mba asio cohéence ny resaka ê!

1. tsimiandravola ( 13/11/2007 00:44)
Niryna:
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.

Tonga dia manao coq à l'âne

Niryna:
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;

Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;

Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana. Nomerao 6:24-26


Niryna:
Raha ny voninkazo tanamasoandro aza manaraka sy mahafantatra manaraka ilay masoandro
Mazava loatra fa ny masoandro no andriamanitra, automatique io,tsy mana-tsafidy ilay vonin-kazo
Niryna:
ahoana tokoa re no fifaliana miandry antsika sy ho diavintsika raha manaraka ny sitrapon'Atra isika e!
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.

Niryna:
Anisany fahasoavana iray lehibe nomeny antsika ny safidy
.Aza raisina ohatra ary ny tournesol tsy manan-tsafidy ê.Tsy misy ifandraisany mihitsy.

Dinihontsika tsara, hitantsika ve? ny démarche "intellectuelle" mahazatra ny olona dévote?
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:20
2. ikaretsaka ( 13/11/2007 01:07)
Hmmm .. hafa tokoa ilay hoe "tsy manan-tsafidy" dia avy eo "anao ny safidy"
lazain'i niryna...
inona tokoa ny tiana hahatongavana?
za tsy Athee ohatran'i tsimiandra fa mpino, saingy raha jerena ny heviny eto, misy tena tsy mitombina tokoa ilay fanoharana atsy
3. niryna ( 13/11/2007 05:05)

Niryna:
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.

Tonga dia manao coq à l'âne

[quote=Niryna]Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;

Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;

Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana. Nomerao 6:24-26


Niryna:
Raha ny voninkazo tanamasoandro aza manaraka sy mahafantatra manaraka ilay masoandro
Mazava loatra fa ny masoandro no andriamanitra, automatique io,tsy mana-tsafidy ilay vonin-kazo
Niryna:
ahoana tokoa re no fifaliana miandry antsika sy ho diavintsika raha manaraka ny sitrapon'Atra isika e!
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.

Niryna:
Anisany fahasoavana iray lehibe nomeny antsika ny safidy
.Aza raisina ohatra ary ny tournesol tsy manan-tsafidy ê.Tsy misy ifandraisany mihitsy.

Dinihontsika tsara, hitantsika ve? ny démarche "intellectuelle" mahazatra ny olona dévote?




ie, =D=D Ho an'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy.^:^^:^^:^^:^
4. pissoa ( 13/11/2007 10:07)
Inona zany cohéence aloo fa tsy azo ... otran'ny lasa tsy mi-cohéer izany le resaka :oops::-D

Mananihany aho fa angamba tokony vakian'i tsimiandravola imbetsaka tsara ilay lohateny no nahatonga an'io tsy maintsy nomarihiko ... iza no mahita raha tokony miantefa aminao io lohateny io :-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 13/11/2007 12:06)
latsaka ny r fa tsy ampy efa nampiasaina tamin'ny "délier" an'i niryna (natao tao anelanelan'ny i sy ny e
6. Fody ( 13/11/2007 13:33)
Mba araho tsara sy vakio tsara kosa aloha izay voasoratry ny olona e!
Misy sarin-teny ao, ary mitarika ny saina handinika zava-misy iray, fa tsy manao coq à l'ane araka izay lazainao izy.
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.

Ny zavatra voasoratrao eto aloha dia resaka tsy de misy lohany sy vodiny loatra. Tsy haiko hoe fehezan-teny malagasy ihany ve io? Fa mba vakio tsara moa. Misarika ny rehetra aho mba hamaky miadana sy handinika an'io zavatra nosoratan'i tsimiandravola io. Amiko dia io zavatra lazainao io no tsy misy cohérence.


Raha mandinika ny sarin-teny nataon'i nyrina kosa ianao dia ahita fa: ny tanamasoandro dia baikon'ny filany ka manaraka ny masoandro hatrany tsy manan-tsafidy hafa intsony. Io dia hitovizany amin'ny zava-boaary rehetra. Eo am-panarahana ny masoandro anefa no ahitany haravona, sy hahafahany mivelona.
Ny olona kosa dia entin'ny sitrapony, noho izy manan-tsafidy. Nefa raha toa ny olona ka tokan-tsafidy, izany hoe, mitodika any amin'Andriamanitra loharanon'aina hatrany, dia ho velona sy ho finaritra hatrany, satria handray ny aina sy ny fahazavana avy aminy hatrany, toy ny tana-masoandro.

NB: raha ianao no tsy mahita cohérence amin'ny zavatra lazain'ny hafa dia anontanio amin'ny manaraka
7. soanja ( 13/11/2007 15:47)
tsimiandravola:

Niryna:
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.

