. Tsy sahaza izany toerana izany anefa ianao fa olombelona ihany.

Dia inona no eritreretinao havaliko anao ny amin\'izany?Moa va tsy ny baiboly ao amin\'ny Apokalipsa no miresaka an\'izany?Dia izaho izay contre an\'i Jesoa sy Jehova indray no tediavinao hiseho ho andriamanitra?Koa tsy ho mora foana aminao kristiana indray ny hanao ahy ho antikrista toy ny mahazatra,na koa hoe marary saina!!!:-D
Eisy fotsiny ho\'aho ra-kristiana!
36. tynah ( 24/03/2007 21:26)
tsimiandravola: tazomy ho anao irery ny tsy finoanao fa zahay aza taritina am zany. D any am piangonana ry zareo ny fotoana rahampitso ah!
37. xxx ( 24/03/2007 21:27)
misy :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: kely be d be i tsimiandravola
38. cutie ( 24/03/2007 23:49)
tynah [ Valio ] 24-03-2007 22:26:05
Lohateny : Re : Araka ny fahazahoako azy
tsimiandravola: tazomy ho anao irery ny tsy finoanao fa zahay aza taritina am zany. D any am piangonana ry zareo ny fotoana rahampitso ah!

ataoko kosa ngamba fa mino ihany i tsimiandravola, fa manana ny finoany izy de le tsy mitovy ny finoan'ny sasany , de mazava ho azy fa diso :-D:-D:-D:-D:-D
39. cutie ( 24/03/2007 23:51)
Ny ahy mantsy (ary eto aho dia mamaly an'i cutie amin'ilay fanontaniana hoe mba inona izany no inoan'i Tsimiandravola?)ny andriamanitro mandritra ny 5 miliards taona dia i Masoandro ,izany hoe i Zanahary (=dieu soleil).Efa nazavaiko teto io fa averiko kely.Zana dia avy amin'ny sanskrita hoe Yan=dieu,ny hary=hari dia avy amin'ny teny indonesiana hoe hari ka nahatonga ny tenintsika hoe "bary","miharihary","sary"(?),"manjary"...hari=andro=jour=soleil

voavaly ny ny fanontaniako :lol::lol::lol:
40. xxx ( 25/03/2007 01:31)
Hoy i Tsimiandravola::

Ny ahy mantsy (ary eto aho dia mamaly an'i cutie amin'ilay fanontaniana hoe mba inona izany no inoan'i Tsimiandravola?)ny andriamanitro mandritra ny 5 miliards taona dia i Masoandro ,izany hoe i Zanahary (=dieu soleil).Efa nazavaiko teto io fa averiko kely.Zana dia avy amin'ny sanskrita hoe Yan=dieu,ny hary=hari dia avy amin'ny teny indonesiana hoe hari ka nahatonga ny tenintsika hoe "bary","miharihary","sary"(?),"manjary"...hari=andro=jour=soleil.


dia hoy aho hoe ahoana rehefa alina zany ny andro?? :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0386