Tonga dia manao coq à l'âne

Niryna:
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;

Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;

Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana. Nomerao 6:24-26


Niryna:
Raha ny voninkazo tanamasoandro aza manaraka sy mahafantatra manaraka ilay masoandro
Mazava loatra fa ny masoandro no andriamanitra, automatique io,tsy mana-tsafidy ilay vonin-kazo
Niryna:
ahoana tokoa re no fifaliana miandry antsika sy ho diavintsika raha manaraka ny sitrapon'Atra isika e!
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.

Niryna:
Anisany fahasoavana iray lehibe nomeny antsika ny safidy
.Aza raisina ohatra ary ny tournesol tsy manan-tsafidy ê.Tsy misy ifandraisany mihitsy.

Dinihontsika tsara, hitantsika ve? ny démarche "intellectuelle" mahazatra ny olona dévote?



Eo no olana matetika ka! sarotra ny mandainga. Tsy ampy ny KATESIZY na ny fampianarana ISAN'ALAHADY fa mila atao asa manokana mihitsy dia ny antsoina hoe FANDALINANA REHEFA LEHIBE IANAO! Miasa ny saina ary ampiharina ny asan'ny fanahy fa tsy mandeha ila zany io! Be a philosopher!


8. ikaretsaka ( 13/11/2007 16:31)
io no olana matetika ka! sarotra ny mandainga. Tsy ampy ny KATESIZY na ny fampianarana ISAN'ALAHADY fa mila atao asa manokana mihitsy dia ny antsoina hoe FANDALINANA REHEFA LEHIBE IANAO! Miasa ny saina ary ampiharina ny asan'ny fanahy fa tsy mandeha ila zany io! Be a philosopher!

namaste
9. Fody ( 13/11/2007 18:31)
Tsy haiko hoe ahoana no mba fandraisan'ny sasany an'ity?

Ilay fasako, fasako ihany

Fa ny foko dia fasako koa

Io ilay fasana ivelan'ny tany

Io ilay fasako iray faharoa.

JJ RABEARIVELO, Takelaka notsongaina I, p.126.

Raha mijery an'io ve dia hilaza koa hoe: manao coq à l'ane i JJ Rabearivelo, satria miresaka fasana dia miresaka fo indray avy eo?

Ity koa mbola misy iray:

Hoy Bodo amin'izay hira izay: singan'olona toa very izany izaho. Tapak'ahitra tafasaraka aman-taho. sns....
Dia lazaina koa ve fa tsy misy cohérence ny hira toy ireny na ny tononkalo toy ireny?
Satria ny tapak'ahitra tsy manan-tsafidy sns... fa ny olona manan-tsafidy?

Toro-hevitra mahasoa: Mba mandinika kely ihany aloha vao milaza zavatra e!
10. tsimiandravola ( 13/11/2007 18:34)
ikaretsaka:


inona tokoa ny tiana hahatongavana?
Io anie resaka "ésotérique".Efa fantatra mazava foana ny tiany ahatongavana fa mba asiany tantara kely mikasika ny fandiniana ny tontolo iainana.Avy eo dia manao coq à l'âne sisa.
Toy izany koa ny amin'ilay resaka biby fiompy mahalala ny tompony fa i Israely tsy mahalala akory.
Ko ny biby mahazo ny avantazy rehetra amin'ny tompony ko tsy hanaraka ! Fa i Israely kosa tsy misy afa-tsy promesse ko inona no anarahany an'i Jehova?!
Ikaretsaka:
za tsy Athee ohatran'i tsimiandra fa mpino, saingy raha jerena ny heviny eto, misy tena tsy mitombina tokoa ilay fanoharana atsy
Efa miteny an'i Ika aho hoe tsy Athée i Tsimiandravola fa Agnostika.Na hoe tsy misy réligion koa.
Disons que c'est Zanahary mon dieu.Efa nazavaiko io hoe zanahary =dieu soleil.(Yann=avy amin'ny Sanskrita midika hoe Dieu,ary ny hary dia midika hoe "jour" na "soleil" ka nahatonga ny teny indonesiana hoe "matahari"=maso andro).

Donky tsy Athée daholy akory izay tsy mino an'i Jehova sy Allah,ary i Jesoa.

J'éspère qu'on n'en reparlera plus ,c'est clair!:D


11. Fody ( 13/11/2007 18:46)
Mba hazavao kely hoe ity zavatra ity fa tsy misy cohérence mihitsy.
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.


Aleo moa manontany aloha mba tsy hitenitenana fahatany: Inona no atao hoe: "Agnostika" ?
12. pissoa ( 13/11/2007 18:51)
Inona no atao hoe: "Agnostika" ?

tsy fantany angamba :oops::-D:-D:-D
13. tsimiandravola ( 13/11/2007 19:54)
Doctrine philosophique qui écarte toute spéculation sur l'absolu en le déclarant inaccessible à notre connaissance.
14. tsimiandravola ( 13/11/2007 20:03)
tsimiandravola:
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.
Izao ary raha tsy azon'ny Fody ê:
Raha izaho i Fody an:ovaiko aloha voalohany indrindra ny pseudo satria izany Fody izany anie raha oharina amin'ny akoho dia tena sady kely tsy misy ohanina no mpangala-bary ê.Ny akoho aza mbola voan'ny hoe :"milohan'akoho",mainka fa ny Fody!
Raha ovàna indray mba ahitàna dikany mba mendrika dia mety azo atao hoe "fanafody" ,nefa toa tsy misy ifandraisany.Ny atahorana aza dia sao lasa V ny F!Aza hitako.

NB Ireo voalazako ireo dia tsy misy Cohérence mihitsy ka aza raisina afa-tsy amin'ny vazivazy ê!:D
15. fijo ( 13/11/2007 22:42)
jereo fa kristianina maro no mahita zavatra mitovy hoe misy tsy mazava le resaka.i fody irery no maningana,ka asa na tena mandinika ny akama na dia mbola variana manidina sy manofy indray ka manery ny resaka tsimaintsy ahitsy na dia efa ita izao aza fa miolaka.
aiza ko hafangaro ve ny manantsafidy sy ny tsy maintsy manaraka?????
16. ikaretsaka ( 14/11/2007 00:09)
ny ahy dia efa voafehin'ity tenin'i Zoky ity ato aby ny momba io coherence io
soanja:
io no olana matetika ka! sarotra ny mandainga. Tsy ampy ny KATESIZY na ny fampianarana ISAN'ALAHADY fa mila atao asa manokana mihitsy dia ny antsoina hoe FANDALINANA REHEFA LEHIBE IANAO! Miasa ny saina ary ampiharina ny asan'ny fanahy fa tsy mandeha ila zany io! Be a philosopher!
17. pissoa ( 14/11/2007 05:59)
fijo:

jereo fa kristianina maro no mahita zavatra mitovy hoe misy tsy mazava le resaka.i fody irery no maningana,ka asa na tena mandinika ny akama na dia mbola variana manidina sy manofy indray ka manery ny resaka tsimaintsy ahitsy na dia efa ita izao aza fa miolaka.
aiza ko hafangaro ve ny manantsafidy sy ny tsy maintsy manaraka?????


Maro iza avy izany Kristianina izany ry Fijo ?
Toa i Pissoa sy Ikaretsaka sy i Fody ihany no Kristianina namaly teto. I Soanja tsy haiko izy na Kristianina na tsia. Asa i Fijo raha tena mandinika ilay valin-teninay :-D:-D:-D
18. niryna ( 14/11/2007 06:01)
ikaretsaka:

latsaka ny r fa tsy ampy efa nampiasaina tamin'ny "délier" an'i niryna (natao tao anelanelan'ny i sy ny e

Izay ilay vao noteneniko anao,ataovy serieux amin'izay ity zavatra ity fa mitsongoloka olona foana e.Misaotra betsaka

19. niryna ( 14/11/2007 06:11)
Tsy ho azonao mihitsy koa ilay izy satria misarika ny sain'ny namana hanatona an'Atra aho.Hianao milaza fa tsy misy hilaina azy Jehovah.Tsy maninona ,tsy misy izy izany aminao,tsy misy hilavanao Azy Izy izany.

Andriaminitry ny fiadanana anie homba anao hatrany.
Izy anie hampianatra anao ahita ny fahasoavany izay nozarainy tamintsika rehetra.Amena
20. Fody ( 14/11/2007 09:42)
Asa raha mba mandinika sy mba milaza zavatra misy cohérence tokoa ratsimiandravola na tsia, fa mba vakio anie izato fanazavana mba omeny e!

Ity no nasaina nohazavainy:
Tsy nanaraka ny sitrapony toy ny nataon'ny tournesol ny masoandro isika satria tsy misy nécéssité mitovy amin'ny an'ny tournesol vis à vis du soleil.Noho izany tsy misy ilana azy ilay Jehova.Fa ilay soleil aza mbola ilàin'ny olombelona lavitra.

Dia izao no valin-teny azo. Lazainy fa fanazavana hono.
Izao ary raha tsy azon'ny Fody ê:
Raha izaho i Fody ovaiko aloha voalohany indrindra ny pseudo satria izany Fody izany anie raha oharina amin'ny akoho dia tena sady kely tsy misy ohanina no mpangala-bary ê.Ny akoho aza mbola voan'ny hoe :"milohan'akoho",mainka fa ny Fody!
Raha ovàna indray mba ahitàna dikany mba mendrika dia mety azo atao hoe "fanafody" ,nefa toa tsy misy ifandraisany.Ny atahorana aza dia sao lasa V ny F!Aza hitako.

NB Ireo voalazako ireo dia tsy misy Cohérence mihitsy ka aza raisina afa-tsy amin'ny vazivazy ê!


Manaraka an'io dia milaza izy fa agnostika, izay faritany hoe:
Doctrine philosophique qui écarte toute spéculation sur l'absolu en le déclarant inaccessible à notre connaissance.
Nefa mbola sahy miresaka dieu ihany izy; hoy izy mantsy ery ambony ery:
Disons que c'est Zanahary mon dieu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2082